Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 07/10/2008 17:47)
Misy fanahy(soul) koa ve ny biby ?
Tsy fantatro aloha na fety inona na inona no nankalazain'ny fiangonana iray izay hitako nanomboka ny sabotsy ka hatramin'ny alahady(. Nilahatra nitondra ny alikany avokoa ireo mpiangona ao amin'ilay ... tohiny
niryna ( 02/10/2008 17:08)
Avelao ho karakainay fa hianareo aza mba sahirana
Efa niresaka ny hoe inona no tokony atao raha toa ka any an-tany lavitra (tsymipetraka any dago ) ny olona raha sanatria misy manjo. Ity nisy tantara iray izay vao nitranga. Fantan'ilay mpikarakara... tohiny
novalian'i niryna ny 18/10/2008 01:59
niryna ( 02/10/2008 04:56)
Tsara ho fantatra,avereno foana ny fanontaniana ...
Ny tenin'Atra dia azo am-piasaintsika amin'ny fiainana iray manontolo.Ohatra amin'izany ny fakam-panahy,fangalarina a,fanana toetra ratsy ...Ireo no anaovako ohatra fa samy mahalala ny tokony atao sy ... tohiny
novalian'i cutie ny 01/11/2008 18:40
niryna ( 30/09/2008 17:51)
Ny famoronana sy ny fivoarana
Rehefa nitoriteny ity rangahy iray dia nisy olona nitsatsaingoka niteny fa isika dia avy amin'ny rajako no niandohana .Dia hoy ilay rangahy nitoriteny hoe aza miala hianao fa rehefa avy eo aho hividy ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2008 04:00
niryna ( 26/09/2008 10:09)
Zavatra dimy no tokony ho fantatra raha mitranga io
Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara . Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany... tohiny
novalian'i rca ny 29/10/2008 13:52
niryna ( 24/09/2008 17:33)
Hoy ny dokotera: 56 mino manasitrana ny vavaka ,24 tsy mino
Rehefa nataon'ny dokotera ny fandalinana mikasika ny fanasitranana ataony dia 56 no marary mino fa manasitrana ny vavaka amin'Atra Ray Mpanao ny zavatra rehetra ka mino ihany koa fa Kristy no antsoiny... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 05:16
niryna ( 24/09/2008 15:34)
Araka ny score-nao no ahalalana ny stress ao aminao
Andraso fa omeko eto ireo karazana zavatra miantra amin'ny fiainantsika ka araka ny maha avo ny scores no maha betsaka ny stress ao amintsika.Ny zavatra tokony atao dia ezahana vahana tsikelikely ny o... tohiny
novalian'i niryna ny 09/10/2008 17:15
niryna ( 24/09/2008 15:30)
lasantsy miakatra ny vidiny dia midina indray avy eo
Hiaraha mahalala ny vidim-piainana amin'izao fotoana izao.Asa ihany izay hiafarana raha izao no mitohy. Soa ihany fa manana fanantenana ka tsy dia matahotra na hangozohozo satria Atra no mitantana ny... tohiny
niryna ( 20/09/2008 01:15)
Inona izany sakaizan'izao tontolo izao izany ?
4 Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/11/2008 19:51
niryna ( 19/09/2008 23:54)
Tsara ho fantatra:fisehoan'ny stroke na aretim-po ....
Zaraiko anareo ity sao dia mba manampy,tsy fantatro ny filaza ny stroke fa toa tononina hoe aretim-po daholo ilay izy rehefa misy aretina mikaska ny fo ,mety ho tapaka lalan-dra ilay olona,mety tsy ... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2008 09:25
niryna ( 16/09/2008 17:16)
Vahiny mihira:
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy . [b] Malagasy National Anthem[/b] http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x6q7vf_malagasy-national-anthem-david-lips_music Iza re no namp... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2008 16:41
niryna ( 15/09/2008 15:04)
Zanak'Andriamanitra sy zanaky ny devoly. ???? ngahh!!
[u][b] Fa izao no teny nampitondraina izay efa renareo hatramin'ny voalohany: tsy maintsy mifankatia isika,-[/u][/b] [b] 1 Jaona 3:11[/b] 12 tsy mba tahaka an'i Kaina,... tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2008 00:59
niryna ( 12/09/2008 20:39)
MIsaotra dadapasy a !!
Nisy zavatra nitranga toa izao.Nahare tantara ity pasitera hoe manana sakaiza hono ity rangahy izay efa manambady aman-janaka ka dia nanontaniany ny momba izany raha nitombona tokoa izany. Dia n... tohiny
niryna ( 09/09/2008 17:45)
Afaka handanjalanja ve hianao ?
Mizara telo ny fizararantsika ny fotoana ao amin'ny fiainantsika dia ny saina ,ny vatana ary ny fanahy na koa hoe mind,body,and spiritual . Ny saina ... tohiny
niryna ( 09/09/2008 16:42)
Ny siansa mila porofo fa ny fivavahana mila finoana
Matetika isika dia mitady porofo foana vao mino ny fisian'ilay Atra izay hinoan'ny kristiana (Andriamanitr'Israely) izay nipoiran'ilay Mpamonjy dia i kristy izany. [b]Hoy Jesosy taminy:[u] Izay ela i... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 22:12
niryna ( 08/09/2008 17:07)
E.E.E. ,veloma hatreo ny fifidiana charbon !!!!
Samy hiaraha-mahalala ny fidangan'ny vidim-piainana.toa samy mampiakatra izay tiany atao daholo ireo mpivarotra,asa lahy....variana amin'ny fitadiavana koa angamba ireo vaomieran'ny fanarahamaso e :c... tohiny
niryna ( 04/09/2008 17:35)
Fahitana,tsindrimandry,nofy ary feo.
Ny fahitana ,tsindrimandry,nofy ary ny feo dia voalaza ao anatin'ny soratra masina.Fomba anehoan'Atra ny olona amin'ny zavatra mety hiseho ,na hiraka ampanaoviny azy sns . Nisy olona nijoro vavolom... tohiny
novalian'i niryna ny 17/09/2008 17:29
niryna ( 01/09/2008 22:22)
Cancer: mety manampy antsika ity
Zaraiko anareo ireto karazana sakafo izay mety manampy ny rehetra mba tsy hiombo na ho fiarovana ny cancer tsy hianaka be loatra. Maro karazany ny fipoitran'ny cancer ary indraindray tsy fantatra mih... tohiny
novalian'i niryna ny 19/09/2008 23:29
niryna ( 01/09/2008 21:41)
Sao dia mba manampy anareo ity.
Sao dia mba mahalala zavatra toa heverintsika fa kely kanefa sady mora no tsotra ary manampy amin'ny fiainana isika ? Ohatra hoe raha miantsena isika ka sendra nisy ranon-trondro nanaraka tao anaty f... tohiny
novalian'i soa.tiana ny 29/07/2016 08:03
niryna ( 01/09/2008 02:26)
Izaho anie Jesosy:Saotra sy Dera
Mahafinaritra ery ny mihaino ny tonony,mazoto e. E izany fanirian'ny olona mba te ho diovina sy ho tempolin'i Jesosy ary mba ho sakaizaNy mandrakizay doria. Mino aho fa maniry ny ho toy izany hianao... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0621