Mba mitady ba-kira amin'ny teny gasy

1. niryna ( 21/11/2008 05:11)
Sao dia misy mahay ba-kira amin'ny gitara ilay atao hira teny gasy ?
répondu par niryna le 21/11/2008 20:04
2. fahamarinana ( 21/11/2008 05:30)
:arrow: tsy haiko raha hanampy an'niryna ity rohy ity fa io no mba fijeriko fa ohatran'ny mety kokoa ho an'ny efa mahay gitara ..
http://www.freewebs.com/guitare-malgache-ba-gasy-etudes/ (l)
3. niryna ( 21/11/2008 20:04)
fahamarinana:

:arrow: tsy haiko raha hanampy an'niryna ity rohy ity fa io no mba fijeriko fa ohatran'ny mety kokoa ho an'ny efa mahay gitara ..
http://www.freewebs.com/guitare-malgache-ba-gasy-etudes/ (l)

io mihitsy no tena tadiaviko fa tsy aiko ny milaza azy
misaotra betsaka aky fahamarinana a
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456