Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna , par ordre de date
niryna ( 13/10/2007 05:17)
Nifamadika ilay zaza.Ahoana no ataonareo amin'izany?
Nisy olona niteraka tany amin'ny hopitaly.Samy vavy kely ireto zanany. Mahafatifaty kely ary mitovy ny fijeriko ny tarehin'izy roa.Nisy nahazo ny iray tamin'ilay zaza dia nanao DNA ny rar.Tsy nisy nit... suite
répondu par ari.malala le 15/10/2007 07:18
niryna ( 12/10/2007 17:14)
Manatona an'Andriamanitra dia hanatona anao Izy
[b]Izaho hoy kristy no vavahady ,raha Izaho no hidiran'ny olona dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka,sady hahazo hanina.Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana.Izaho ar... suite
répondu par niryna le 20/10/2007 02:12
niryna ( 11/10/2007 05:19)
Inona no hevitra tiana ho tenenina amin'ireto?
Misy teny ireto Inona avy no heviny ? 1- Tezera, fa asa manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. Efe 4:26 2- Aza misakaiza amin'ny olona mora tezitra, Ary a... suite
répondu par niryna le 23/10/2007 17:18
niryna ( 10/10/2007 05:13)
Fanjakan'Andriamanitra Vs fanjakan'ny Satana!!
Efa nomen'Atra ho antsika ny teniny ary efa nohazavainy ny lafy tsarany sy ny lafy ratsiny ka anjarantsika no misafidy. Deot 30:14-19 14[i] Fa eo akaikinao indrindra ny teny, dia eo am-bavanao sy ao... suite
répondu par niryna le 23/10/2007 06:05
niryna ( 04/10/2007 17:49)
Fanoharana
Maninona no fanoharana foana no nataon'i Jeso ho an'izay nihaino ny toriteniny sy fony izy nampianatra ny mpianany? ... suite
répondu par niryna le 10/10/2007 04:30
niryna ( 02/10/2007 06:39)
Calendrier omena fotsiny/fianarana teny anglisy
Ho an'ireo izay te-hianatra sy hamaky baiboly amin'ny teny anglisy antsoy ity numerao ity fa omeny calendrier maimaipona 1-800-759-2425 free calendar Raha te hianatra na andalina ny soratra masina... suite
répondu par niryna le 02/10/2007 17:08
niryna ( 01/10/2007 05:01)
Ny fahatsaran'ny vavaka nampianarin'ny Tompo!
Rehefa natao hono ny fanisana dia mahatratra 2 billions no isan'ny olona manao ny vavaka nampianarin'ny Tompo isan'andro.Ny any am-piangonana izany tsy nisaina. Vavaka nampianarin'ny Tompo: Mat 6:9... suite
répondu par prime le 16/10/2007 11:37
niryna ( 28/09/2007 07:04)
Iza izany no izy?
27[i] Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao. 28 Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako. 29 Fa Hianao no ahazo... suite
répondu par niryna le 06/10/2007 03:03
niryna ( 26/09/2007 06:51)
Hilaza ve hianao sa avelanao amin'izao?
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahita... suite
répondu par ikaretsaka le 06/10/2007 17:52
niryna ( 25/09/2007 05:34)
Andramo fa ahazo hery tokoa hianao:Salamo sy Ohabolana!
Ny teny izay aloakan'ny vavantsika dia avy ao anatin'ny fo daholo na teny madio izany na teny mamy ary na teny maloto. Ny vava mantsy dia afaka manome tsodrano olona ary afaka manozona sy miteny rat... suite
répondu par niryna le 02/10/2007 05:26
niryna ( 23/09/2007 06:25)
Raha mivoha dia afaka miditra,raha mihidy tsy afaka intsony.
Raha mivoha ny varavarana dia tsy afaka hisy hanidy na iray aza,raha hidin'Atra kosa ny varavarana dia tsy misy afaka hamoha izany. Kristy no varavarana . 5 Izay maharesy dia hitafy lamba fotsy taha... suite
répondu par niryna le 02/10/2007 05:42
niryna ( 22/09/2007 05:30)
Ny pensily fanoratana:Teny fahendrena(word of wisdom)
Manoratra tantara ve hianao ry dadabe hoy ity zafikeliny mahita azy. -Mihoatra lavitra noho ny manoratra no fampiasako ity pensily ity hoy izy. Jereo fa miankina amin'ity daholo no fijery ny zavat... suite
répondu par niryna le 02/10/2007 05:44
niryna ( 21/09/2007 21:15)
Ny fanoherana an'Atra
Ny soratra masina ao amin'ny Joba 15:20-25 manambara fa ireo izay ratsy fanahy manohatra an'Atra dia hijaly,aheno feo mampatahotra,mamely azy ny mpandroba,tsy manana fanantenana,miandry sabatra,mireni... suite
répondu par niryna le 06/10/2007 03:17
niryna ( 20/09/2007 06:04)
Mbola ataony foana.
Tezitra ity olona iray fa isaky ny miangona hono izy dia kapohin'ilay rangahy eo akaikiny foana ny lamosiny.Tsy mba moramora hoy izy fa tena marary be.Inona no antony hoy izahay? Indraindray aho hoy i... suite
répondu par ikaretsaka le 25/09/2007 14:12
niryna ( 18/09/2007 11:49)
Mankanesa aty Amiko:hira mampalahelo kanefa aza kivy.
http://www.youtube.com/watch?v=iOhqydiL_ak 27[i] Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy ny Zan... suite
répondu par niryna le 22/09/2007 02:25
niryna ( 18/09/2007 05:37)
Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao.
[b] Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.[/b] Rom 5:11 [b][i][u]14 Hianareo no fahaza... suite
répondu par niryna le 20/09/2007 04:37
niryna ( 17/09/2007 01:10)
Fitiavana Sarobidy/(My Special LOVE)!!!!
Lasa nanao asa tany ivelany ity vadin'ny ity namako.Faly ery izy nandray taratasy avy tany amin'ny vadiny ary faly koa izy nizara ny fifaliany tamiko:D Mamy ery ny fitiavan'izy roa satria misy zavatra... suite
répondu par niryna le 24/09/2007 04:14
niryna ( 15/09/2007 03:59)
Nisy olon-kafa ankoatra Azy ve?Omeo porofo raha misy
[b]Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan'izao tontolo izao, nefa tsy man... suite
répondu par tywa68 le 26/09/2007 15:35
niryna ( 13/09/2007 17:18)
Fiainana mandrakizay(The promise of salvation)
Ny jaona 3:16 no mampiseho antsika ny fitiavan'Atra izao tontolo izao. Tsinjaro hoe ny tiany ho tenenina ary inona no dikany? Fa toy izao no nitiavan'Atra izao tontolo izao Nomeny ny zanany la... suite
répondu par niryna le 22/09/2007 02:39
niryna ( 13/09/2007 07:43)
Azonao fantarina ve ny dikany?
Hitan'ity rangahy tao anaty nofy;Vehivavy telo mivavaka sy Jesosy. Nandohalika teo [u]amin'ilay voalohany[/u] Izy ary fo feno fitiavana sy malefaka no hita teny amin'ny hendrin'i Kristy rehefa nan... suite
répondu par niryna le 15/09/2007 06:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0511