Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 11/06/2008 13:53)
Ry dada malala,ry dada malala a.Misento ny foko.....
Miarahaba ny ray rehetra aho.Fisaorana sy fiderana feno no atolotro ho anareo rehetra.Tsy mora ny mitondra adidy,miaro ny vady aman-janaka,miasa andro aman'alina ary mitady sakafo atolotra ho an'ny fi... tohiny
novalian'i niryna ny 13/06/2008 04:09
niryna ( 09/06/2008 17:49)
Ny tsy te am-piasa saina ihany hono no be mokon-doha ??
Raha natao hono ny fandinihana dia 10% ihany saina am-piasaintsika,kanefa afaka mihitatra hatramin'ny 70-95% mihitsy aza izany. Ireny olona tsy te hivaky saina,toa dondrona ,na manda ny tsy hianatra ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:21
niryna ( 07/06/2008 17:56)
Fialonana:Avy amin'ny teny inona? Ny antony?
Avy amin'ny teny inona tokoa ny hoe [b] Fialonana[/b] ary inona no mahatonga ny olona hialona? harena,fahaizana,fahalalana,fahantsarantarehy,fialonana fotsiny izao,toetra,firazanana sns mbola misy ve... tohiny
novalian'i niryna ny 13/06/2008 04:15
niryna ( 06/06/2008 20:45)
Kambana nifandiso,efa lehibe vao fantatra
Mitandrema ihany,tonga angamba dia asiana marika ny zaza fa tena maro ihany izay tantara ,mangala -jaza any amin'ny hopitaly e,ny zaza nifandiso e. Nisy mirahavavy izy samy kambana avokoa ka taty aor... tohiny
novalian'i niryna ny 24/06/2008 23:59
niryna ( 06/06/2008 03:53)
Tena raha misy lalana angamba aoka fotsiny
Ny fiara rehefa tsy tiana na manomboka ho ratsy dia sarotra be no mitazona azy,tsy mba toy ny any amintsika,azo ampiasaina hatramin'ny fanaovana fatam-pera. Ny aty ny tena indray no miantso izao rehet... tohiny
novalian'i niryna ny 28/08/2008 21:33
niryna ( 05/06/2008 17:10)
Omenao azy ve ny zanany sa
Nalefako tany amin'ny dinika manokana"Fanambadiana izay nosoratako izy ity" saingy amin'ny maha dinika manokana azy dia mety misy tsy tafiditra ka dia naverika eto indray e .... Mety daholo izany i... tohiny
niryna ( 04/06/2008 17:45)
Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra.Hmmm!!!
[b]2 Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy no avy amin'Andriamanitra;[/b] 3 ary ny fanahy rehetra izay tsy manaik... tohiny
novalian'i niryna ny 08/06/2008 05:18
niryna ( 30/05/2008 23:20)
Ahoana no mahatonga an'izany?Tsy mamela heloka,voan'ny....
Tsy ho voatery mpino an'Atra ihany no resahiko fa na ny dokotera na ireny olona mpanome hevitra ireny na ny kristiana na iza na iza raha tsy mahay mamela heloka hono dia mety ho voan'ny cancer,arthrit... tohiny
novalian'i niryna ny 02/06/2008 01:03
niryna ( 29/05/2008 05:20)
Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy,
Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao.[b] 1 Jaona 4:1[/b] ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2008 18:24
niryna ( 27/05/2008 17:37)
Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e
Nisy ramatoa nanambady ka isaky ny alina dia toa mivoraka foana hono ny lohany. Nifoha hono izy dia tsy teo am-pandriana ilay vadiny kanefa noho ny maraina dia io teo indray.Nanana eritreritra hafa it... tohiny
novalian'i endrika01 ny 13/06/2008 17:39
niryna ( 27/05/2008 04:30)
Ilay sary hosodoko tsy nisy vidiny
Mpanankarena mpanangona sary hosodoka ity rangahy ary indray andro krismasy dia tonga nanatitra sary hosodoko teo ambaravany ity miaramila.Fanomezana izay mba vitan'ny tanako ity hoy izy ary sarin'ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2008 19:43
niryna ( 27/05/2008 04:08)
Ampanaraho ahy ny volako rehetra
Mpanan-karena be ilay ramatoa ary dia nametraka hafatra t@ vadiny izy hoe rehefa hatrizay ka maty aho dia ampanaraho ahy ny volako rehetra. Tonga tokoa ny fotoana nahafatesany ary alohan'ny hanidina ... tohiny
novalian'i niryna ny 30/05/2008 22:31
niryna ( 25/05/2008 18:50)
Maheno fofona ve sa izay maizina dia anariana avokoa
Raha mitondra alika ny olona dia izay toerana misy fofona no hipipiazany ihany koa,matetika anefa izay toerana maizimaizina dia maimbo pipy avokoa.Maheno fofona ve ny olona hoy hianareo dia mamely eo ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/05/2008 04:47
niryna ( 24/05/2008 04:19)
Ny lehilahy no lohan'ny tokantrano,na tsy miasa aza ve?
Kristy no lohan''ny fiangonana ary toy izany ihany koa ny lehilahy no lohan'ny tokantrano. Hoy ilay rangahy izay hoe raha sanatria ve ka voaroaka amin'ny asa ny vadinao ka hianao irery no miasa,moa v... tohiny
novalian'i niryna ny 25/06/2008 19:05
niryna ( 20/05/2008 16:38)
Ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.
[b]Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko, dia mbola vatolampin'ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra. Salamo 73:25[/b] Ny zavatra tsampako indray andro izay dia toa tsy nandeha tamin'iny la... tohiny
novalian'i niryna ny 29/05/2008 05:12
niryna ( 19/05/2008 02:05)
Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany ny fahazavanareo
[b]2 Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. 3 Isaorana anie Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika Izay nitahy antsika tao am... tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2008 16:01
niryna ( 18/05/2008 20:49)
Tiako ilay mpampianatro izay! Ianao koa ve mba nitia mpptra?
Tamin'ny kilasy de 8 eme angamba izy izay dia nisy mpampianatra iray izay tena tiako tokoa Mme Justine no anarany.Tsy te hifindra kilasy aho fa mbola te hijanona ao aminy ihany ka mody nanao tsy nahay... tohiny
novalian'i milaibe ny 25/05/2008 09:18
niryna ( 16/05/2008 20:53)
Misaina tokoa ny biby a
Asa hianareo raha efa nahita fa maro no zavatra mety tsy noeritreretintsika kanefa ataon'ny biby. Ny voronkeliko "canarie" rehefa miakatra ny tohatra ny tena dia manao feo toa falifaly izy ary rehef... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 19:18
niryna ( 16/05/2008 03:27)
Be dia be ny porofo ka aza mangataka andro intsony ....
[b] Ary hitady Ahy hianareo, dia ho hitanareo Aho, raha katsahinareo amin'ny fonareo rehetra. Jeremia 29:13[/b] Indraindray dia toa sarotra ny mino fa misy Atra.Kanefa na izany aza dia maro ny porofo... tohiny
novalian'i niryna ny 11/06/2008 15:00
niryna ( 16/05/2008 00:37)
Mizara telo hono ny toetran'ny olona:kamo ,mazoto ,ary ny...
Misy karazany telo hono ny toetran'ny olona dia ireo olona kamo izany,ny mazoto ary ny eo anelanelany ... Ny kamo na ny haninny hohaniny aza dia miandry olona ampiditra azy any ambavany izy;tsy mamo... tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.638