Fiarakodia

kelly13 ( 27/11/2007 09:57)
http://www.dailymotion.com/video/x21ytx_accident-motovoiture-violent_auto http://www.dailymotion.com/video/x20ihr_accident-aux-peage_auto moramora iany refa mba mahazo volant fa tsy playstation ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 15:36
bilakarenjy ( 23/11/2007 21:54)
Lasa ihany ny saiko teo am-pandinihana ity sary ity indray hoe : [img]http://img209.imageshack.us/img209/6615/redneck141li7.jpg[/img] Maninona moa raha mamorona itony trano fivoahana mandehandeh... tohiny
diamondra27 ( 20/11/2007 10:49)
de miala any ndray hono ny taxi vao² e! misy internet sns ao anatiny azo ampiasaina we, misy fauteuil mobile ho an'ny handicapé koa sy marche adaptée.Otran'ny espace reny le izy. Ca vautle coup... tohiny
novalian'i Bafota ny 31/12/2007 17:39
ikaretsaka ( 16/11/2007 16:30)
Izany indray no malaza any Bekintana, fa mbola ataon-dry zalahy ao anatin'ny maizina ilay izy: Cross country Afaka mampiasa izay tomibilina tiany, izay lalana tiany,sns... fa ny tanjona dia ny hampit... tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/11/2007 15:47
niryna ( 10/11/2007 00:32)
Misy camion eo aloha,mandeha mora ka aleo aloha ho songonako kely fa ela loatra.:oops: Iny fa mifindra ilay fiara kely eo an-kavia ary dia mandeha eo aloha, ary mifindra any amin'ny havanana kanjo ,t... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 05:37
xxx ( 03/11/2007 12:47)
Nividy Garmin 660 aho efa ho herintaona izay, te hanao mise à jour aho anefa toa tsy hay izay tena marina aminy.Manana site de mise à jour zareo fa tsy mazava mihitsy, sao misy afaka manampy? Missaa... tohiny
novalian'i xxx ny 07/11/2007 14:25
xxx ( 02/11/2007 11:32)
Manao aôna sy ahoana ny fahitanareo ny fanondranana ny fiarakodia avy ivelany eto amintsika? Mora ve sa lafo? Ny TVA sy ny gasynet aloa v mba azoazo iany? Mba ilazao a fa sao d manaonao fôna ka mat... tohiny
novalian'i jayah1 ny 11/05/2008 06:30
xxx ( 28/10/2007 10:55)
http://doremiru.labs.goo.ne.jp/ Patiny @ Hyundai : [img]http://img144.imageshack.us/img144/9281/hyundai00004dp4.jpg[/img]... tohiny
zozefa ( 25/10/2007 12:02)
sao de mba misy mahay na mahalala gasy mahay mecanique auto aty amin'ny manodidina an'i marseille, efa leo ny mankany amin'ny garazy mantsy e! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:41
tslem ( 11/10/2007 08:47)
Hono ho ah ry zareo, azo atao ve ny tonga dia manao examen code de la route fa tsy mandalo auto école, d ra mety zany d aiza kay no tokony hanatonana sy hanontaniana ny mikasika izany sa tsy maintsy ... tohiny
Fiffi ( 30/09/2007 20:28)
[img]http://img232.imageshack.us/img232/7969/h3ill961323immatriculatbo3.jpg[/img] de zany indray hono ny vao2 an ! manomboka am 1er janvier 2008 de lasa ohatran'io ambony io ny plakin'fiara eto frant... tohiny
bilakarenjy ( 29/09/2007 15:14)
[img]http://img509.imageshack.us/img509/2741/redneck128oo8.jpg[/img] Sendra nahita ity sary ity za de lasa saina hoe : tena tsy raharahian'ilay tompony ilay fiara fa de izay mahatsotra ny fiainany no... tohiny
kelly13 ( 28/09/2007 09:52)
mba omeo spapa we ze mba efa nanao ny 1 @ ireo karazana "location vente" ireo! inn no avantages, inn no inconvenients! misôtra tompoko :)... tohiny
boubounezy ( 21/09/2007 20:24)
za wa ry zareo d maléll lé tomobilako d vell tsara izy fa manetroka fotsy2 b eo @ moteur ka omeo sopapa alou ho any zé mahay mékanika alouany itondrako azy any @ garazy sô d angalaranjy zalah eo ... tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 06:48
tsaramaso ( 20/09/2007 14:34)
ny kodiarana de mihena 5% ny vola azon'ny arabo !!!!!!! tsssssss mampalahelo !!!! ny ataon'ilay fivavahana silamo aza efa tsy laitra !!!!!... tohiny
novalian'i UB40 ny 27/09/2007 00:53
mandrindra ( 08/09/2007 08:33)
rehefa mividy fiara okaz ianareo dia inn daholo no jerenareo ahafahana milaza fa mbola tsara ny fiara iray?... tohiny
LazaDaddy ( 07/08/2007 00:37)
Misy firy tokoa ankehitriny ny isan'ny jiro mena mandeha (tsy trano fandihizana) any Madagasikara?... tohiny
novalian'i mignone ny 08/09/2007 10:41
ikaretsaka ( 05/08/2007 02:48)
Hatraiza ka hatraiza tokoa ny distance lavitra indrindra mety ho vita @ ireny scooter ireny? le tsotsotra ireny an.. ohatra hoe jog pro ireny na tsy haiko aby marihana fa stock (d'origine) daholo n... tohiny
novalian'i battle ny 25/10/2007 05:53
princesseN ( 19/07/2007 09:04)
otran'ny tsisy olona mintsiny ato!fa nankaiza dôly:-w... tohiny
novalian'i miou ny 05/08/2007 13:19
mignone ( 29/06/2007 12:23)
inona no mahasamy hafa azy aminy gasoil normal ?... tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2007 14:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0466