Mandingana kilasy,Manaiky izany ve hianao?

1. niryna ( 15/05/2009 10:43)
Misy zaza maranintsaina be izay,ampianaran'ny reniny kosa aloha izy e,izany hoe raha mbola tsy tonga ny fotoam-pianarana dia efa alainy daholo ny programmes rehetra dia ampianariny tsikelikely ilay zaza.Rehefa miditra kosa anefa ny ankizy dia be fanontaniana be ilay zaza,matetika dia ambony be foana ny naotiny ary toa tsy misy dikany aminy indrray ilay kilasy misy azy.Hoy ny mpampianatra hoe afindra kilasy izy fa tsy sahaza azy intsony ilay izy,tsy vitan'izay ihany fa kilasy feno fampianarana hafa mihitsy no asiany andefasana azy.Dia mba naka hevitra tamin'olona ity reniny dia sendra ilay ramatoa nafindra kilasy tamin'ny mbola kely hono izy ary io ramatoa io no niteny hoe avelao ihany izy ao fa izaho tamin'ny mbola kely nandingana kilasy fa tena tsy nisy nilaiko azy ,maro ny zavatra tokony niaranarako no najanona
Maniaky ny zaza ampandinganana kilasy izany ve hianao raha zanako no eo amin'ny toerany ?
(l) niryna
novalian'i tisera ny 22/09/2009 19:34
2. xxx ( 15/05/2009 11:38)
inona moa ny olana rah maharaka ny zaza,
nisy zandrinay izay efa in-4 nisaoty kilasy,
t@ classe de 11eme,
classe de 8eme nanala CEPE de afaka
classe de 4eme nanala BEPC de afaka
classe de 1ere nanala BACC de afaka

fa t@ izy classe d'examen reo kosa aloha manao cours any ivelany e,
fa izy tena mahay any am-pianarana, de matetika ny prof foana no mi-proposer azy le manao examen national,
fa tsy nisy fiantraikany teo @ fianarany izany fa mbola maharaka tsara izy izao any @ universite,
Lainga amiko ireo olona miteny hoe , tsy maintsy misy fiantraikany io any aorina ee,
3. xxx ( 15/05/2009 17:59)
Tsisy olana izany ! Azo alaina ivelan'ny sekoly daholo ny zavatra atao any amin'ny kilasy mbola kely. Atao tsara taiza fotsiny izy ankoatra ny fampianarana azy any an-trano dia mandeha. :-D
4. xxx ( 16/05/2009 17:21)
tsy hitako izay olana. Inona no mety ho olana raha ny fiheveranao ?

Ny zanako izao nandingana ihany koa, tsy misy effet négatif aminy ilay izy , raha nijanona tao izy no tena loza fa ho kamo hianatra satria tsy mi-interesser azy intsony ny atao ao @ kilasy nilaozany
5. Lejoba ( 18/05/2009 11:22)
ny mandingana kilasy raha mahay be sy vonona ara-pamatorana ilay zaza dia tsy manahy.
Ny manalasala ahy @ ilay tantarain' i ni81 dia ilay hoe kilasy manao zavatra hafa mihitsy no kasaina hasiana azy. Sao sanatria toy ireny kilasin'ny sur-doués ireny ka tafahoatra indray ny takiana @ ilay zaza. Manjary ny fahazazany amiko no foanan'ilay fianarana be, manimba indray kah
6. soanja ( 18/05/2009 12:01)
Ny tena fanaovana azy dia adingana kilasy ilay zaza raha hitan'ny mpanabe tokoa fa mahay ka lasa mitarazoka ny fahalalana tokony efa hiditra aminy saingy any an-trano kosa dia mila ampianarina azy miandalana ireo lesona tokony ho fantany amin'ireo kilasy nodinganiny ary ampifanarahana ny fahavitrihany mandray izany.

Miaina amin'ny zavamisy lalandava ary tsy voatery hanaraka lamina efa misy fa arakaraky ny zaza sy ny mahaliana azy izany. Ianaro sy fantaro ny zanakao sy ny fetra tsara hahasalama azy ara-tsaina sy ara-batana ary ara-panahy. Mila mifandanja ireo.
7. niryna ( 20/05/2009 18:20)
soanja:

misaotra aky a,izay koa no natoroko ilay olona,satria na dia hoe nifindra kilasy aza iza na ny marina nandingana kilasy dia mba misy ihany koa tsara ho fantany teo amin'ireo izay kilasy tsy nolalovany.Eny e araky ny toerana sy ny zava-misy koa angamba e
8. Djhamhal ( 29/05/2009 14:10)
mitovy @ cas nahazo ny zanako zany ! nanomboka 12 eme izy ka 8 eme izy @ zao dia ao anatin'ny 3 premiers foana ary matetika ary izy no 1er ; dia notenenin'ny mpampianatrany izy oe aleo izy hampanalana cepe @ ity fa ampanaovina cours na 7 eme izy ny mercredi aprèm ; fa sur aho hoy izy fa vitany tsara io ! ny olana nefa dia zao: ny samedi matin izy manao piscine ( t@ mbola saison teo) ny hariva izy manao scout , ny dimanche maraina in1 -1 mivavaka ( ataoko oe indraindray !!) ny hariva izy manao devoir a la maison sy mianatra lesona ; dia teo aho zany no tonga saina oe : inona ary no mba andro filalaovan'ity zaza ity ? satria aza hadino fa ny ankizy koa mila miala voly kely ( ny filalaovany miaraka @ namany io!) na ny filalaovany baolina sns... nefa ra dinihiko dia tena feno be ilay emploi du temps ny ! dia nanapa-kevitra aho ny handehanany normal ihany !!!
9. endrika01 ( 01/06/2009 07:02)
niryna:

Misy zaza maranintsaina be izay,ampianaran'ny reniny kosa aloha izy e,izany hoe raha mbola tsy tonga ny fotoam-pianarana dia efa alainy daholo ny programmes rehetra dia ampianariny tsikelikely ilay zaza.Rehefa miditra kosa anefa ny ankizy dia be fanontaniana be ilay zaza,matetika dia ambony be foana ny naotiny ary toa tsy misy dikany aminy indrray ilay kilasy misy azy.Hoy ny mpampianatra hoe afindra kilasy izy fa tsy sahaza azy intsony ilay izy,tsy vitan'izay ihany fa kilasy feno fampianarana hafa mihitsy no asiany andefasana azy.Dia mba naka hevitra tamin'olona ity reniny dia sendra ilay ramatoa nafindra kilasy tamin'ny mbola kely hono izy ary io ramatoa io no niteny hoe avelao ihany izy ao fa izaho tamin'ny mbola kely nandingana kilasy fa tena tsy nisy nilaiko azy ,maro ny zavatra tokony niaranarako no najanona
Maniaky ny zaza ampandinganana kilasy izany ve hianao raha zanako no eo amin'ny toerany ?
(l) niryna

Ary aona le mpampianatra tsy mba mi-proposer we tokony hampandinganina kilasy le mpianatra,fa tazoniny ao am classe misy azy ao ihany!(l)
10. Ratoa ( 01/06/2009 20:18)
ny mandingana kilasy azo atao raha ohatra ka mifanaraka tsara ny mpampianatra rehetra sy ny tale an'ny sekoly. Misy kilasy fanombohana, misy kilasy fanarahana ny tamboka ta@ erintaona. Mandrakariva ny kilasy paire tsy fandingana raha @lycée ary impaire raha@primaire. Anefa raha mandingana izy dia tokony ho fantatry ilay mpampianatra mandray azy ary tokony hisy fanarahana azy manokana satria any an-dafy ohatra dia misy izany, atsasa taona fotsiny no ianaran'ny zaza mahay @ ny kilasy iray. Mila arahana any an-trano koa ilay zaza, afaka manao izany ve ny ray aman-dreniny? Satria @ ny maha zaza azy dia tsy dia hitandrina loatra izy anefa ny fianarana sarotra tampoka.
Ilay zaza mahay tazonina ao indray dia miankina amin'ny zava-misy @ ilay sekoly io. Ka raha tsy misy aza fikasan'ny tale sy ny inspection académique momba izany inona no atao?
Ny mety dia tanana ao izy dia omena devoir sarotra kokoa ambonin'izay omena ny ankizy mpianatra ambiny, omena andraikitra ara-pianarana amboniny. tsy negliger-na mihitsy izy fa omena izay sahaza azy dia lasa mahay be. Ampianarina hianatra irery (ho autonome)sy ho tia jerijery (ho curieux) koa izy fa raha tsy mahita tsirony @ ny atao ao an-dakilasy izy dia hanjary izy indray no bado indrindra satria tsy hiezaka intsony izy fa tsy hitany izay dikan'ny atao ao an-dakilasy. Efa noharany daholo. tsy misy tisrony aminy intsony izay atao.
11. endrika01 ( 02/06/2009 11:22)
Marina izany!
12. niryna ( 04/06/2009 01:24)
endrika01:

Ary aona le mpampianatra tsy mba mi-proposer we tokony hampandinganina kilasy le mpianatra,fa tazoniny ao am classe misy azy ao ihany!(l)

:D :D endrika a> nahita ankizy aho fahiny ,tiany ilay mpampianany satria izy toa fanirakiraka kely foana dia naniry ny hijanona tao amin'ilay mpampianatra izy ary mody nanao tsy nahay na inona na inona kanjo rehefa ni-double tsy nahazo ilay mpampianatra :oops: :cry: :cry:
izany mpampianatra mitazona mpianatra izany indray koa dia hafa kely ka
ankizy iray izay mpampianatra avokoa ny ray sy ny reniny ary vao kilasy de 4 eme izy dia nampanaoviny cours ary dia nanala BEPC sy seconde ary afaka soa aman-tsara tokoa ilay zaza
13. Hinagasy ( 19/06/2009 03:12)
Ny zanako koa efa nandingana kilasy iray. Efa tena nisalasala be izahay satria izy tsy tena hoe lehibe ara-batana mihoatra ny ankizy, ary na nisy avis ny psychologue aza dia natahotra ihany izahay, izy koa tsinona maturité na dia hoe mûr aza par rapport amin'ny zaza mitovy taona aminy dia mbola hita hoe zaza ihany. Ny sekoly no somary nanao forcing ihany na dia hoe ny decision finale aza anay, satria lasa mitabataba be ilay zaza ao ampianarana. Izy efa mamaky boky roman ny ankizy tamin'izany vao nianatra nanambatra bi sy ba, surtout resaka maths, efa nahay nanao division aneritreritra, multiplication aneritreritra izy. Marihiko fa tsy nisy hoe nampianarina manokana izy fa nianatra tena izy, manontany hoe inona ity dia hainy irery tao. Tsy nanenenanay ny decision hoe nampandinganana kilasy azy.
Izao indray miteny ny mpampianany amin'izao hoe tokony handingana kilasy hafa indray izy, izy tenany tonga dia nitsipaka tanteraka, satria efa manana namana be izy dia tsy te handao ny namany intsony, ary io no hitako hoe nisy akony taminy tamin'ilay nisaute kilasy voalohany.
Nanapakevitra izahay fa ny activités ivelany no ampitomboina aloha dia hojerena , fa avela izy hanaraka ny any ampianarana amin'izao. Voaantso matetika any ampianarana izahay tato ato fa hoe mietsiketsika be loatra hono izy any ampianarana, ary mandehandeha andakilasy, ny mpampianatra manao lesona, izy tsy mihaino mihitsy, nefa tsy hitan'ny mpampianatra izay hanaovana azy satria rehefa hanontaninana, efa hainy ilay zavatra ampianarina, ny tontolo andro izy any ampianarana laozany mandrevirevy manoratra tantara, bandes dessinées matetika na tantara kely. Izao asain'ny mpampianatra manao zavatra manokana hafa, kanefa efa mimenomenona izy fa tsy voa-gérer-ny intsony, satria manjary lasa asa extra ho azy ilay zaza. Dia tsy hitanay izay atao, satria raha vao tenenina ny hoe tokony hiova kilasy izy dia mitomany!
14. itaramasoandro ( 19/06/2009 03:36)
matotra ara-tsaina sy maneho fahaleovan-tena mihaotra nohon'ny zaza mitovy taona aminy ve ny zanakao'ny fahitanao azy?

raha izany no miseo dia ny miresaka aminy alohan'ny zava-drehetra (tale, mpampianatra, sns) no mety hanome anao hevitra momban'ny hampandinganana azy na tsia kilasy iray.

raha toa ka feno fahatokiana izy ary tsapanao sy hitanao izany @ toetrany andavan'andro fa karetsaka sy mailaka izy @ zavadrehetra ankoatran'ny fianarana, dia ampio izy andavorary izany fahatsiloan-tsaina izany ndra mivadika fahamaonamomaina ny tsy hitoviana @ ankmaroan'ny ao an-dakilasy.

arovy ny ankizy fa sarobidy ho antsika malagasy.

itaramasoandro 8)
15. xxx ( 19/06/2009 13:29)
Hinagasy >>> Mety manimba ny sainy koa nefa ny mijanona ao, manjary manana fisainana izy hoe na mianatra aho na tsia dia mahay, dia lasa tsy mikaroka intsony ny sainy

Efa nahita ankizy simban'io tanteraka aho

indraindray tsara ny manontany ny hevitry ny zaza, indraindray mila mametraka ny ray aman-dreny izao no izy , fa tsy maintsy maka ny mesures d'accompagnements rehetra nareo

Olana tokoa ny manana zanaka lasa aloha, tahaka ny hoe olana ny manana zaza tsy mety hianatra
16. niryna ( 19/06/2009 17:18)
Hinagasy:

Ny zanako koa efa nandingana kilasy iray. Efa tena nisalasala be izahay satria izy tsy tena hoe lehibe ara-batana mihoatra ny ankizy, ary na nisy avis ny psychologue aza dia natahotra ihany izahay, izy koa tsinona maturité na dia hoe mûr aza par rapport amin'ny zaza mitovy taona aminy dia mbola hita hoe zaza ihany. Ny sekoly no somary nanao forcing ihany na dia hoe ny decision finale aza anay, satria lasa mitabataba be ilay zaza ao ampianarana. Izy efa mamaky boky roman ny ankizy tamin'izany vao nianatra nanambatra bi sy ba, surtout resaka maths, efa nahay nanao division aneritreritra, multiplication aneritreritra izy. Marihiko fa tsy nisy hoe nampianarina manokana izy fa nianatra tena izy, manontany hoe inona ity dia hainy irery tao. Tsy nanenenanay ny decision hoe nampandinganana kilasy azy.
ka izay anie ilay izy e,ny ahy indray dia ny mpampianatra no niteny satria resaka toa ny computer hono ny lohan'ireo ankizy izay nalefa,mety ho zavatra hafa angamba no nampanaovina azy ireo dia nisy tsy naharaka sy nahatsiaro ireo reny fa tena lasa toa machine ny lohan-janany.Mety tsy mitovy koa angamba ilay izy araka ny toerana e.
Misy koa anefa fianarana hoe magnet izay ilay izy ,taloha dia milahatra mitondra kidoro mihitsy ny rar aman-dreny anoratra ny anaran-janany tamin'ireny satria mampianatra zavatra betsaka ,taty aoriana dia tsy nanaiky intsony ilay fokontany fa izay ankizy mipetraka eo amin'ilay toerana ihany no raisina ,teo indray dia nihitatra ny sain'ny sasany hoe ataovy hoe mipetraka ao aminareo aky ny zanako no mipetraka .Tsy nety ilay ramatoa fa ifandrirotra eo hoy izy,hi,hi

Izao indray miteny ny mpampianany amin'izao hoe tokony handingana kilasy hafa indray izy, izy tenany tonga dia nitsipaka tanteraka, satria efa manana namana be izy dia tsy te handao ny namany intsony, ary io no hitako hoe nisy akony taminy tamin'ilay nisaute kilasy voalohany.
ka izay anie no maha ankizy azy e,dia lasa ireny matotra be ireny koa izany no miaraka aminy fa tsy misariadala amin'ny ankizy mitovy aminy izy .vazivazy ny ahy io

Nanapakevitra izahay fa ny activités ivelany no ampitomboina aloha dia hojerena , fa avela izy hanaraka ny any ampianarana amin'izao. Voaantso matetika any ampianarana izahay tato ato fa hoe mietsiketsika be loatra hono izy any ampianarana, ary mandehandeha andakilasy, ny mpampianatra manao lesona, izy tsy mihaino mihitsy, nefa tsy hitan'ny mpampianatra izay hanaovana azy satria rehefa hanontaninana, efa hainy ilay zavatra ampianarina,
io koa angamba araka ny ray sy reniny koa ka, ati-doha roa be izao no miasa ao amin'ilay zaza hoy ity cousin -nay ,hi,hi
fa ny ahy taloha dia itondrako belotte ireny izy dia milalao aho dia avy eo manao + na - na : na x amin'ilay chiffres be dia be ireny an-kandrina fa tena variana aho e
ny tontolo andro izy any ampianarana laozany mandrevirevy manoratra tantara, bandes dessinées matetika na tantara kely. Izao asain'ny mpampianatra manao zavatra manokana hafa, kanefa efa mimenomenona izy fa tsy voa-gérer-ny intsony, satria manjary lasa asa extra ho azy ilay zaza.
ka efa hainy kosa ilay izy dia tsy mampiraika azy intsony.Ny ahy indsray dia be fanontaniana tsy mijanona dia tezitra ny mpampianatra,efa nampanaoviko ilay kilasy kosa aloha izy rehefa vacances ny mpianatra e,dia hoentiko mifaninanina amin'ireny zavatra ampanaovina ny ankizy ireny fa mahazo loka sy voalohany foana.Ny famakiana boky rehefa vakansy moa ny andro dia aoka fotsiny.Mahazo loka kely daholo ny ankizy izay mamaky boky ka araka ny isany no ahazoana loka dia mazoto tokoa e.Indraindray toa tsy itan'ny tena mianatra kanefa dia ambony be foana ny naotiny.
Ny nampiomehy ahy dia niloka ny rainy hoe raha mahazo izao isa izao ka hatramin'izao ialahy dia omena izao,saika tsy voalohany ilay vola fa nidangana be
Dia tsy hitanay izay atao, satria raha vao tenenina ny hoe tokony hiova kilasy izy dia mitomany!

dia aza terena aza izy e ,ny zavatra fantatrareo fa ainy no jereo ,ny ahy nampanaovina piano ka vao mikapoka fotsiny dia mahay saingy tsy nazoto,izao izy nianatra guitare irery ary tena variana izahay fa tsy ampy telo volana akory dia mitendry tena mitendry mihitsy,mihira aho dia mitendry izy hi,hi

17. Hinagasy ( 22/06/2009 05:41)
Misaotra anareo amin\'ny torohevitra fa misy eritreretina.

Izahay aloha hatramin\'izao dia mbola misalasala, ny taompianarana manaraka no maka decision hoe ahoana.

Ka io ilay hoe miaraka amin\'ny matotra be noho izy io no tena mampisalasala anay aloha. Izy matotra amin\'ny zavatra hafa (adi-hevitra, fianarana) fa mbola tsy indépendant mihitsy raha par rapport amin\'ny zaza mitovy taona aminy amin\'ny fiainana andavanandro. Ohatra, mijery ny zanak\'olona aho mitovy aminy afaka mikarakara sakafo maraina ho azy rehefa maraina, maka ny bol, sy céréales, izy mbola zaza be amin\'ny lafiny izay, ary mety adisonay tsy manome ilay responsabilité azy? izy mila pousser-na aza hoe hohano ny sakafonao, zavatra tahaka izany e!

Ny lafiny iray koa anefa dia tena marina ilay hoe mety hanimba azy ilay izy, fa manjary zatra izy hoe tsy mianatra dia mahay ho azy. Ny mpampianany mantsy niteny fa ny niveau-ny dia niveau ana zaza tena mahay 5 ème année, izy anefa izao vao 3 ème année. Ary misy cas betsaka nazavainy psychologue hoe ankizy toa izany dia leo dia manjary échec scolaire ilay izy fa tsy te hianatra intsony izy.
Izy aloha efa manao zavtra be dia be ivelan\'ny sekoly e! club échec, club astronomie, izay tena mi-passioné azy, guitare, ary sports ankoatry ny any ampianarana. Aty amin\'ny toerana misy anay aty koa, dia ny maraina ihany ny mpianatra (en général) no tena mianatra fianarana fa ny hariva dia sport surtout, théatre, chorale no ataondreo. Donc, ny maraina ihany izy no azo atoa hoe mi-s\'ennuyer.
Ny nampatahotra anay, asa raha misy hifandraisany, fa lasa mamorona tic hono izy any ampianarana, aty antrano izy tsy manao ilay tic, ohatra mampandihy kibo, manetsiketsika maso. Resaka ennui ve ilay izy ????

Ny cas noeritreretinay, koa hoe raha mety ny sekoly dia ny maraina izy no mankany amin\'ny kilasy ambony, dia ny hariva mijanona amin\'ny kilasiny.

Ho hita eo fa izao aloha mbola mi-peser ny pour sy contre izahay. Izy koa resahinay miandalana ihany.
18. Hinagasy ( 22/06/2009 09:36)
Hono'aho ny an'i Nyrina ve izany, atao mialoha ny programme rehefa vakansy? ka tsy vao maika ve izy leo satria efa avance izy mbola ampijerenao azy mialoha ny fianarana tokony ataony? sa hoe izany no mety aminy?

Ny ahy koa tia mamaky boky be, io indray hitako hoe fahazaranay rehetra ato antrano dia lasa tia mamaky koa izy. Isan-kerin'andro dia maka boky any amin'ny bibliothèque eo amin'ny 6 eo izy, nefa any ampianarana koa dia misy obligation mamaky boky iray isan-kerinandro atao résumé. Ka eo amin'io manao résumé io mihitsy no mahatonga saina an'ilay mpampianatra foana satria ny azy ohatra ny discussion littéraire izany.
19. niryna ( 27/06/2009 13:44)
Hinagasy:

Misaotra anareo amin\'ny torohevitra fa misy eritreretina.

Izahay aloha hatramin\'izao dia mbola misalasala, ny taompianarana manaraka no maka decision hoe ahoana.

Ka io ilay hoe miaraka amin\'ny matotra be noho izy io no tena mampisalasala anay aloha. Izy matotra amin\'ny zavatra hafa (adi-hevitra, fianarana) fa mbola tsy indépendant mihitsy raha par rapport amin\'ny zaza mitovy taona aminy amin\'ny fiainana andavanandro. Ohatra, mijery ny zanak\'olona aho mitovy aminy afaka mikarakara sakafo maraina ho azy rehefa maraina, maka ny bol, sy céréales, izy mbola zaza be amin\'ny lafiny izay, ary mety adisonay tsy manome ilay responsabilité azy? izy mila pousser-na aza hoe hohano ny sakafonao, zavatra tahaka izany e!
ka izay no noteneniko hoe nisy ramatoa nitovy izany koa fony izy kely ary dia hoy izy hoe betsaka ny zavatra nandalovan'ny ankizy tsy mba nandalo tamin'izany izy.Very teo ilay fahazazana kely,tsy aiko ny tena tiany tenenina,aleo aloha ny zaza mba miaraka amin'ny mitovy azy na dia matotra aza.Misy olona izany niaraka izy roa nandritra ny roa am-polo taona vao nivady ary dia niteraka,mahay be ilay zaza satria zanak'antitra fa asa aloha fa tsy mitovy ny ankizy ilay zaza fa toa lasa rangahy kely sahady,hi,hi.Variana izaho sy ny zanako satria zandriny lavitra be fa niaraka nilalao kanefa toa lasa olon-dehibe hafahafa ilay izy .Asa aloha e,cas hafa koa ity
Ny lafiny iray koa anefa dia tena marina ilay hoe mety hanimba azy ilay izy, fa manjary zatra izy hoe tsy mianatra dia mahay ho azy. Ny mpampianany mantsy niteny fa ny niveau-ny dia niveau ana zaza tena mahay 5 ème année, izy anefa izao vao 3 ème année. Ary misy cas betsaka nazavainy psychologue hoe ankizy toa izany dia leo dia manjary échec scolaire ilay izy fa tsy te hianatra intsony izy.
Izy aloha efa manao zavtra be dia be ivelan\'ny sekoly e! club échec, club astronomie, izay tena mi-passioné azy, guitare, ary sports ankoatry ny any ampianarana. Aty amin\'ny toerana misy anay aty koa, dia ny maraina ihany ny mpianatra (en général) no tena mianatra fianarana fa ny hariva dia sport surtout, théatre, chorale no ataondreo. Donc, ny maraina ihany izy no azo atoa hoe mi-s\'ennuyer.
Ny nampatahotra anay, asa raha misy hifandraisany, fa lasa mamorona tic hono izy any ampianarana, aty antrano izy tsy manao ilay tic, ohatra mampandihy kibo, manetsiketsika maso. Resaka ennui ve ilay izy ????

Ny cas noeritreretinay, koa hoe raha mety ny sekoly dia ny maraina izy no mankany amin\'ny kilasy ambony, dia ny hariva mijanona amin\'ny kilasiny.

Ho hita eo fa izao aloha mbola mi-peser ny pour sy contre izahay. Izy koa resahinay miandalana ihany.

[/quote]

20. niryna ( 27/06/2009 13:52)

aza kivy izany e,misy zaza efa manantsaina be mihitsy fa ampifandanjao fotsiny ny zavatra tokony atao,matetika toa tsy dia mahay zava-maneno ireny,matetika hoy aho a,kanefa koa toa ny olona mahay zavatra maneno toa tapitra ainy daholo izay mipoitra eo ,ny tena mianatra ka e,e.Jereo raha tia mianatra zava-maneno izy dia ampifangaroy ny fahaizana ara-tsaina sy ny zava-kanto na manao judo na karate na izay mety mahasoa ara-batana fa manampy be koa ilay izy.

Izy aloha efa manao zavtra be dia be ivelan\'ny sekoly e! club échec, club astronomie, izay tena mi-passioné azy, guitare, ary sports ankoatry ny any ampianarana. Aty amin\'ny toerana misy anay aty koa, dia ny maraina ihany ny mpianatra (en général) no tena mianatra fianarana fa ny hariva dia sport surtout, théatre, chorale no ataondreo. Donc, ny maraina ihany izy no azo atoa hoe mi-s\'ennuyer.
dia vao maika tsara ary anjaranao no manombe courage azy foana ,tandremo fotsiny misy tsy mety tonga dia batiana izy fa tena tsy mahatoky tena intsony,itako tamin'ny zanako izany,izao izy toa tsy itanay mianatra kanefa ambony be foana ny naotiny,mahay tenim-pirenena efatra.jereo amin'izany,Asa lahy izay ao anatin'n'ny ati-dohany ao,nianatra guitare irery ary dia nampianan-tena sy nanangona documents efa ho 400 pages ireo.

Ny nampatahotra anay, asa raha misy hifandraisany, fa lasa mamorona tic hono izy any ampianarana, aty antrano izy tsy manao ilay tic, ohatra mampandihy kibo, manetsiketsika maso. Resaka ennui ve ilay izy ????

Ny cas noeritreretinay, koa hoe raha mety ny sekoly dia ny maraina izy no mankany amin\'ny kilasy ambony, dia ny hariva mijanona amin\'ny kilasiny.

Ho hita eo fa izao aloha mbola mi-peser ny pour sy contre izahay. Izy koa resahinay miandalana ihany.

ankoatran'ny eritreritrareo dia trotroy am-bavaka izy ary tsara raha ampahafantarina ny tenin'Atra koa izy mba hitrotro ambavaka ny tenany ihany koa fa tena manampy be ilay izy.Ankino amin'Atra ny ho aviny fa izy no mahafantatra izay mahasoa ilay zaza,mifalia ary aza mitsahatra misaotra Azy koa fa fahasoavana ngezabe eo amin'ny fianakavianareo ny fananana zaza toa izany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3821