Fiarakodia

LazaDaddy ( 08/06/2007 05:09)
Ny Toyota Tarago taty aorian'ny taona 2005 tsy misy "freins a main" satria eo @ tongotra havia ilay izy. Noho izany lasa "freins a pied". =))... tohiny
xxx ( 05/06/2007 08:44)
Aza mba mividy gasoil @ Leclerc fa maloto manimba fiara. Mifandimby citerne @ zavatra hafa angamba ireny.... tohiny
novalian'i mutombo ny 17/07/2011 15:42
mandrak ( 03/06/2007 20:00)
saly doly ono oa sode mba misy afaka manome torohevitra ay nareo. ny tiko atao dé 12V 10A transformena 8.5V 5.5A efa nitady an' io transfo io za, fa tsisy eny @ mpivarotra (net)... tohiny
novalian'i sympa ny 10/06/2007 21:08
Raveny ( 01/06/2007 07:19)
Salut daolo a! Sao mba misy mahafantatra mpanamboatra "Taunus" mahay nareo?Mba ento eto ny adresse raha misy.Misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i Raveny ny 19/06/2007 07:57
niryna ( 30/05/2007 05:31)
Misy lalana mivoaka fa tsy maitsy manoa fehikibo daholo ny mpamily rehetra ka izay tratra tsy manao dia voan'ny sazy.Miferin'aina anefa ireo mpitondra taxi mandeha amin'ny alina fa tsy afaka mandositr... tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:33
Fiffi ( 19/05/2007 22:15)
http://images.google.fr/imgres?imgurl=http://www.leblogauto.com/images/saleen_s7_1.jpg&imgrefurl=http://www.leblogauto.com/2005/10/tokyo_2005_live_10.html&h=480&w=640&sz=84&hl=fr&start=3&um=1&tbnid=q3... tohiny
johnnyandri ( 10/05/2007 04:33)
Mahita ihany aho amin'ireny rallye WRC ireny fa misy manamory avy eo ankavanana ry zalahy. Amiko ohatry ny tsy mahazo fafiny aho raha mitondra avy eo ankavanana. Efa zatra hatrany amboalohany ilay avy... tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:37
landja ( 08/05/2007 11:38)
Izaho ry zareo manana ford escort izay. Fa tena mijaly aho amin'ny pièces-n'io fiara io (rotule, carburateur, pompe centrale...), nefa anie de mba maro ihany ny ford escort hitako mandeha eny amin'ny... tohiny
novalian'i landja ny 17/07/2007 10:52
pimaso ( 07/05/2007 13:33)
ho nofy ve sisa?... tohiny
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:15
salmo1 ( 26/04/2007 14:06)
Mapitsako hana mihintsy isakiny mahita anakiray eny andalana fa ho any @ plazy hono... @ zay ry takaka miaraka @ solomaso mainty sy bikiny ary serveta sy kitapo kely. Rehefa ny bandy eny andalana s... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2007 17:21
fijo ( 24/04/2007 22:48)
indroa aho no namelona fiara dia nisy setroka mainty be nivoaka.ka sao misy olana ny motera?????nefa vao tsy ela no nosoloina ny menala sy ny filtra rehetra.ary fiara tsy mbola be KM le izy... tohiny
novalian'i mionona87 ny 09/07/2007 14:15
Fiffi ( 24/04/2007 06:42)
[img]http://img184.imageshack.us/img184/8320/peravesmonotracer1gf1.jpg[/img] [img]http://img338.imageshack.us/img338/1672/peravesmonotracer1bigkv2.jpg[/img] [i]Monotracer Peraves. missile à roulet... tohiny
novalian'i sympa ny 31/05/2007 23:32
xxx ( 23/04/2007 17:55)
Inona no mety sazy ho azon'ny anadahiko fa tratra niasa nitondra fiarakodia izy nefa tsy nisy permis fa tratran'ny retrait de permis? mahazo convocation any @ tribunal izy @ mai izao, ka inona no tena... tohiny
ainaheri ( 18/04/2007 17:26)
Iarahamahita sy miaramanaiky fa tsy mety ilay mitel no sady miconduire kanefa otrany lasa lavitra ndray ny eritreritry ny frantsay fa tsy azo atao hono na mampiasa kit main libre aza!!Zany oe lay mire... tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:11
berrt18 ( 15/03/2007 12:08)
Manahoana daholo nareo eto Manoratra ho anareo aho fa tena leo be mihitsy momban 'io permis io. Ny olana misy eto amiko dia izao : nanomboka t@ janvier 2006 aho no nianatra nitondra voiture, ny cod... tohiny
xxx ( 08/03/2007 20:32)
Intéressant ve ny mandefa fiara hamidy any dago? tsy hanaovana afera akory fa mba te hiova fiara izahay dia saika hoe alefa amidy any ilay taloha vao mividy vaovao?... tohiny
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:26
xl ( 28/02/2007 12:58)
Ny tsara ho fantatry ny fanjakana dia tsy azo alana ny film @ vitre ny voiture climatisée, sinon tsy mandaitra mihitsy le clim tokony asiana catégories izany le interdiction fa tsy bambaray be! ... tohiny
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:42
debonn ( 28/02/2007 12:00)
Ho antsika rehetra, raha mikasa hividy fiarakodia eto Allemagne ianao,izaho afaka manampy anao raha manano-sarotra ho anao ny fitenenana Allemand sy ny fitadiavana ny toera misy ny fiara tianao ho vid... tohiny
novalian'i azzaro ny 25/04/2007 11:29
salmo1 ( 27/02/2007 17:14)
Inona hono ireto Policia mangataka vola rehefa misakana hisava taratasim-piarakodia. Teo Ambatolampy voalohany ary vetivety kely vao tonga teo Ambohimandroso, de sady misakana ry zalahy no mangataka. ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:15
LazaDaddy ( 22/02/2007 01:22)
Mba te hanontany izay manana ireny " commercial vans" na "mini-bus" tsy misy seza afa-tsy 2 ireny e! Omby fandrianan'i "mpanjaka vavy" (Queen size bed) ve izy ireny sa tsia? Mba manontany aloha mia... tohiny
novalian'i cutie ny 05/03/2007 23:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0886