Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 30/08/2008 17:25)
kamboty velon-dray
Inona no tena hevitr'izany hoe kamboty velon-dray izany e ? (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 04/09/2008 16:09
niryna ( 30/08/2008 17:24)
Maninony ny lehilahy no tsy dia tia makany @ dokotera?
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy. Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjar... tohiny
novalian'i niryna ny 22/10/2008 04:44
niryna ( 26/08/2008 17:04)
Ny antony tsy hinoana an'ATra ...!
Raha sendra nihaino ity mpitandrina aho androany dia nanazava izy fa rehefa manomboka manaiky ho tantan'i kristy ny fiainantsika dia mahita ny zavatra mety sy tsy mety isika noho ilay fanahy masina mi... tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2008 16:35
niryna ( 25/08/2008 17:26)
Tena nanindrona ahy mafy ny teniny
Ny zavatra rehetra ataontsika dia misy fiantraikany avokoa na soa na tsara.Mety tsy mivaly eo noho eo ilay izy saingy misy fetrany avokoa ny zavatra rehetra ataontsika . Taona maro no nandaozan'it... tohiny
novalian'i niryna ny 04/09/2008 16:11
niryna ( 25/08/2008 17:14)
Religion Vs Salvation(Famonjena )
Inona no mahasamihafa ny atao hoe Religion sy ny Salvation na (Famonjena) ? misaotra betsaka (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:09
niryna ( 22/08/2008 21:12)
Ny ankohonany ihany no fahavalony,ho halan'ny 'ny olona koa
Voalaza ao amin'ny soratra masina fa ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony ary ho halan'ny olona koa isika noho ny anaran'i JK ..[b][u] Ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.(Mik 7.6)[/u]... tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2008 17:44
niryna ( 22/08/2008 19:00)
Baraka
Toa teny maro no azo alaina amin'io teny baraka io.Manala baraka,afa-baraka .. Inona no tena hevin'izany ? Manala baraka afa-baraka misaotra antsika rehetra (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:09
niryna ( 20/08/2008 05:35)
Roa karazany ny olona ..hmm!!
Voasoratra ao anaty baiboly fa roa karazany ny olona dia ny olona izay araka ny nofo ary ny olona izay araka ny Fanahy........ [b] 14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany [/b][u][b]dia tsy mba ma... tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2008 16:52
niryna ( 18/08/2008 05:12)
Na dia iray fotsiny ihany aza ve ?
Hoy ity namana iray mikasika ny didy folo hoe raha mba voatandrinay kosa aza ve ny fito amin'ireo didy folo ireo tsy efa mba tsara :D :D =D=D kanefa ny tenin'Atra dia manambara hoe [b] [color=b... tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2008 11:44
niryna ( 15/08/2008 12:30)
Mpamitaka sy mpisandoka ve ity !!tafiditra ao izy.
Nisy namako iray izay niresaka tamiko vao mba tadidiko koa ny zavatra nitranga tato amin'ny serasera .Nisy olona ninamana taminy hoy izy ary io olona io dia nampanantena hanome zavatra ho azy rehefa t... tohiny
novalian'i blow ny 09/09/2008 12:41
niryna ( 14/08/2008 05:18)
Synagogan'i Satana
Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena hianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon'izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa [i][b]synagogan'i Satana[/i][[/b] [b] .Apo 2:9... tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2008 19:42
niryna ( 07/08/2008 16:51)
AMENA !!!
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'io teny kely io ? Aminao inona no mahatonga anao mamarana ny teny hoe AMENA (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:04
niryna ( 07/08/2008 06:14)
Tsy hanan-java-mahory izay matahotra Azy.
Efa noresahina teto ny tahotra tiana ho tenenina eto ka dia ho zaraiko fa [b]izay rehetra matahotra an' i Jehovah dia tsy mba hanan-java mahory.[/b] Ahoana izany matahotra Azy izany ? Raha mita... tohiny
novalian'i niryna ny 14/08/2008 04:40
niryna ( 03/08/2008 05:19)
Tsy voatelina ny fanafafody kanefa te ho sitrana aho !!
Tsy ny fanafody rehetra dia mora atelina avokoa,ao ny mangidy ,ao ny mila rano ary ao ny tapenana mihitsy ny orona manatelina azy rehefa te-ho sitrana ,rehefa nomen'ny dokotera fanafody izany dia tok... tohiny
niryna ( 01/08/2008 16:14)
Ny namana namako hiany fa izy no tsy te hinamana intsony !!!
Raha mitia namana isika dia tena tia tokoa ary mandrakizay ilay fitiavana namana ,misy anefa toa eritreretintsika fa mbola namantsika ihany na toy ny naha mpinamana antsika fahiny ihany kanjo toa niov... tohiny
novalian'i niryna ny 13/08/2008 15:22
niryna ( 28/07/2008 17:41)
Zaraiko antsika ity: Fahagagana tany Indonesia:Timor
Rehefa nanomboka niasa tao amin'io toerana io Kristy dia sitrana ny marary,nitsanga ny maty,eny fa na dia nisotro poizina aza ireo vahoakan'Atra dia tsy maty,nandeha teny ambony rano efa ho 1o metatr... tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2008 05:24
niryna ( 25/07/2008 18:35)
Fanontaniana/valiny,fanontaniana /mi-panic !!!
Tamin'ny mbola kely isika hoy ity olona iray rehefa anontaniana zavatra dia mamaly aingana,nampianarina izany isika hamaly eo noho eo ary asiana ora mihitsy ilay famaliana azy. Toa izany koa hoy izy ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:05
niryna ( 23/07/2008 05:06)
Izaho milaza ny marina @nareo: mahatsara anareo ny fialako
[b] Fa izaho milaza ny marina aminareo: mahatsara anareo ny fialàko[/b]; ....................................................... [b]fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpanan... tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/08/2008 15:23
niryna ( 13/07/2008 23:44)
Iza amn'ireto roa ireto lesy no alehako a:Vavolombelona !!
Efa naheno ve hianareo fa maro ny olona no miteny fa roa ihany ny lalana alehantsika rahatrizay ka miala ety isika ? Narary ity fianakaviana iray ary dia tonga hatrany ny mpiandry mivavaka ho azy ary... tohiny
novalian'i niryna ny 03/08/2008 04:02
niryna ( 13/07/2008 19:19)
Petak'orona .mbola mety ho lava ihany ve ?
Tadidiko fahiny nisy appareil kely izay nafaran'ilay ramatoa taty an-dafy hono dia iny ilay ramatoa apetany amin'ny orony foana ilay izy rehefa alohan'ny andeha hatory izy.Taty aoriana tokoa hitako ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/07/2008 18:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5022