Nifamadika ilay zaza.Ahoana no ataonareo amin'izany?
1. niryna
(
13/10/2007 05:17)
Nisy olona niteraka tany amin'ny hopitaly.Samy vavy kely ireto zanany. Mahafatifaty kely ary mitovy ny fijeriko ny tarehin'izy roa.Nisy nahazo ny iray tamin'ilay zaza dia nanao DNA ny rar.Tsy nisy nitovy t@ izy mivady ilay zaza.Lasa nandeha tany amin'ny hopitaly izy ireo ka misaotra an'Atra fa hita ihany ilay rar manana ny zanany.Atao hono ny fifanankalozana azy roa ireo rehefa feno herintaona izy ireo. Izay no lalana nivoaka.Tsy tonga dia nampifamadihana fa miandry.
Raha hianareo no voa an'izany ahoana no ataonareo?
Inona no fomba tokony atao ka mahahomby mety tsy handratra ny fon'ireo zaza ireo?Hiova dada sy mama indray ,ny ankizy sy ny rar anefa efa samy niraiki-po.
Raha tsy nisy ilay lalana hoe tsy maintsy omena ny rar ilay zaza ,tazominareo amin'izao ihany ve raha mifanaraka hianareo?

novalian'i ari.malala ny 15/10/2007 07:18
3. dibbah
(
13/10/2007 07:26)
jereo eto
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img229.imageshack.us/img229/1654/collinesik3.jpg[/IMG][/URL]

4. tywa68
(
13/10/2007 07:28)
Raha efa niraikim-pitia d sahirana ihany hamela an'ilay zaza, nefa raha sanatria ilaina koa any aoriana ny fahafantarana hoe iza marina no niteraka, tsara mifanaraka ihany. mampalahelo fa misy zany koa.
6. pissoa
(
13/10/2007 17:56)
Kay ... gravy izany :(
Mety gravy angaha izany amin'ny zaza 1 taona ? Mety ho azo atao hoe mba mifanaraka eny izy 6 mianaka amin'ny voalohany. Matoa mantsy hoe tamin'ny hopitaly iray, mety hoe mifanakaiky ihany ny toerana hipetrahana. Dia tazomina fotsiny ny fifandraisana any aoriana.
Raha tsy fantatra ilay izy dia tsisy koi fa saingy ilay izy efa fantatra dia hafa be hoe misy zanako mandendeha any ... :(

7. rova30
(
13/10/2007 22:21)
Tany Afrika no efa nahenoako toa ity tantara ity:...
vao naheno ilay vaovao ilay RAD voalohany, tonga dia
nandeha nanadihady sy nanaporofo , hita ilay zaza
faharoa ary tsy nafanakalo ilay ankizy, fa ny RAD andaniny sy ankilany no niezaka hifanaraka nohon'ny fitiavan-jareo ireo ankizy!
Tsara fiafara ihany ilay tantara , na dia olana aza no niantombohany! satria...lasa mpihavana ny fianakaviana roa tonta,nohon'ny fitiavan-janaka!
Raha sendra ireo RAD tsy mitovy fisainana no tena manahirana raha sanatria tojo ny toy izao, satria ny fanjakana sy ny tribonaly indray no manapaka izay ho avin'ireo ankizy!

8. soanja
(
13/10/2007 22:42)
Miankina amin'ny taonan'ilay zaza ihany izany ka.
Azo atao tsara izany raha toa ka mbola kely ny zaza. Raha lehibe indray dia azo resahina tsara ilay zaza ary azo atao ny mifanaraka amin'ny samy RAD ny fifandraisana sns... zany hoe ampilaminana/tony ihany no ahafahana manampy ny zaza amin'izany (transition) fa tsy taitaitra.

9. niryna
(
14/10/2007 05:05)
tywa68:
Raha efa niraikim-pitia d sahirana ihany hamela an'ilay zaza, nefa raha sanatria ilaina koa any aoriana ny fahafantarana hoe iza marina no niteraka, tsara mifanaraka ihany. mampalahelo fa misy zany koa.
Tany amintsika koa nisy ramatoa nitady vavy kely fa lahy anaka hono,nokarakarain'izy sy ilay sage-femme hono ilay zaza dia nampifamadihany.Ilay lahy kely faly avanja ery ninono ity renin'ity namako,ilay vavy kely nangalarin'ilay iray kosa tsy nety ninono fa nitomany be tsy fantatra ny antony.Mbola samy tao amin'ny hopitaly ry zareo tamin'izany a.Sendra nanolo ilay zaza ity ramatoa no talanjona fa lahikely ity nosoloiny kanefa izy nahafantatra fa hoe vavy.Hoy ny vadiny hono hoe aza miteny na mananga-peo,andao hoentina any fotsiny.Nojerena ilay zaza iray ka vavy dia nalain'izy mivady ilay zanany.Tsy niteny ilay ramatoa fa toa hoe nijanona tsy nandeha ny ronono tao aminy:miam:
10. niryna
(
14/10/2007 05:13)
pissoa:
Kay ... gravy izany :(
Mety gravy angaha izany amin'ny zaza 1 taona ? Mety ho azo atao hoe mba mifanaraka eny izy 6 mianaka amin'ny voalohany. Matoa mantsy hoe tamin'ny hopitaly iray, mety hoe mifanakaiky ihany ny toerana hipetrahana. Dia tazomina fotsiny ny fifandraisana any aoriana.
Raha tsy fantatra ilay izy dia tsisy koi fa saingy ilay izy efa fantatra dia hafa be hoe misy zanako mandendeha any ... :(
hitakou.Indray mandeha aho nanao sangisangy ny zanako fa somary naditra izy tamin'izay.Hoy aho nivazivazy fa tsy nihomehy aho a,sao dia tsy mba zanako ary io zaza maditra io,aleo hoe ho jereko any amin'ny hopitaly fa sao dia nampifamadihany :roll:
Afaka fotoana vitsivitsy nivoaka ny efitranony ny zanako sady tena serieux be an,"mom !dad !raha sanatria aho ka tsy zanakareo ,mbola tianareo foana ve aho,dia ho haverinareo any amin'ny rar-ko ve aho :cry::cry:.Tezitra be ny vadiko satria izy tsy nahalala ilay sangisangiko ary izaho koa aza toa nanenina be niteniteny foana fa tsy hitako izay hanasazina azy :^):D
11. niryna
(
14/10/2007 05:16)
rova30:
Tany Afrika no efa nahenoako toa ity tantara ity:...
vao naheno ilay vaovao ilay RAD voalohany, tonga dia
nandeha nanadihady sy nanaporofo , hita ilay zaza
faharoa ary tsy nafanakalo ilay ankizy, fa ny RAD andaniny sy ankilany no niezaka hifanaraka nohon'ny fitiavan-jareo ireo ankizy!
Tsara fiafara ihany ilay tantara , na dia olana aza no niantombohany! satria...lasa mpihavana ny fianakaviana roa tonta,nohon'ny fitiavan-janaka!
Raha sendra ireo RAD tsy mitovy fisainana no tena manahirana raha sanatria tojo ny toy izao, satria ny fanjakana sy ny tribonaly indray no manapaka izay ho avin'ireo ankizy!
Asa aloha fa omena ny tena efa nanana fitiavana sy nikolokolo ilay zaza,tsy omena toa misy eritreritra hoe tsy ahy ity.Ahoana tokoa re izao no ataon'izy ireo e.
12. niryna
(
14/10/2007 05:21)
soanja:
Miankina amin'ny taonan'ilay zaza ihany izany ka.
Azo atao tsara izany raha toa ka mbola kely ny zaza. Raha lehibe indray dia azo resahina tsara ilay zaza ary azo atao ny mifanaraka amin'ny samy RAD ny fifandraisana sns... zany hoe ampilaminana/tony ihany no ahafahana manampy ny zaza amin'izany (transition) fa tsy taitaitra.
Ireo ankizy dia samy vavy kely,ary mbola valo volana eo no fahitako azy roa.Mitovy ilay tarehiny ary samy amerikana fotsikely avy no fijeriko azy ireo.
Ny nahagaga ahy fotsiny dia hoe ahoana no hiandrasana ho feno herintaona vao atao ny famadihana ireo zaza.Tena mila fanaraha-maso be sy fifanereserana maro be mihitsy aloha e.Ahoana no hitenenana hoe ity ny mamanao sy ny dadanao fa tsy izay?
Nisy olona niteraka hono dia narary ilay ramatoa nandritra ny telo volana,izany aza vao teraka an,rehefa nivoaka ny hopitaly ny reniny dia tsy tiany ,eny na natao daholo aza ny fomba rehetra.Rehefa lehibe izy dia niteniteny hoe fangaha hianareo nahantra no tsy velonareo aho no nomena an'i....
ny nenitoany nitaiza azy io(izay mbola tiany foana)
13. ikaretsaka
(
14/10/2007 11:59)
niryna:
Nisy olona niteraka tany amin'ny hopitaly.Samy vavy kely ireto zanany. Mahafatifaty kely ary mitovy ny fijeriko ny tarehin'izy roa.Nisy nahazo ny iray tamin'ilay zaza dia nanao DNA ny rar.Tsy nisy nitovy t@ izy mivady ilay zaza.Lasa nandeha tany amin'ny hopitaly izy ireo ka misaotra an'Atra fa hita ihany ilay rar manana ny zanany.Atao hono ny fifanankalozana azy roa ireo rehefa feno herintaona izy ireo. Izay no lalana nivoaka.Tsy tonga dia nampifamadihana fa miandry.
Raha hianareo no voa an'izany ahoana no ataonareo?
Inona no fomba tokony atao ka mahahomby mety tsy handratra ny fon'ireo zaza ireo?Hiova dada sy mama indray ,ny ankizy sy ny rar anefa efa samy niraiki-po.
Raha tsy nisy ilay lalana hoe tsy maintsy omena ny rar ilay zaza ,tazominareo amin'izao ihany ve raha mifanaraka hianareo?
ohatran'ilay zaza mbola kely ka kamboty nisy nanangana ihany io..
rehefa ilay lehibebe ka tsy manaiky ny feon'ny fieritreretanao hoe tsy maintsy holazaina azy ny marina...:roll::roll:
14. ari.malala
(
15/10/2007 07:18)
tsy andriko zany herintaona izany kle! iangaviako hoe andao zao d zao no ampifamadihana raha sanatria k za no teo amle toerana!