Fiarakodia

tsiahi ( 01/02/2013 22:38)
Bjr dhl, Te hividy Sprinter any Belgique aho, iza no mba mahafantatra ny misy ivdianana azy ireny any ?, Sady toa tonga dia mandefa aty Madagascara koa hono ny any . Misaotra mialoha .... tohiny
bachmannhery ( 27/10/2012 18:05)
sali, za mipetrak ary allemagne de afak mijeri fiara ho an'izay interesser, ... tohiny
novalian'i rnir ny 08/02/2013 11:39
naej ( 18/07/2012 10:26)
Sao mba mis manana fiara 2CV na 4L hofaina atao taxi any? ara-dalana tsara ny papier rehetra an, 100 000 ar isan-kerinandro ny versement , eto antananarivo za , 034 64 369 68 antsoina raha mila fana... tohiny
beloha15 ( 07/06/2012 18:20)
salama daholo e!!! azafady indrindra mb saika hanontany ,izaho aty tamatave tsy mahita piece na moto io ,sao mba misy manana hevitra .oty ny carbu,compte tour,.....betsaka teneno sao mbamisy manana.la... tohiny
hanjaris ( 22/05/2012 13:46)
Antsoy ny 034 01 543 83 fa tsy hanenenanao!!!... tohiny
pulm ( 10/03/2012 05:56)
Saika mba anotany kely hoe: inona ka no maha samihafa ny 2t sy ny 4t ividy scootera manko za nefa tsy mahalala ny maha samy hafa an'ireo, dia inona no tombotsoan'ny 2t? sy ny 4t?... tohiny
novalian'i pulm ny 20/03/2012 05:39
sylvain ( 01/03/2012 20:41)
Na d simple aza d tohano é! http://www.alqarra.tv/2012/03/01/afrique-australe/madagascar-relance-son-industrie-automobile/... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 20/04/2012 03:38
vony501 ( 17/02/2012 11:59)
Sao mba misy manana na mahita moteur-na Toyota essence 12 valves, na farafaharatsiny carburateur fotsiny. Misaotra mialoha... tohiny
rebiryx ( 19/01/2012 12:14)
Ho anareo any andilambato any ry Namana, sao mba mahalala olona afaka manome ireny Fiara manokana ho an'ny sembana ireny (véhicule adapté pour une personne handicapé), na dia efa niasa aza ? Mba ha... tohiny
manjakely66 ( 15/01/2012 17:14)
manahona daholo nareo ato efa roa volana izao no niandrasako valiny @ fanolona permis de mintaintaina aho fa te hitondra fiarakodia mafy ny tenako miasa mantsy de tena ilaiko mihitsy ny mamily fiarak... tohiny
toky8 ( 27/09/2011 09:43)
Miarahaba o, Ianareo sao mba mahita fiara kely miloko [b]"Vert d'eau"[/b] fa hofainay hanaovaa cortege mariage. Fiara kely 6 no karohina, ka ny iray dia téte de cortege, ary fiara lehibe 2 (mini-bus... tohiny
novalian'i hery ny 28/09/2011 10:02
Herimiafina ( 24/04/2011 11:30)
golf type II phase I sy golf type II phase II. Inona no mahasamihafa an'ireo? Mijery indray aho endrika ivelany fotsiny, golf type II sy golf type III dia tsy hitako izay mahasamihafa azy, misy afaka... tohiny
novalian'i jinandri ny 11/12/2014 14:22
soanja ( 01/03/2011 23:11)
Dia lasa nahafitafy be ilay fiara. Ahoana indray ary izao ny mba hevitr'ireo hippie namana. Soa sy kanto lahy ilay zavabita!... tohiny
Lejoba ( 24/01/2011 14:35)
Tratry ny taona daholo ny namana Sao misy efa nandefa fiara avy eto France, na Europe mankany Canada? Ahoana ilay fepetra momba ny fiara miditra any? Ohatrinona ny sarany alain'ny transitaire raha voi... tohiny
khoto ( 11/08/2010 08:39)
Salut; Mba mila devis aho @io moteur io: RD28 6cyl (perte compression- tsy turbo) sy mety maty coussinets (mikikiaka be t@farany nidemarena azy.pompe inject mbola mety tsara (rotative), culasse koa ts... tohiny
novalian'i sylvaine ny 26/10/2010 06:57
cyril ( 23/06/2010 19:04)
Prix : 10 900 € Ville : 54390 Frouard tél:06 15 32 40 21 Année-modèle : 2007 Kilométrage : 109 550 KM Carburant : Diesel Boîte de vitesse : Manuelle Passat Sw TDi 140cv 109550km juillet ... tohiny
novalian'i fozabe ny 02/07/2010 17:13
cyril ( 23/06/2010 19:04)
Prix : 10 900 € Ville : 54390 Frouard tél:06 15 32 40 21 Année-modèle : 2007 Kilométrage : 109 550 KM Carburant : Diesel Boîte de vitesse : Manuelle Passat Sw TDi 140cv 109550km juillet ... tohiny
hana ( 28/04/2010 12:40)
Miarahaba ny namana rehetra. Misy olana kely aho ry zareo, sao mba eto aminareo no hovoavaha izy ity? Ilay fiara izany mivoha sy mihidy @ télécommande toy ny fiara betsaka ankehitriny e. Saingy ang... tohiny
novalian'i manoasoa ny 05/10/2012 13:12
paloma77 ( 19/03/2010 16:20)
Salama daolo. Sao dé misy manana minibus mazda, volant droite na gauche, mbola tsy misy fitaratra no mbola tsy misy seza voyageur ka amidy. Misaotra. ... tohiny
ragabany ( 16/10/2009 08:33)
Mba mila jante alu ny bandy raha mba misy mahita na manana ianareo mpiserasera o!3 trou origine hoan ny R4 no tena ilaina;misaotra mialoha e!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1254