Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna , par ordre de date
niryna ( 31/10/2007 05:03)
Inona no ampinga hanoheran'ny mpino an'i Satana?
Satana dia misy toy ny fisian'Atra.Mitady izay haripany andro aman'alina izy ka izay tsy miambina dia mora ho azy ny hamandrika ilay olona. 16 Ary inona no ikambanan'ny tempolin'Andriamanitra amin'... suite
répondu par niryna le 13/11/2007 05:54
niryna ( 30/10/2007 06:23)
Tsara ho fantatra!!Raha mahasoa anao.
Maro ny fomba handraisan'ny tsirairay ny bokin'ny Apokalypsa [b] ASA 17[/b] 20 Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray hianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra... suite
répondu par niryna le 04/11/2007 05:26
niryna ( 27/10/2007 01:25)
Tsara ho fantatry ny vehivavy
Olona efa any amin'ny 7.4 million any no mandravaka ny tranony ary na ny biby (alika sy ny saka koa dia hividianany akanjo) $1.93 billion no vola lafon'ireo mpivarotra bonbon ary $ 100 million no lan... suite
répondu par bellla le 26/11/2007 07:30
niryna ( 27/10/2007 01:19)
Halloween?Tokony hankalaza ve ny kristiana?
http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/46.jpg http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/47.jpg http://us.news2.yimg.com/us.yimg.com/p/fi/13/65/50.jpg http://us.news2.yimg.com/us.yimg... suite
répondu par niryna le 01/11/2007 05:02
niryna ( 25/10/2007 17:34)
Tena kivy tanteraka aho!!!!!!!
Valo mirahavavy izahay no mpiray tampo.Nanao izay nampanaovin'ireo rahavaviko ahy aho ary taty aoriana aho nanda ka lasa tsy nifampiresaka tamiko ny rahavaviko.Marary izy izao,ary samy toerana iray ih... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 05:29
niryna ( 24/10/2007 05:36)
Mahavariana tokoa raha izany!
Mahavariana tokoa raha izany:Izany ve tsy hafahafa be ihany? Toa be loatra ny 20 dollars raha atao rakotra na omena ny fiangonana ,kanefa toa kely loatra indray ilay izy rehefa hividianako zavatra?... suite
répondu par niryna le 26/10/2007 23:24
niryna ( 23/10/2007 06:37)
Inona no asan'ny Fanahy Masina @Fiainana an-davanandro?
Miresaka Fanahy Masina foana isika.Inona tokoa ny asan'ny Fanahy Masina ato anatintsika ary ahoana no ahafantarana fa miaraka amintsika Izy isan'andro?... suite
répondu par niryna le 03/11/2007 03:46
niryna ( 22/10/2007 04:07)
Sakafo inona no tsara sy ratsy hitanao!
Asa aloha hianareo raha mba tia mihinana karazan-tsakafo eny amin'ireny hotely maro karazany ireny e. Misy izy jerena toa matsiro sy toa mafilotra tsara ery kanefa rehefa anontaniana amin'ilay sary d... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 12:24
niryna ( 22/10/2007 03:37)
Inona no antony hihainoan'ny tanora hira mafy be?
Maninona tokoa ry ireto no mahatonga ny tanora mihaino mozika mafy be?Na mandeha eny an-dalana e,na mitondra fiara e,indrindra moa rehefa mampirina trano izany,avo dia avo anie izany e,hila ho vaky ny... suite
répondu par niryna le 13/01/2008 23:55
niryna ( 22/10/2007 02:48)
Ahoana koa izany?
[b] Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino.[u] Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava sy ny maizina?[/u] 15[u] Ary inon... suite
répondu par niryna le 01/11/2007 05:05
niryna ( 20/10/2007 02:15)
Efa nandinika ny lanitra ve hianao.. Ary ireo anjely....
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny.Efa nahita toy izany ve hianao.Mahita ranomasina manonja,mahita ... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 17:44
niryna ( 19/10/2007 06:51)
Naleony nody fa tsy tantiny intsony.
Nisy rangahy sivy taona izy no noentin'ny rar taty Amerika, manambady aman-janaka izy,mpihoty voasary no asany.Tsy manana taratasy izy fa mbola eo am-piandrasana.Nisy fanenjehina ny olona tsy manana t... suite
répondu par niryna le 09/11/2007 21:11
niryna ( 19/10/2007 06:20)
Kristiana te hamonjy havana tsy mpino,ahoana?
Tsy mpino ity vehivavy ary taty aorina izy nivadika ho kristiana. Inona no ataoko ho izy mba hamonjeko ny havako izay sisa tsy maty sy ny vadiko izay tsy mino an'Atra? Samy milaza ny azy ho marina d... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 05:53
niryna ( 18/10/2007 05:41)
Mormonism inona izany? Misy olana lehibe ao @ finoana io !
Nihaino toriteny aho androany dia nisy olona izay mormonism hono izy no niala.Ka toy izao no fitantarany: Ny mormonims na mormon hono dia : - Mino ny fanambadiana maro (polygamy-polygamie) kanefa ... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 17:01
niryna ( 17/10/2007 05:02)
Inona no vitan'ny Atrao taminao(tsy mpino an'i Kristy ireo)?
Maro tsy takatry ny saina ny fahasoavana azoko na ny marina azontsika rehetra nomen'Atra .Eny fa na dia ny fitiavany antsika sy nanolorany ny Zanany teo ambonin'ny hazofijaliana aza dia efa tena zavat... suite
répondu par niryna le 02/11/2007 16:56
niryna ( 16/10/2007 15:05)
Inona no tena dikan'ny ho mpifosa(gossiper)?
Ny ohabolana sy ny fanoharana dia manambara fa fidio ny vava avoaka,avadiho in-pito ny lela vao miteny,ny vava dia na manam-poizina na manome tsodrano olona ary tena maratra noho ny sabatra mihitsy ny... suite
répondu par Papoose le 20/10/2007 15:07
niryna ( 16/10/2007 05:33)
Isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra
Ho antsika rehetra:Mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly. 12[u] Fa isika tsy mito... suite
répondu par niryna le 17/10/2007 03:57
niryna ( 15/10/2007 01:20)
Inona ny anareo no olana aty ivelany?
Ho an'ireo izay efa monina na hifindra monina no tiako ho resahina.Asa hianareo raha mba nanao toy izany ,faly ery ny hoe hivoaka,kanefa tsy mahalala izay hiafarana aty ivelany aty. Maro ny zavatra m... suite
répondu par niryna le 29/10/2007 03:00
niryna ( 14/10/2007 06:04)
Mamonjy ny olona Atra eny fa na dia mpanota aza:Jiolahy!
Raha tsy Izy no nomba antsika,taiza re izaho na hianao amin'izao fotoana izao e? Poa-maso ity olona iray misy ireny solomaso lamba mainty ireny ny masony iray.Maso iray ihany izany no mijery .Nanonta... suite
répondu par niryna le 17/10/2007 04:08
niryna ( 13/10/2007 06:02)
Izay kely nananany no nesorina taminy.
Nisy roa lahy mamo niditra ny fiangonana rehefa naheno ireo nihira izy.Ny fiangonana aty moa dia misakafo kely rehefa mirava ny fotoam-pivavahana ka notarihan'ity rangahy iray ity namany izay samy mam... suite
répondu par niryna le 19/10/2007 04:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0471