Nankaiza ny hafatro?

1. niryna ( 15/12/2007 18:24)
Vaovao mampalahelo tokoa no nitranga ary mbola nitranga indray omaly .Mampalahelo fa misy ka zaraiko anareo rehetra.
Raiso izay azonareo ary miambena fa tafiditra ato amin'ny serasera ny mpanohitra ny tenin'Atra.Ao amin'ny foibeny mihitsy ilay izy.
Izany akory tsy ahasakana ahy ny hitory ny tenin'Atra fa vao maika aza aho nomeny hery ampahafantatra fa misy satana ary miahoaho izy ato. Mahereza ary averiko indray raiso izay tsara ary ario izay tsy mifanaraka ny sainareo sy ny fonareo ary ny fanahinareo,Katsaho hatrany ny fahamarinana fa hanampy antsika Atra.
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.

Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.

Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra but I hery and I for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.

IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA
2. diamondra27 ( 15/12/2007 20:23)
niryna: sao kosa akia de le nisy fanamboarana no nahatonga zany a
3. piste ( 15/12/2007 20:38)
Mba asio fanetren-tena ny fiainana ry Niryna, fa izay zavatra kely io ve dia mampanangam-bovona eto.
4. Bafota ( 16/12/2007 05:29)
Aza mora entim-po fa Jesoa aza anie ka tena calme mihitsy teo amin'ny fiaianany e!
Isika rehetra anie ka mpanara-dia azy daholo e!
TANDREMO SAO MI-DEPASY!!!!
5. bonbongasy ( 16/12/2007 14:32)
Stressée loatra ianao Niryna a :(
calme fotsiny, aoka tsy hanao accusation mialoha tahaka an'io sao mivadika fahotana ho anao indray le izy
ok?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9555