Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
27/12/2008 03:16)
Raha misy manome zavatra ho anao
Raha misy manome zavatra ho anao ,dia kinga aho miteny hoe [b] Misaotra Tompoko o [/b]
[color=blue] Ilay fanomezan'ATra dia Jesosy kristy[/color]
[color=red]Iay misaotra tompoko dia ny finoanao an'...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/01/2009 13:58
niryna
(
23/12/2008 16:47)
Iza koa no mbola mahita ?
Indraindray dia mahavariana ny fomba fitenintsika fa misy fanoharana foana a.
MIvandravandra toa mason-tanalahy. Medameda toy ny sarety. MIrimorimo toy ny angidina. Tsy mba mipitrapitra mampalahelo f...
tohiny
novalian'i lulah70 ny 21/01/2009 16:14
niryna
(
23/12/2008 16:43)
Dia saiky nandefasany hafatra avokoa izany isika rehetra ?
Nisy olona taloha mantsy mitovy an'io ihany milaza fa maty ny rainy ,manambola be izy ka afaka avadika amin'ny kaontiko ilay vola :roll: dia hitsoaka any Senegal izy fa mipetraka ao amin'ny camp ...
tohiny
novalian'i Mimhie ny 08/01/2009 11:43
niryna
(
23/12/2008 16:25)
Ny Fitiavan'Andriamanitra: Happy Birthday Jesus !
Inona no mibahana ao an-tsainao rehefa tonga ny fankalazana ny krismasy ? Maninona isika no mankalaza izany andro malaza izany ?
Amiko dia ahatsiarovako ilay Mpamonjy izay teraka anavotra ny olona r...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2009 12:05
niryna
(
10/12/2008 18:29)
Aiza no alehanao raha ........
Mahalasa saina ihany io fanontaniana io raha mijery ny fiainantsika ankehitriny. Tsy ho voatery hoe mihinana ihany isika vao afaka midera an'Atra an,na inona kely eo amintsika dia midera azy foana isi...
tohiny
novalian'i mangakely2016 ny 07/09/2016 04:59
niryna
(
08/12/2008 18:22)
Zaraiko aloha ity e !
Hafatra nalefan'ny namako ho ahy ka mba zaraiko ho antsika rehetra
[color=blue]
tena saro-pady ny asan'ny Mpiandry an! tena asa masina ihany koa ! tsy azo hataotao foana!
tsy afeniko anao fa izaho...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:25
niryna
(
08/12/2008 17:55)
Ny tombotso azo avy amin'ny betterave ?
Ovaiko kely indray ny resaka eto dia ny karazana tombotsoa mety ho azo amin'ny sakafo hohanintsika.
Ny betterave no asiako resaka aloha.Inona ny tombotsoa mety ho azontsika amin'ny fihinanana bettera...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/12/2008 14:59
niryna
(
06/12/2008 18:35)
Toa zava-poana izao rehetra izao ?
Hoy izaho anakampo: [b]Aoka mba hizahako toetra amin'ny hafaliana hianao, ka dia mifalia amin'ny fahitana ny fahafinaretana; kanjo, indro, zava-poana koa izany.[/b]
Ary na inona na inona nirin'ny...
tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2009 11:32
niryna
(
06/12/2008 17:46)
Azonao sary an-tsaina ihany ve ny tianay ho tenenina ?
Misy toerana izany dia tsy mba manana accent ny ordi ka raha te hiteny sy te hanoratra izao izahay ka teny roa samy hafa izao dia toa iray ihany no anoratanay azy eto.
* lalana sy ny lalana : f...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:26
niryna
(
06/12/2008 03:34)
Pretra manao "voodoo" manasitrana aretina toy ny sida ?
Sao dia mba nisy nahita ilay tantara niseho tany Haiti hianareo ? Voodo Priest in Haiti na Pretra dia karazana olona misy fanahy hafa ka manasitrana aretina toy ny sida .
Tsy ny mpitondra fiva...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/12/2008 09:01
niryna
(
03/12/2008 17:16)
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo @ fisainan'ny ratsy..
[b]Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;[/b]
[u][i][c...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 15:41
niryna
(
03/12/2008 15:05)
Saika niala teo ny ainy noho ny tandra metaka
Andro tsy fiasana tamin'io saika misy fotoana dia voatery miasa ny olona sasantsasany.Indray andro dia niangavian'ity mpampiasa ity olona iray mpiasany mba andeha any amin'ny toerana iray hafa iray ...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 03:10
niryna
(
25/11/2008 16:39)
Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray .
Ny famelan-keloka sy ny fanasitranana dia tsodrano iray ihany (forgivness and healing are twin blessing).
[b]16 Ary nony hariva ny andro, dia nentin'ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny te...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/12/2008 23:17
niryna
(
22/11/2008 02:22)
Mividy zavatra kanefa tsy amim-bola ...Hmm
[b]
He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin'ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna![u] Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/12/2008 16:43
niryna
(
21/11/2008 20:35)
Sao dia misy mahalala fandefasana entana ho any Dago?
Taloha dia afaka mandefa entana amin'ny sambo izahay ,somary elaela ilay izy kanefa dia tonga soa amantsara. Ankehitriny dia tsy afaka mandefa intsony fa tsy misy ny sambo fandefasana aty amintsika ka...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:28
niryna
(
21/11/2008 05:11)
Mba mitady ba-kira amin'ny teny gasy
Sao dia misy mahay ba-kira amin'ny gitara ilay atao hira teny gasy ? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/11/2008 20:04
niryna
(
19/11/2008 18:52)
Iza Atra ? Ireo finoana 17 samy manana ny ATra-ny
Mahafaly ny mihaino sy mizara ny finoan'ny hafa.Mahatonga ny tena hifikitra amin'ny finoan'ny tena koa ilay izy raha toa ka latsa-paka ilay finoana (tsara rafitra-good foundation -toy ny trano tsara f...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/12/2008 20:07
niryna
(
18/11/2008 16:34)
Samosa efatra $ 204 no vidiny
Asa hianareo raha efa nandeha toerana ka raha vao mahita ilay olona fa vahiny dia hambakainy ny tena.Efa nandalovanay izany rehefa tonga any an-tanana izahay ary tsy indray mandeha ihany fa imbetsaka...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:30
niryna
(
18/11/2008 07:04)
Raha tsy ATra no mitantana ny fiainantsika dia Iza ?
Raha ohatra tokoa ka tsy Atra no mitantana ny diantsika,ny fiainantsika ,ny firenena rehetra dia iza ?
Raha ohatra ka tsy misy olona hafa akoatran'Atra mitantana ny fiainantsika dia milaza ve iz...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 14/12/2008 20:44
niryna
(
14/11/2008 11:49)
Sambatra ny manana an'i Jesosy
Sambatra tokoa izay manana an'i Jesosy.na inona ataonao na inona mihantra aminao aza kivy fa miaraka amintsika foana izy e
Eny manana namana tokoa isika dia Jesosy izany.
Izay manala ny fahotantsika...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2008 18:21
