Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 09/12/2006 06:21)
Mana nilatsaka avy any an-danitra
Mino sy matoky isika fa mamaly vavaka Andriamanitra amin\'ny fotoana izay tiany sy izay mahasoa antsika. Misy anefa ny mailaka na urgent.Nisy amintsika ireo ve sendra zava-doza, olon-dratsy, nifanena... tohiny
novalian'i dailynews ny 15/12/2006 16:47
niryna ( 06/12/2006 07:03)
Mamaly vavaka ve Andriamanitra.Mijoro vavolombelona
Maro ireo naman-tsika miroaroa ny sainy rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava.Mba afaka ny hijoro ho vavolombelona ve ianao fa mamaly vavaka Atra? Na taminao izany,na namana na olom-pantatra? Tant... tohiny
novalian'i prime ny 03/01/2007 10:37
niryna ( 03/12/2006 07:36)
Ankoatry ny kristiana,mba liana ny finoan\'ny hafa izahay
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavah... tohiny
novalian'i niryna ny 01/01/2007 21:13
niryna ( 03/12/2006 07:30)
Mino ny fanaovana batisa ao anaty rano ve ianao?
Tamin\'ny mbola zaza isika dia noentin\'ny RAR natao batisa tao am-piangonana.Lehibe isika izao moa ve ianao mino fa mila atao batisa ao anaty rano na eny amoron-drano na ao am-piangonana ,miroboka ao... tohiny
novalian'i razaa ny 09/12/2012 23:53
niryna ( 02/12/2006 06:27)
HAPPY BIRTHDAY JESUS! HAPPY HOLIDAYS!
Ho avy ity ny andro HANKALAZANA NY NAHATERAHAN\'I JESOSY(THE BIRTH OF JESUS),manao hazon\'ny noely mitantara ny nahaterahan\'i Kristy any am-piangonana ny ankizy. Manao sasakalina sy mandray kominio h... tohiny
niryna ( 17/07/2006 19:51)
Hmm!
Maninona no mbola tsy miditra mandray anjara akory ny tena dia efa tsy mety tafiditra izay tiana ho resahina?Mety ho diso ve ny karan-dohany? Jereo ity [b]Tsy mbola afaka manoratra Vao minitra vit... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9782