Nakaiza ny hafatro?

1. niryna ( 15/12/2007 18:17)
Andriamanitra dia fitiavana ary isika rehetra dia nampianariny hitia ny namana MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.

Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.

Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra but I hery and I for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.

IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA
novalian'i Mannou ny 21/12/2007 10:20
2. tess ( 15/12/2007 18:54)
nyrina: sao dia aviavy be loatra ianao fa nisy fanamboarana ny namana serasera dia nikorotana dahono ny tato! sao dia tafiditra ao anatin'izany ny olana nisy taminao..
jereo ange ao amin'ny momban'ny serasera fa miteny izay nanjohy azy daholo ny ankizy ao e!:wink:
tsy ianao irery no nahazo olana kely fa ny ankizy rehetra... mahareta kely fa hiverina amin'ny loniny ihany io dia avereno ampidirina ny dinakao
izaho koa nahazo an'io hoe tsy afaka mametraka hevitra ianao na dinika fa ....sns......mantsy.
3. sakaizakely ( 16/12/2007 21:28)
nandalo teto izy
nandalo teto izy
veloma indrindra hoy ny hafany
lalalalalalalala
4. Valala ( 17/12/2007 04:45)
Mankaleo be izany le mahita dinika iray mitovy isaky ny lohahevitra fa raha azo atao d mba miandry kely aloha izay vao manao zavatra toy izao fa tsy entin-kanafanam-po be loatra, tsy ianao irery mantsy no tratra fa ny namana rehetra izay nandalo tato, nefa toa ianao irery no nikorapaka sy mahana be.:evil::evil::evil::evil:

5. sakaizakely ( 17/12/2007 11:42)
fa maninn hono Niryna no mahina be otran'io e ? :roll::roll:
6. niryna ( 19/12/2007 06:48)
sakaizakely:

fa maninn hono Niryna no mahina be otran'io e ? :roll::roll:



=))=))=))
7. pissoa ( 20/12/2007 12:49)
:roll::roll::roll::roll::roll:
8. soanja ( 20/12/2007 17:57)
niryna:

sakaizakely:

fa maninn hono Niryna no mahina be otran'io e ? :roll::roll:



=))=))=))


Fialana tsiny ve aky ny Niryna io fihomehezana io sa inona no dikan'io satria mahatsapa aho fa nisy fikorontanana be tokoa teto ary samy nanontany tena daholo hoe inona no nitranga noho ireo lohahevitra be dia be niverimberina ireo. Sao indry mba manana valiny. Misaotra mialoha aky a. Ampitiavana hatrany na izany na tsy izany. :-*:-*


9. Mannou ( 21/12/2007 10:09)
So d lanin'ny vitsika ! hihihihihi
vazivazy so tezitra e ! Z mo ts d maharaka anle resaka ko !

10. Mannou ( 21/12/2007 10:20)
niryna:

Andriamanitra dia fitiavana ary isika rehetra dia nampianariny hitia ny namana MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.

Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.

Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra but I hery and I for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.

IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA



Mba cool ry se an, zay vao harako fa enao kosa kay zany tsy manara baovao fa hoe ny serasera mints no nisedra olana kely d niteraka korontana, sendra nianjady tany am hafatrao le iz ary ny ankamaroany ankizy toa samy voa daoly ko maninona no tonga dia mahana be toy izao enao, anga tsy hitanao ilay fanazavana ary am "momba ny serasera" ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0585