Happy valentine's day ho antsika rehetra!
2. veromahefa
(
15/02/2008 09:58)
:-D:-D dia efa nandefasan'i Nyrina bizin'oroka tsairairay ve zany ny mpikambana rehetra? za manko tsy nahazo an'izany
3. MCZ
(
15/02/2008 10:13)
:-* :-*:-* tonga dé fihinabe na dé tsy nahazo bizi'oroka azany ry veromahefa :-P:-P sotsa ry niryna a :lol:
5. niryna
(
15/02/2008 16:47)
veromahefa:
:-D:-D dia efa nandefasan'i Nyrina bizin'oroka tsairairay ve zany ny mpikambana rehetra? za manko tsy nahazo an'izany
:D tsy mba manana zaraina aho ,iny ary fa omeko daholo e
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
(l) niryna
7. niryna
(
15/02/2008 16:51)
MCZ:
:-* :-*:-* tonga dé fihinabe na dé tsy nahazo bizi'oroka azany ry veromahefa :-P:-P sotsa ry niryna a :lol:
[
8. niryna
(
15/02/2008 18:30)
cutie:
efa tara fa misaotra e (l)
ny andro dia natao ho fahatsiarovana fotsiny ka fa isan'andro dia mianatra mitia ny mpiara-belona ,ny mpiara-monina ,ny havana aman-tsakaiza isika ka .
10. ikaretsaka
(
17/02/2008 13:43)
hay ve i niryna nankalaza valentine's day e..
neveriko fa tsy mahazo mankalaza ireny ny fivavahanareo
neveriko fa tsy mahazo mankalaza ireny ny fivavahanareo
12. niryna
(
18/02/2008 04:33)
ikaretsaka:
hay ve i niryna nankalaza valentine's day e..
neveriko fa tsy mahazo mankalaza ireny ny fivavahanareo
mankalaza ny fitiavana ny rehetra isika,fa tsy hoe misy fomba atao,ha,ha.
Ny fitiavana olona dia tsy misy fetrany ,mitia olona isan'andro ary izay no marika fa zanak'Atra oops,tsy ato ity fa mamaly an'ika ity ,mampihomehy ahy,rahoviana re vao mba hiova e :-*:-*:-* holy kiss for you