Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna ( 28/01/2008 06:02)
Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??
Nivavaka nandritra ny dimy ambin'ny folo taona ity ramatoa na andro na alina izany.Ny vadiny kosa dia reraka ka dia tsy nivavaka niaraka taminy intsony.Tsy mahita fifaliana,fiadanam-po ary toa tsy met... tohiny
niryna ( 26/01/2008 07:57)
Tsy manome ra,fitiavana ve ? kanefa ny ran'i kristy no ..!!
Isan-taona dia misy fanomezana ra maimaipoana ao amin'ny toeram-piasana.Ny any amin'ny hopitaly moa dia mivoha isan'andro.Misy fianakaviana marary ka tsy mahatakatra ny vidin'ilay ra dia miangavy ny h... tohiny
novalian'i niryna ny 13/02/2008 06:35
niryna ( 25/01/2008 06:53)
Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny F. manohitra ny nofo
[b]13[u] Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana hianareo[/u], ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifanompoa amin'ny fitiavana. 16 Fa hoy izaho: ... tohiny
niryna ( 24/01/2008 05:49)
Ny rano indray no lafo noho ny lasantsy.
Mety ho variana angamba hianareo raha hilazako izany fa ny aty aminay ny rano sotroina,vidina amin'ny tavoahangy indray no lafo noho ny vidina lasantsy. Raha misy mariage izany dia ny namana 70 oha... tohiny
novalian'i niryna ny 03/02/2008 06:08
niryna ( 23/01/2008 08:02)
Raha diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.
[b]Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.[/b] Car quiconque observe toute la loi, mais pèche contre un seul commandement, devient... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2008 06:34
niryna ( 22/01/2008 05:16)
Inona ry ireto ity,biby sa olona ,loza ???
[img]http://img214.imageshack.us/img214/2162/animalmansc8.jpg[/img]... tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2008 06:19
niryna ( 21/01/2008 06:59)
Mihazakazaka amin'ny faharetana ny kristianina.
[b] Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia[u] aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2008 18:27
niryna ( 20/01/2008 23:01)
Izany ve hianao no hoe tsy andao ahy?
Nisy tranga toy izao tamin'ny taona 1560?? ary tany korea no nitranga ny tantara . Maty ilay vadiny ary bevohoka izy no nilaoazany.Notapahiny ny volony ary nampiarahany taratasy tany am-pasana milaza... tohiny
novalian'i mitia04 ny 28/01/2008 07:09
niryna ( 20/01/2008 06:39)
Mitovy ve ny fitsarana ny fahotana? misy lehibe sy kely ??
Rehefa tonga i kristy hitsara ny velona sy ny maty dia izay tsy nibebaka dia ho lasa any amin'ny afobe? Dia hitomany sy hijaly ary ho may ny fanahiny "any no misy ny fitomaniana sy ny fikotroa -nify "... tohiny
novalian'i prime ny 04/02/2008 13:46
niryna ( 19/01/2008 07:27)
Fanontaniana manitikitika antsika ???????.
Raiso izay fantatrareo fa marina,diniho ,lanjalanjao.Izay mino an'i kristy dia ny ataony koa no ataony ary mihoatra lavitra noho izany aza satria firenena malagasy erak'izao tontolo izao no torian'iza... tohiny
novalian'i niryna ny 31/01/2008 08:12
niryna ( 18/01/2008 07:51)
Ny Fanahy izany no tena mandray anjara be @ fiainantsika?
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy. 6 Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa f... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2008 11:53
niryna ( 17/01/2008 18:29)
Ny kalon'ny fahiny,hira-gasy ary zafindraony
Samy manana ny lanjany avy ireo amintsika malagasy. Samy misy fananarana amin'ny fiainana avokoa izy ireo e,sa tsy izany sa ....ary samy manana ny hanitra ho azy ihany koa. Misy hitovizany ve ny tan... tohiny
novalian'i Cybergasy ny 16/02/2008 14:38
niryna ( 17/01/2008 06:31)
Akaikin'izay manana fo mangorakoraka Jehovah
Raha vao roa ambin'ny folo taona fotsiny i Sahondra dia nisaraka ny ray aman-dreniny.Ny reniny naka ny zandriny ary izy kosa nalain-drainy izay mamolava.Nisy fiantraikany izany na ara-tsaina na ara-pa... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2008 12:11
niryna ( 15/01/2008 07:44)
Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly.
Tsy avy amin'ny herin'ny tenantsika tokoa mantsy ny fitorina sy ny fahalalany ny tenin'Atra fa avy amin'Atra irery.Ary fahadalana ho an'izao tontolo izao izany fitorina ny teniny izany. [i]16 [u]Ne... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:04
niryna ( 15/01/2008 06:27)
Ny fitsaran'ny mpanjaka
Fahiny ela be hono rehefa mitsara ny mpanjaka dia ampisotroana tangena ilay olona voapanga ka raha maty izy dia diso na nanao ratsy fa raha tsy maty dia tsy nanao ratsy izany na tsy diso. Ny ankambea... tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2008 05:38
niryna ( 15/01/2008 06:25)
Miasa tsy misy fitsaharana ny mpiasa matetika
Raha misy olona izao ka maka "mpanampy " dia masoandro maty no mampalahelo fa miasa tsy mitsahatra ilay zanak'olona amin'ny karama varimasaka.:cry: Raha hoe hitaiza zaza ihany koa no ilaina ilay za... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/02/2008 04:55
niryna ( 13/01/2008 23:27)
Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary hianareo dia madio, nefa tsy hianareo r... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2008 13:14
niryna ( 12/01/2008 07:51)
Ahoana no fomba fampiharana ny fivavahana @ fiainana?
Ho an'Andriamanitra hatrany anie ny dera sy laza ary ny voninahitra,ary ho antsika tsirairay manaraka ity fandaharana ity ny fahasoavana avy amin'ny kristy Tompontsika. Amena Ny fampiharana ny fivava... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 22:14
niryna ( 12/01/2008 03:59)
Mety mifampitohy foana ,mino an'izany ve hianao,na efa ....
Fiteny foana ny hoe jamais deux sans trois. Raha misy olona izao miteraka roa lahy dia ny fahatelo lahy ihany koa. Nisy fotoana aho indray andro izay nisy nanome zavatra,tsy krismasy an,andavan'andro... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 07:04
niryna ( 12/01/2008 03:29)
Ny niandohana:1/3,2/3 ary ny 50/50 teo @ fananan'ny mpivady.
Fahiny hono nisy rangahy tsy dia nanana ny ampy izy ary dia nila vonjy tamin'ity ramatoa mba hialokaloka teo aminy.Nanaiky ny hipetrahany tao an-tranony ity ramatoa ary hoy izy mantsy an-drangahy hoe ... tohiny
novalian'i Levy ny 25/01/2008 17:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431