Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 22/04/2010 17:25)
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha @ ratsy
Ahoana no fomba fandraisanareo izany teny izany hoe Aza mitondra anay amin'ny fakampanahy fa manafaha anay amin'ny ratsy Iza no nitondra tamin'ny fakampanahy Iza no anafaka amin'ny ratsy Rah... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2010 10:58
niryna ( 19/04/2010 01:54)
Ny jiro maintso,mavo ary mena:mampianatra fiainana koa.
Rehefa mitondra fiara isika dia misy soratsoratra eny amin'ny arabe Ny sasany manondro ny anaran-toerana ary raha iny no dia alehanao dia manaraka an'iny hianao dia tonga a Ny jiro maintso dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/05/2010 17:26
niryna ( 18/04/2010 18:57)
Kilalao fahazaza:ahitra kely dia mahavariana,inona ny anareo
Mandinika ny zavatra ananan'ny ankizy ankehitriny aho dia gaga mihitsy fa toa tsy mbola faly ihany ny ankizy.Ny anay fahiny ,ahitra kely dia mahavariana Inona ny kilalao fahazaza nataonareo... tohiny
novalian'i sandrify ny 27/05/2010 13:56
niryna ( 14/04/2010 05:47)
Vaovao farany nambaran'i Losifera.
Tia anao jesoa! Izao indray no vaovao farany nambaran'i Losifera tamin'ny roa herinandro lasa izay.[b] Olona iray nitoerany no niresaka taminy raha nandehandeha ta@ bord teo akaikin'ny Port Toamasin... tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2010 19:51
niryna ( 09/04/2010 17:10)
Jehovah hiady ho anareo,fa hianareo kosa hangina
[b] Zavatra telo no tsara ho fantatra 1- ny fitiavan'ilay Atra antsika rehetra:[/b] ny fahafantarana izany dia manome hery antsika fa na inona onja mahazo ,na kotrobaratra mipoaka,ny fahadisoa... tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2010 19:52
niryna ( 07/04/2010 15:54)
Sambatra izay mamafy eo amoron'ny rano rehetra
Ny asan'ny fahamarinana ho fiadanana,ary ny fokatry ny fahamarinana dia ho fiadanana sy fahatokisana mandrakizay Ary ny oloko hitoetra ao aminny fonenana mandry fahizay sy ao amin'ny toerana mahato... tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 19:35
niryna ( 07/04/2010 04:53)
Hoy ny olon-dehibe hoe izao atao ? Mino izany ve nareo ?
Misy fiteny hoe antitra mampiady karajia ka ny antitra antitra ihany.Misy zavatra maro koa indraindray mba tsara ho fantatra fa ilay izy araka ny hinoana na tsia.Raha resaka sakafo no asiako te... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2010 22:02
niryna ( 07/04/2010 03:09)
Ny fiain'ny elafanta
Mba nahavariana ahy ity fandaharana iray ity.Ny elefanta vavy dia mitondra vohoka eo @ 24 volana.Ary rehefa teraka dia samy mitaiza sy miambina iny zanaka elefanta iny avokoa ny rainy,ny reniny ,ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2010 19:16
niryna ( 01/04/2010 04:00)
Izay anatonan'ilay saka dia maty avokoa avy eo.
Misy toerana nametrahana be antitra iray izay.Namboarindry zareo tsara be ilay izy mba ho tamana ireo antitra.Taty aoriana dia nasiany alika sy saka koa fa ireny moa dia manampy ny olona izay mahat... tohiny
novalian'i niryna ny 07/04/2010 02:55
niryna ( 24/03/2010 20:21)
Fitsaboana miharo fivavahana sitrana ho azy ny marary
Nanao fanadihadiana ireo dokotera nitsabo olona ka naka vondron'olona maromaro,ao ny mpino ao ny tsy mpino an'Atra. Ny zavatra itany sy azo tsampaintanana dia 60% an'ireo niaraka nivondrona nivavaka... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/05/2010 18:24
niryna ( 22/03/2010 03:34)
Mahatsara: maso,fo...hoditra ity. Andramo anie e !
Maro ny torohevitra izay mahasoa antsika.Mahatsara maso ity fa andramo,inona avy ary izany fa tena tiako andramana! mahatsara fo koa hono ny manao izao :aleo hoe andramako ........:D Raha misy... tohiny
niryna ( 17/03/2010 19:00)
Toy ny trondro ...Toy ny paoma
Alohan'ny anombohako ny tantara dia misy fanontaniana kely mba tiako ho fantatra ity Inona no fahafantaranaoo izany hoe [b] olona malemy ara-panahy[/b] ? mitovy ny olona mahantra ve izany na ir... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:16
niryna ( 13/03/2010 06:26)
Maso solon'ny maso....Atolory azy koa ny takolakao iray
Ny teny ao amin'ny soratra masina Testamenta taloha dia manambara fa [color=red] [b] Eksodosy 21:24 maso solon'ny maso, nify solon'ny nify, tànana solon'ny tànana, tongotra solon'ny tongotra, ... tohiny
niryna ( 09/03/2010 06:06)
Mangataka aminao aho ry raiko:mba iraho Lazarosy
[b] [color=blue] Nisy lehilahy manan-karena anankiray niakanjo volomparasy sy rongony fotsy madinika sady nanaram-po fatratra isan-andro tamin'ny fahafinaretana.[/color][/b] [color=green] 20 Ary nis... tohiny
novalian'i hasiniony ny 15/11/2013 18:32
niryna ( 03/03/2010 08:58)
Ny Fanahy Masina: Izy no hampianatra anareo
Hoy ny Tompo:ny Fanahy Masina,ny Mpananatra ,izay irahin'ny Ray amin'ny anarako,Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra,sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko anareo -Fiadanana... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:13
niryna ( 25/02/2010 20:52)
NY FITIAVAN'NY RAY - NY FITIAVAN'I NENY
Nanoratra ity taratasy ity izaho satria somary hoatry ny navesabesatra ny tapak'andro maraina. Nisy orin'asa niantso ahy izay aty Nanambara ry zareo fa afaka miatrika asa avy hatrany izaho, raha vant... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:08
niryna ( 18/02/2010 19:14)
Izay vokisana ihany no ho voky
Indraindray dia varimbariana amin'ity fiainana ity isika,tsy mahatsiaro an'ATra raha tsy misy zavatra mahazo,mety aza tsy miantso ny anarany akory raha tsy hoe andeha ihinankanina.Tonga ny alahady dia... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:22
niryna ( 17/02/2010 15:58)
Nanaiky ny fisarahana ny mpitsara
Ny firenena rehetra dia samy manana ny fombany avy raha eo amin'ny fanambadiana no asiko teny Misy tantara iray ity izay mbola kely ny ankizy dia efa alaina vady ,zaza eo amin'ny sivy na folo taona e... tohiny
novalian'i niryna ny 13/03/2010 04:23
niryna ( 12/02/2010 18:58)
Miamboho ny razana sy ny rano fandroana
Sendra nandeha teny Ambohimanga izany izahay dia zavatra maro no itako teo: misy ilay lavaka toa toerana fandroan'ny mpanjaka taloha izay,rano maloto ary efa misy moka mandehandeha ireny mbola tsy foy... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2010 05:11
niryna ( 09/02/2010 20:35)
Ny lava-bazimba
Tamin'izay mbola kely izany dia nandehandeha teny amin'ny tanimbarin'ny fianakaviana ,mamindra omby ry zareo ,dia mitondra ireny gisa ireny .Misy rano kely izay ,somary misy zozoro eo amin'ilay manodi... tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0416