Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna , par ordre de date
niryna ( 21/08/2009 14:50)
Mahasoa amin'ny sofina ,maso sy ny sens rehetra
Mba misy mahalala sakafo na zavatra tokony atao ve isika ka mahasoa ny maso ,sofina sy ny sens rehetra? ity ary misy mahasoa antsika sady mino aho fa misy any amintsika: ny apongambeandanitra na po... suite
répondu par niryna le 02/09/2009 04:11
niryna ( 14/08/2009 16:52)
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy? If God is invisible,how can we know he is around us? Ahoana no azavanao izany amin'ny olona? misaotra mialoha (l) niryna ... suite
répondu par niryna le 02/09/2009 16:29
niryna ( 13/08/2009 14:50)
Ny ataon'ny ray aman-dreny no matetika ataon'ny zanaka
Matetika dia fiteny ny hoe taha-dray,matetika isika dia tsy mahita fa ny zavatra ataontsika ihany no mety ho ataon'ny zaza.Ireto aza misy ohatra kely ka anjaranareo ny mizara raha mba misy azo alaina ... suite
répondu par niryna le 22/08/2009 06:21
niryna ( 10/08/2009 04:34)
Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....!
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ... Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zava-dehibe akory fa mba nahavariana ahy fotsiny ilay fomba ataon'ny olona andresena lahatra a... suite
répondu par niryna le 08/09/2009 04:44
niryna ( 07/08/2009 16:47)
Dia dioviko tsara aloha ny tranoka fa andray vahiny aho
Raha hitady trano isika dia jerena daholo aloha ilay izy ka rehefa tiana dia manampakevitra fa hifindra na hividy.Dia manomboka eo ny fanadiovana ilay trano ,mety ho lokoko tsara ilay izy fa mety tsy ... suite
répondu par niryna le 25/08/2009 19:10
niryna ( 06/08/2009 04:45)
Tsy lasa ity be resaka ity,hi,hi
Manao ahoana daholo indray aloha e.Asa hianareo raha mba manao toa izao Na inona zavatra atao ka variana eo dia mety ho kila firehitra ny laoka. Izany mankafia famakiana boky izany,eo ka eo ka eo ... suite
répondu par niryna le 22/08/2009 03:51
niryna ( 31/07/2009 16:58)
Ny Baiboly ve? Tantaram-pitiavana io
Ny baiboly ve /tantaram-pitiavana io ka araky ny amakiko azy foana no vao maika aho mangetaheta ilay fitiavana nomen'Atra ahy,no vao maika aho mahita tsara ilay fitiavan'Atra isan'andro ato amiko. Ar... suite
répondu par niryna le 25/08/2009 18:50
niryna ( 31/07/2009 16:20)
Mankaleo be
Asa hianareo raha sendra mba voa toa ahy fa tena mankaleon'ny be mihitsy ilay izy Saika tapitra nampiasaiko avokoa angamba izay karazana phone cards hiantsoana any dago ary misy tena mangalatra.Ny ... suite
répondu par niryna le 08/09/2009 04:39
niryna ( 28/07/2009 17:07)
Manambady,miteraka,mitombo taranaka ve ny anjely ?
Fa amin'ny fitsanganan'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy. 30 For in the resurrection they neither marry, nor are given in marr... suite
répondu par niryna le 27/08/2009 04:32
niryna ( 25/07/2009 17:28)
Nofy tena izy : Efa nanofy toa izao koa ve hianao?
Resaka nofy ity tantaraiko ity ka asa hianao raha mahamtsapa fa afaka misidina izany isika ao anatin'ny nofy , fa izao koa no mba zavatra tsampako rehefa manofy aho fa tena mahavita zavatra betsaka i... suite
répondu par dolo1 le 18/12/2009 11:12
niryna ( 22/07/2009 18:22)
Inona ry ireto ny tiana tenenina amin'ity ? Ampio aho e!
Raha nijery ny hafatra tao ambadika aho dia misy miteny fa ny anjely hono nanambady ny olona.Tsy azoko ilay izy,anjely izany tamin'izany fotoana izany nisy nofo? Raha nisy anjely nisy nofo izany ka na... suite
répondu par niryna le 28/07/2009 17:00
niryna ( 20/07/2009 23:26)
Izaho izany a
Nisy namako iray izay tato niaraka nifampizara ny tenin'Atra tamiko foana ,niaraka nifampianatra izahay ary nahafinaritra ahy tokoa ilay tenin'Atra nifampizarainay.Indray andro anefa dia hoy izy hoe t... suite
répondu par niryna le 29/08/2009 18:04
niryna ( 20/07/2009 23:12)
Be fadifady izay
Manao ahoana daholo indray o! Tamintsika vao tonga taty ampitan-dranomasina dia marobe ny zavatra tsy mitovy ny fiainantsika tany amin'ny tanana. Maro hoy aho satria marobe koa ireo ray aman-dreny iz... suite
répondu par niryna le 01/08/2009 13:34
niryna ( 30/06/2009 14:38)
Odrryy ! Inona re ity e,nataoko ny tsy hihomehy
Tapaka foana ny tsinaiko rehefa nieritreritra ity tantara nolazain'ny namako ahy ity.Sendra teny ambonin'ny fiara izy ary nandalo fiangonana iray............. Avy niangona aho hoy izy ary somary ni... suite
répondu par niryna le 20/07/2009 23:20
niryna ( 27/06/2009 18:49)
Ireto misy sarin'i Michael Jackson izay te hijery
Misy sary marobe ato raha te=hijery hianao http://hp-laptop.aol.com/_at_50popup miandrasa kely fa mivoaka eo ambany eo ilay sary klikeo eo ery ambony fa misy sariny miisa 30 " MJ through the ... suite
répondu par mirabela le 29/08/2009 19:21
niryna ( 27/06/2009 13:33)
Izaho izany ry reto tena te ihinana mangidy a
Asa hianare raha mba misy fotoana te ihinana mangidy.Mangidy e,mangidy e,hoy ilay mpivarotra mangidy amin'ny siny ,dia iny indray ilay mpivarotra manga mamy be ,any am-bavan'ialahy e,any ambavan'ialah... suite
répondu par niryna le 22/08/2009 16:47
niryna ( 23/06/2009 05:51)
Mifona amiano aho ry Dada fa tsy mendrika ny ho zanakao !
Zaraiko ho antsika rehetra ity amin'izao fotoana ahatsiarovantsika ny fetin'ny ray izao . Tao amin'ny Lioka 15 no notsongoina ny tantara 11Ary hoy Jesosy :Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka ... suite
répondu par niryna le 22/07/2009 17:55
niryna ( 19/06/2009 19:26)
Saobakaka milomano ao anaty rano
Nahavariana ahy ity tantara saobakaka milomano ao anaty rano ity ka mba zaraiko anareo.Zavatra roa no ataoko ohatra eto hoy ilay mpampianatra ka dia ................... Maka rano mafana hianao di... suite
répondu par niryna le 21/06/2009 07:55
niryna ( 18/06/2009 20:01)
Fikolokoloina ny tanana sy ny tongotra
Asa aloha izay fomba fanaon'ny olona any aminareo fa ny aty aminay dia rehefa manao hoho tanana sy tongotra hianao dia arotsany ao anaty rano kely izay aloha ilay izy dia manomboka kikisany daholo ny ... suite
répondu par tsima11 le 23/08/2012 12:06
niryna ( 17/06/2009 21:12)
Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo. 20 Fa olom-boavidy hia... suite
répondu par ni81 le 20/07/2009 13:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415