Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
17/06/2009 21:04)
Ataon'ny olona daholo izay fomba mety ahazoana vola
Ny vaovao androany dia lehilahy iray nanao solovolo,akanjombavy no niseho teo amin'ny toerana iray izay ankana vola,rehefa nandeha ny resaka dia nasain'ity toerana ity ilay zanany itondra ny reniny h...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/06/2009 18:27
niryna
(
15/06/2009 20:51)
Sao mba misy manana ity hira ity e
Efa notadiaviko tao amin'ny dailymotion ihany ilay izy saingy efa ela no nandeha dia tsy nivoka intsony.Raha mba manana ny tonony sy ny video anie hianareo dia mba omeo ahy e
Tsy dia aiko tsara ilay ...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2009 20:56
niryna
(
10/06/2009 20:51)
Fa maninona Atra no nanao ny moka ? ngaha !
Rehefa voakaikitry ny moka isika dia mety lasa eritreritra kely tokoa hoe fa faminona Atra no nanao ny moka na ireny karazana biby maro samy hafa mety manaikitra antsika ireny ?
Atra dia nanao ny za...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/06/2009 16:44
niryna
(
10/06/2009 19:19)
Tena tsy mety ho foana mihitsy angamba izy ity e
Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 18:51
niryna
(
10/06/2009 19:10)
Sao mba mahasoa ity e:fanorana amin'ny faladiha
Raha ny tongotra no tsy afaka mandeha dia tena itanao mihitsy izany hoe hay ve tena tsy afaka mandeha aho na te-andeha aza e.Misy mpanotra ny faladia ary asa izay mahalala fa ao ambanin'ny faladia ao ...
tohiny
novalian'i rhina ny 10/09/2009 14:13
niryna
(
04/06/2009 02:44)
Tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena [b] II Tim 1:7[/b]
Raha resaka fanahy masina dia tsy dia mba maheno firy na tsy dia mba heno firy izany ...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/06/2009 20:43
niryna
(
04/06/2009 01:38)
Sao mba mahasoa anao ity
Indraindray dia mitady hira ny tena ka sarotsarotra ihany vao mahazo.Ity ary misy site iray sao mba mahasoa anao .Minoa aho fa tafiditra ao avokoa izay mpihira tadiavinao .
http://www.afromix.org...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/06/2009 18:52
niryna
(
04/06/2009 01:06)
Farany ,nahita ny zanany ihany ilay ramatoa
Noentin'ity sipany nandositra ity zazakely ary dia nitady azy nandritra ny roambin'ny folo taona ny reniny.Nataony daholo izay fomba rehetra mba ahitany ilay zanany ary dia faly ery izy fa hoe ahita n...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/06/2009 18:35
niryna
(
28/05/2009 05:28)
Atheism ? Agnositicism ? Mba misy afaka manazava ve ?
Ahoana no fieritreretany izany hoe Atra izany ? Mba misy afaka milaza ny dikan'ny Atheism sy Agnosticism ve ?
Afaka miteny ve isika hoe misy Atra? fa amin'ny sasany dia hoe tsy misy izy,na andriama...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/06/2009 18:44
niryna
(
22/05/2009 04:19)
Ny tsy hitovizan'ny
[b]Andeha, misaora an'i Jehovah**, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.[**Na: misaora an'i Jehovah amin'ny alina] Salamo 134:1[/b]
Asain'Atra misaotra Azy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2009 04:03
niryna
(
15/05/2009 11:17)
Tantely: Inona avy no ilaina azy,
Mety efa fantantsika ihany angamba fa maro no asan'ny tantely izay manampy amin'ny fahasalamana .
Raha mianjera ny tena ka mangana dia asiana tantely eo amin'ilay faritra ary asiana ttsy kely eo amb...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/05/2009 18:15
niryna
(
15/05/2009 11:06)
Mety ho tratra ihany ve ny tanjona ?
Jereo raha mba mey mahasoa anao ity.Misy efatra no fomba ahatongavana amin'ny tanjona iray na zaatra tiana atao na noeritreretina atao:
ny voalohany dia rafitra atao amin'izany tanjona tiana atao i...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 21/05/2009 10:26
niryna
(
15/05/2009 10:43)
Mandingana kilasy,Manaiky izany ve hianao?
Misy zaza maranintsaina be izay,ampianaran'ny reniny kosa aloha izy e,izany hoe raha mbola tsy tonga ny fotoam-pianarana dia efa alainy daholo ny programmes rehetra dia ampianariny tsikelikely ilay za...
tohiny
novalian'i tisera ny 22/09/2009 19:34
niryna
(
13/05/2009 16:00)
Inona izany hoe 666
Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
AN...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 03/07/2009 12:55
niryna
(
12/05/2009 16:14)
Zaza nifamadika ,56 taona taty aoriana vao nino tokoa fa hay
Asa ihany izay mba tokony ataon'ireny hopitaly ireny fa dia maro no mifangaro ny zaza ,aiza ka taty aoriana vao niteny ilay ramatoa hoe tsy zakako intsony fa aleo ho teneniko fa efa niteny ihany ity o...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/05/2009 10:51
niryna
(
12/05/2009 12:26)
Izay omeko sakafo ihany no mahery
Nanontany tena ity lehilahy iray fa misy hery roa ao anatiny,tezi-dava izy .Zavatra kely,tsy misy dikany dia mahatezitra azy.Dia hoy izy hoe misy hery roa ato amiko ato ka arakaraky ny hamahanako azy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/05/2009 15:19
niryna
(
12/05/2009 12:07)
Raha izao no mitohy mety tsy hiasa intsony k'le
Mahavariana indraindray ny fandrosoana an.Eo ny hoe tsy mila mankany amin'ny banky intsony ny olona maka vola fa vita eny amin'ny machine fotsiny.Tsy mila mahandro vary intsony fa pihina fotsiny ilay ...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/06/2009 18:51
niryna
(
05/05/2009 17:09)
Zaraiko ity fa sao mba mahasoa anao
[b]Ny fomba fijery ny hafa :izay matetika dia tsy mijery ny hafa isika ka mety miteraka fifandirana izany na tsy fahafantarana ny marina na koa tonga dia mitsara avy hatrany na manao teny manindrona k...
tohiny
novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:20
niryna
(
05/05/2009 16:41)
Farany afaka niteraka ihany izy: ie, ie !
Zaraiko ity ho antsika rehetra izay tsy nanaraka ilay tantara nalefako any ambadika any
[b]muslim4Jesus[/b]
Fizarana no ataoko eto an ary dia misaotra antsika rehetra nizara ny finoany teto.Tsara...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/05/2009 15:17
niryna
(
29/04/2009 11:47)
Sambatra ny tsy mahita kanefa mino"Doubt Thomas"
[b]Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.
21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'n...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2009 16:02
