Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna , milahatra araka ny daty
niryna
(
12/01/2008 03:19)
Fahatezerana:fiantraikany @ fo ,vatana ary ny saina ?
Hoy ilay olona izay hoe :Tezitra ny lehibe-ko dia aty amiko izy no manapatra izay hatezerany.Tonga tany an-trano aho dia ny vadiko no anamparako ny ny hatezerako.Nihazakazaka eraky ny trano ny ankizy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2008 04:31
niryna
(
10/01/2008 18:19)
Mariazy:Contrat dimy taona ihany dia havaozina indray ???
Nisy firenena niady varotra hoe andao atao "contrat dimy taona"ny mariazy.Izany hoe rehefa tapitra ny dimy taona dia misaraka na misoratra indray.
Ahoana ny eritreritrao? Izany ve tsy hafahafa be kan...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/01/2008 05:12
niryna
(
10/01/2008 17:58)
Ny famaizana ny zaza.Mila mikapoka sy mikiakiaka ve isika?
Famaizana ny zaza,mila mikapohana sy mikiakiaka ve isika?
Ny zaza tiana no tsy tsitsiana ratsankazo hoy ny fitenana.Izaho nahatadidy fa tsy mbola nokapohin'i dadako na ny mamako.Ny rar any amin'ny fi...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 18:23
niryna
(
10/01/2008 07:11)
"Ny fiverenan'i Kristy?" Indro ,avy faingana Aho?
[b]Ary indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity.
Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asan...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 04:25
niryna
(
09/01/2008 07:15)
Olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray
11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona afa-tsy ny fanahin'ny olona izao ao anatiny ihany? Ary toy izany koa,[u] tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ih...
tohiny
novalian'i celesy ny 28/01/2008 08:35
niryna
(
08/01/2008 18:55)
Avelanao amin'izao ve io?
Nisy adi-hevitra izahay omaly: Marary mafy,tsy miasa,mikorosofahana ary mitady sakafo vava-homana enina isan'andro izy mivady.Samy tsy miasa izy mivady,nanana ny ampy(vola,harena,fiara,niroba) ary dia...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 05:57
niryna
(
07/01/2008 07:44)
Raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao,
Tamin'ny voalohany [color=blue]ny Teny[/color], ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary [color=blue]ny Teny dia Andriamanitra.[/color]
[u]Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.[/u]
...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 20:35
niryna
(
05/01/2008 04:20)
Mamely tahamaina ny takolakao ?Omeo azy koa ny iray!
38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24).
39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely ta...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2008 05:49
niryna
(
04/01/2008 05:25)
Kanefa kosa hoy Izaho hoe !!!
[b]
27 Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14).
28 Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.[/b]
I...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/01/2008 17:30
niryna
(
03/01/2008 22:33)
Ahoana no hevitrao?
Inona tokoa no mahatonga ny olona tsy manaiky an'i kristy ho Mpamonjy sy Tompo?
Hindramiko kely ity lahatsoratra ity ry kiranil a
[b]Toutes les autres religions ont été fondées par des être h...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 04:04
niryna
(
03/01/2008 18:03)
Toro -hevitra ho an'ireo izay mbola hiteraka
Miankina amin'ny fiainana misy ny reny no ho avin'ilay zaza ao am-bohoka.
-Izay toetra ananantsika mandritra ny fotoana maha-bevohoka antsika na ny vady dia iny no hipetraka ho toetran'ilay zaza.(fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2008 18:17
niryna
(
02/01/2008 17:06)
Ampio aho fa diso lalana,raha mba fantatro mantsy!
Misy rangahy iray niasa tamin'ny orin'asa nandritra ny 35 taona. Araka izany fahelana tamin'ny asa izany dia mazava ho azy fa tsara fiasa io rangahy io:Tonga ara-potoana ,tsy tara.Tsy mivoaka aloha iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/01/2008 07:38
niryna
(
31/12/2007 11:28)
Vaovao ny taona,ovaina ho fo vaovao no handray izany
Inona tokoa no atao hoe fo? Ilay fo mitempo? sa ilay fo mifaly na mijaly?
Ny fanahy no maha olona ka raha mifaly ny fanahy dia mifaly koa ilay olona,raha mijaly ny fanahy dia toy izany ihany koa.
An...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 13/01/2008 11:01
niryna
(
31/12/2007 06:51)
Ny fitiavana ihany no maha-solo fitiavana.Andramo 2008
Raha tsy isika no mizara izany fitiavana izany dia tsy afaka ny ahazo fitiavana avy amin'ny hafa.Ny fitiavana ihany no manasitrana fitiavana.Tsy vidiam-bola,tsy ilaina harena,tsy mifidy tavan'olona.Za...
tohiny
novalian'i menvasoua ny 01/02/2008 09:01
niryna
(
31/12/2007 06:28)
2008? Matokia fa tsy irery hianao.
Miarahaba antsika tratry ity faran'ny taona 2007 ity aho.Enga anie ny taona 2008,hitondra fiadanana,fifaliana,fahasoavana ary fametrahana ny fiainana ho eo ambanin'i Tompo mahery.
Tian'Atra isika aha...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:28
niryna
(
31/12/2007 06:07)
Zaza no salama dia noho ireo ray aman-dreniny,ahoana izany?
Miankina ireo fitaizana sy fizaran'ny ray aman-dreniny izany no mahatonga ny fahasalaman'ny zaza ara-tsaina sy ara-panahy. Ny ara-batana moa dia miankina amin'izay zavatra mety mitranga ny rehetra iha...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:53
niryna
(
31/12/2007 05:59)
Hitodika ny 2008,izay tsy vita tohizo,izay ratsy ario!
Miarahaba antsika rehetra tratry ny faran'ny taona 2007. Raha nisy zavatra tsy vitanao dia tohizo,raha nisy toetra ratsy dia andramo arina.
Manandrama anie mifaly e,mitsiky e,mieritreritra zavatra ts...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/01/2008 18:53
niryna
(
30/12/2007 07:16)
Avoty ny ainao !
Efa naheno ny tantaran'i Lota ve hianao ( Gen 19)?Rehefa novonjen'Atra ny fianakavian'i Lota dia norarany tsy hierikerika kanjo:
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=19&andininy=24-26&...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2008 04:23
niryna
(
28/12/2007 18:52)
kareoke,misy mahita mpivarotra ilay clip gasy ireny ve
Tratry ny fety daholo isika rehetra.
Tsy fantatro aloha no hiantsoana azy amin'ny teny gasy,kareoke no hiantsona azy aty ary ny filipiana no manao azy betsaka sy ny koreana.Feon-kira fotsiny no alefa...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 17:52
niryna
(
28/12/2007 12:59)
Nakaiza Jodasy?
Mpanao sari-hosokoko ity rangahy ka nahita ilay mpitori-teny teny teo ambonin'ny alitara ary dia niangaviany ilay olona mba ataony sary,izay nataony solon'i kristy
Mitovy izao izany ilay sari-hosodo...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 02:11
