Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
05/02/2010 06:16)
Izao kosa ve tsy mba mampavelom-panantenana !
Ao anatin'ny vavany zaza no ahitana ny fahamarinana ,raha toa ampianarinao mandainga izy dia mahay koa ary any aoriana any dia ataony koa ilay izy,mety tsy ho fantany hoe tsy mety anefa izany ary raha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2010 07:49
niryna
(
01/02/2010 01:55)
Na dia kely fotsiny aza ny finoany dia vitany izany
Vokatry ny zava-misy eto amin'ny firenentsika dia saika misy famonoan'olona, fangalarana eny na dia andro mazava izao aza dia misitona ny eny an-tanana ireo mpangalatra.Mihamafy ny fiainana mahazo ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/03/2010 04:26
niryna
(
28/01/2010 06:37)
Profesora ? Manao inona izany ?
Aleo aloha hazava fa tsy hoe prof de math na prof d'anglais ity resahiko ity an!
Ity indray misy tantara iray,nisy tovolahy anambady dia niresaka ireny noheveriny ho namana ireny hono izy ary hoy ila...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/04/2010 18:04
niryna
(
28/01/2010 05:16)
Atao fantatry ny ambany lanitra ny toetrany ,oops
Misy olona nametaveta ankizy maro ireny ka rehefa mivoaka any am-ponja izy dia atao fantatry ny mponina eo aminy sy ao anaty website fa mila mtandrina avokoa ny manodidina amin'io lehilahy io na io ve...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 01/02/2010 08:30
niryna
(
23/01/2010 06:55)
Fa maninona no ampandrona? ahoana izany ?
Nisy olona hoe hivady hono ary gasy izy roa ireo dia hoy ilay havan'ilay vehivavy hoe mila ampandrona hianareo roa alohan'ny anaovana ny raharaha .Ngaha ! Dia nitantara ny ray aman-dreniny ity tovola...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2010 20:24
niryna
(
21/01/2010 12:36)
Zaza kely tao anatin'ny lavaka .Fanehoana ny Voninahiny
Raha mijery ny vaovao mampalahelo mahazo ny firenena iray isika dia ontsa tokoa mahita ireo tsy manan-kialofana ,very daholo ny zavatra nisasarana rehetra,ny aina nafoy ,ny toerana ipetrahana tsy misy...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2010 16:24
niryna
(
15/01/2010 20:15)
Omeo olo-marina aho ....
Ny firenena izay olo-marina no mitondra ny fitondrana dia ho salama ny firenena,olo-marina ahoana izany ? olona matahotra an'Atra,mahafantatra fa ny zavatra atao rehetra dia tsy vita na ataotao foana ...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/02/2010 05:55
niryna
(
17/12/2009 15:49)
Ahoana tsara izany fakam-panahy izany ? Ngaha !
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy.
[b]Iza no nitondra antsika amin'izany ary inona tsara io fakam-panahy mibahana amin'ny fiainantsika isan'andro io? Ahoana tsara ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/01/2010 01:19
niryna
(
16/12/2009 11:49)
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO
Niditra ny trano aho dia naheno olona miresaka,gaga ihany aho fa tsy fotoana fahatongavan'ny rehetra anefa ilay ora
Namakivaky ny lalantsara aloha aho ary niezaka namatatra hoe fa maninona no misy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/02/2010 05:40
niryna
(
04/12/2009 04:57)
Mba ho fantatry ny firenena rehetra fa mahery ny tà naNy
Fa nataoNy maina ny falehan'ny rano Jordana teo anoloantsika mandra-pitantsika,mba ho [b]fantatry ny firenena rehetra ambonin'ny tany fa mahery ny tànan'i Jehovah, ary mba hatahorany an'i Jehovah And...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/12/2009 11:20
niryna
(
28/11/2009 10:18)
Mino izany izaho,asa raha hianao?
Mety miatrika fahoriana tsy vitan’ny heriko atrehina aho anio, mety koa mandalo sedra mafy mila tsy hozakan’ny aiko, mety aza mita ranom-pijaliana mila hampamoy fo anefa handresy. Mino aho fa hand...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 06:17
niryna
(
02/11/2009 04:59)
Ny zaza soso-koditra sy ny zaza voaloboka
Mba misy afaka anazava ahy ve nareo mikasika ireo fiteny hoe zaza soso-koditra sy zaza voaloboka?
Misy mantsy ny aretina mety mahazo ny vehivavy ary mety hoe eritreretiny fa bevohoka izy kanefa dia ...
tohiny
novalian'i tiavanafi ny 20/11/2012 14:34
niryna
(
02/11/2009 04:49)
Namana ve izany ?
Nandeha ity resak'olon-droa ary dia niafara tamin'ny hoe raha tena namako indry hoy izy mantsy ilay iray tsy tokony niteny an'izany tamin'i D indry ?
Fa maninona hoy aho satria teo aho no nandeha ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/01/2010 19:30
niryna
(
28/10/2009 17:26)
Hiverina aminy ve aho e....
Hoy ity ramatoa iray izay nilaza fa kristiana izy,nanambady olona tsy kristiana izy ary efa 45 taona no nivadiany,tsara fanahy ,ray manampy amin'ny fitaizana ny zaza,manampy amin'ny zavatra rehetra sa...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/11/2009 06:00
niryna
(
26/10/2009 05:02)
Dia niteny malefaka izy....tiako anie hianao e
Lavitra ny lalana,mba te haka torimaso kely fa tsara ny toerana teny ambonin'ny bus nitondra.Vao nikipy ny maso dia ireo nisy olona roa tsy fanta-pihaviana hoe inona no anton'ity ady.Niteny malefaka i...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2009 22:57
niryna
(
20/10/2009 14:46)
Matokia an'i Jehovah ....fa ataony ho lavorary ny dianao
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao ,aza miantehitra amin'ny herin'ny sainao,amin'izay rehetra ataonao dia ankino aminy izany fa ataony ho lavorary sy tanteraka ny dianao .
http://www.youtube.com/wa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/11/2009 13:20
niryna
(
07/10/2009 05:01)
Ndry !!!
Ao moa e mba hoano ny sakafonao fa marary eo anie hianao e? Tsy hinana aho hoy aho mantsy anareo fa aza terena aho.Ao moa fa omeko izay tadiavinao hianao e,tena marina ve? ie izay tadiavinao mihitsy.T...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/10/2009 20:01
niryna
(
01/10/2009 14:26)
Fa ahoana tokoa ary e
Samy manana ny fandrahoina sakafo angamba isika rehetra e,ao koa ny toerana sy ny zavatra andrahoina.
Any amintsika raha mahandro akoho izany ? lany eo ny saribao vao masaka ilay akoho,toy izany koa ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 09/10/2009 19:02
niryna
(
01/10/2009 05:16)
Voafetra ve ny fifandraisako amin'i kristy ?
Nisy namana nametraka fanontaniana:Noho ny maha mpanota ahy taloha,voafetra arak'izany ve ny fifandraisako an'i kristy amin'izao fotoana izao? na koa hoe vato misakana ny fifandraisako an'i kristy ve ...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/10/2009 03:45
niryna
(
28/09/2009 17:12)
Lafin-tsara sy ny lafin-ratsiny
Raha mipetraka aty ivelany isika dia mba manana faniriana hoe aleo misy trano any amin'ny tanana mba hivantanina,na hoe aleo manana trano kely na dia ampanofana kely fotsiny ihany aza mba sitrany.
Ts...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2009 23:15
