Fiarakodia

Herimiafina ( 10/02/2006 16:27)
Ahoana ny fandehan'ity teknolojia vaovao ity e! Fiara sady amndeha amin'ny solika toy ny fiara rehetra kanefa mandeha amin'ny herin'aratra ihany koa, mety hisy avenir ve ho an'ny tontolo iaianana sy n... tohiny
novalian'i MOORE007 ny 07/05/2006 08:33
zefa ( 29/01/2006 17:00)
manahoana daholo gasy vao tonga 3 volana lasa zay mianatra eto france (bordeaux)mitady fiara ho vidiana hoetina mianatra ny marika tiako dia bmw na audi ny vidiny dia mba aokaho sahaza ny volan'ny m... tohiny
novalian'i trinamana ny 08/09/2017 11:19
randzambola ( 28/01/2006 10:11)
mitady 504 baché double pont na tsotra aza tsy mann, mba mampilaza nareo raha mahita amidy any... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2006 02:45
diamondra27 ( 18/01/2006 12:45)
Hono ho'aho raha sendra lasa any @ fourrière kay ny vam de aiza no aleha? Inona no tokony atao?Za manko tsy mba nametraka io kestion io fa mba te-hahalala kosa raha sendra voa na mba afaka manoro he... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/03/2006 04:24
hery ( 18/01/2006 07:04)
Angamba mety mahagaga anao fa tena marina io. Tsy resaha hoe double-pont na resaka hoe molotra mazda. Fa ny fitandrohana fiara dia tokony atao tahaka ny mitandroka vehivavy. 1. Alaina kalam izany ho... tohiny
novalian'i mbositra ny 14/02/2006 21:49
mino ( 18/01/2006 05:25)
Mba te hahalala aho, rehefa tonga toko mo le fotoana oe tsy maintsy sans plomb ny essence, dia inona no ovana na soloina ao amin'ny motera . misaotra anao mamaly... tohiny
novalian'i mino ny 22/02/2006 06:44
Herimiafina ( 18/01/2006 05:05)
Lasa ny saiko amin'ity teknolojia vaovao iray ity ry zareo. Raha oharina amin'ny maotera tsotra dia tsy mampiasa ireo piesy fahita toy ny piston, soupapa, bielle manivelle sy vilebrequin intsony fa ... tohiny
hery ( 16/01/2006 07:15)
Fahazarandratsy vitsivitsy hitako amin'ireo mpitondra fiara (indrindra ireo saoferana taxi sy taxi-brousse)... tokony hialana raha toa ka te hitsitsy. Resaka embrayage (fitsitsiana disque sy fourch... tohiny
novalian'i kally ny 30/01/2006 16:09
era ( 09/01/2006 17:11)
jereo ao amin'ny dokam-barotra sao mahasoa anao.Mampalahelo ny mijery azy mijanona ao, tena mbola mandeha tsara ilay izy.405 berline diesel année mod.92... tohiny
novalian'i era ny 10/01/2006 18:18
zah ( 09/01/2006 12:22)
Akory ny ny ato e! Mety ve ny manamboatra ny transmission (inn koa ty @ teny gasy leaza) manomboka mipoapoaka rehefa avily be ny familiana. Raha mbola kely ny fivilianany de tsy maninn fa rehefa lasa ... tohiny
novalian'i soasoafy ny 27/03/2006 13:34
Vahinala ( 08/01/2006 12:07)
Henoko tamin'ny fofombadiko any Dago hoe nisy lalàna nivoaka ndray hono fa manomboka amin'ity taona ity dia foanana ny essence sy ny gasoil fa tsy maintsy hovaina sans plomb daholo ny solika ampiasai... tohiny
novalian'i Ralay ny 18/01/2006 11:28
Herimiafina ( 07/01/2006 16:35)
Tsy haiko ny fiara hafa fa ny tiako resahana dia ny Nissan Pick-Up. Manary menaka sy gas-oil be foan ka rehefa nentina tany amin'ny mécanicien dia izao no nambarany hoe: ny Nissan rehefa nosokafana m... tohiny
hery ( 03/01/2006 09:06)
Hivoaka amin'ny herinandro ambony io hono izany ny Peugeot 207. Ny endriny aloha dia mamono lolo... toa matanjaka ihany koa. Io indray izany ho hifampitady amin'ny clio-n'ny Renault [img]http://www... tohiny
novalian'i fasaly ny 09/01/2006 11:15
kally ( 02/01/2006 16:37)
Ary hono ho'a e? Mba inona ny fiaranareo dia inona no itiavanareo azy dia inona no tsy itiavanareo azy?Mba tsy maintsy lazaina daholo ny tsininy sy izay mba tena masaka aminy an! ... tohiny
novalian'i rakotoxyz ny 27/01/2006 17:56
hery ( 30/12/2005 12:00)
Izany izao no tokony hisy ato amin'ity lohahevitra vaovao ity. Raha misy afaka manamboatra fiarakodia dia afaka miseho sao mba misy azo ifanampiana. Lazao hoe any Dago ianao na any ivelany... dia laza... tohiny
novalian'i beloakely ny 29/07/2017 12:01
hery ( 29/12/2005 20:40)
Lohahevitra vaovao mety mahaliana eto amin'ny forum.serasera.org indray no nosokafana androany. Resaka momba ny fiarakodia. Ho an'ireo mpitia fiara-kodia. Fizarana traikefa. Vahaolana teknika. Fanovan... tohiny
novalian'i adam ny 07/01/2006 18:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165