Fiarakodia

fasaly ( 28/04/2006 16:23)
hummmm! voalohany amin'ny fanamboarana fiara betsaka indrindra hono chine e! ary mitovy "gamme" mihoatra am fiara vita europe. Kanefa ny vidiny kosa de tena "interessant" beuh! 50°/° moins cher miho... tohiny
novalian'i MOORE007 ny 10/05/2006 07:36
LazaRandri ( 28/04/2006 02:37)
Rehefa lafo be ny solitany ry zalahy dia ny vehivavy indray asiana mandoa ny vidiny a! hahaha.... tohiny
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:34
zandikely ( 26/04/2006 00:00)
Manoloana ny fiakarany vidiny essence, ry zareo bresilianina, tena efa lasa lavitra aminy fampiasana ny Ethanol. Ohatra ny 7 sur 10 ny fiarakodia nivoaka farany ao San Paolo dia mandeha aminy Ethanol ... tohiny
novalian'i MOORE007 ny 07/05/2006 08:19
sonwin ( 23/04/2006 13:37)
Sao mba misy afaka mamaly kay hoe ohatrinona isan'andro izao ny hofana 504 baché raha entina miala hatrany amin'ny 120 km miala an'Antananarivo.Iantohana ny gasoil amin'izay. Misaotra indrindra. Afak... tohiny
xxx ( 15/04/2006 08:06)
Ekena fa efa misy fanatsaràna ny làlana fa na eo aza izany mbola misy faritra maro ahitàna fitohànana noho ny tsy fanaran-dalàna maro ... jereo ohatra ny ataon'ny sarety http://www.01madagas... tohiny
novalian'i booboo ny 10/05/2006 10:36
Fiffi ( 11/04/2006 13:19)
zah ry zareo dia tena anisan'ny mpankafia ny fiara taloha ireny an! tena milay mihintsy sady ohatran'ny mampanofinofy ahy mihintsy ka raha nijery aho dia ity no tena nambabo ahy eh! ary ny anareo mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 11:55
little ( 11/04/2006 10:16)
Possible ve ny mamadika fiara volant a droite ho lasa volant a gauche any Dago e? de mety ohatrinona eo ho eo?... tohiny
petsambava ( 10/04/2006 17:16)
hita @ gazety androany(10 avril 2006) fa nisy loza tany @ làlana ho any diégo ka ohatran'zao ve no atao TSY MAHAGAGA!!!:?::?: http://www.01madagascar.net/images/news/gf/018-route-10.jpg ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:54
LazaRandri ( 05/04/2006 00:27)
Mba avadika kely indray ilay fanontaniana ;) Maromaro ihany ny mitodika eny an-dalana rehefa misy fiara mitondra vehivavy. Ilay fiara no jereny sa ilay vehivavy, sa ny lehilahy ao anatiny? hahaha!... tohiny
novalian'i AndryGTI ny 13/11/2006 10:37
booboo ( 04/04/2006 19:34)
:oops: hono ôa, nareo ve t@ vô nianatra nitondra tôôbilina vôlohany dé saro-tahotra ôtra anà ? Nanao évaluation-na conduite zà t@ ity taona ity fa na ilay moniteur aza kivy kely fa même ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 16:20
hasn ( 25/03/2006 07:36)
Salama jiaby e! Hono ho a'ho ry namana mahafinaritra isany:Ahoana ny fomba hitondrana fiara avy aty ivelany? Mianatra any ivelan'i dago dia nieritreritra ny mba hitondra fiara rehefa vita fianarana.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 03:25
diamondra27 ( 23/03/2006 17:55)
be tokoa ve ny vhv mahay mitondra fiara any dago? Tokotokony eo @ firy isanjatony eo? Misy mahay ve nefa tsy mitondra?... tohiny
Vaika ( 17/03/2006 14:41)
Izay mba mahay mécanique dia mba hampio aho e ! Sao dia mba misy afaka manoro hevitra amin'ny fanolona capteur lambda fa tena mamay mihintsy aho amin'ny essence : 10 l au 100 ? Dia misaotra dieny ... tohiny
novalian'i Vaika ny 19/03/2006 15:57
zandrikely ( 14/03/2006 19:13)
asa , tsara ilay hevitra fa hitako tao @ gazety fa ra fiara latsakin'ny annee 97 no alefa any mada dia toa lafo hono ny famoahana azy ao @ douanes , fa ra mihoatra ... tohiny
novalian'i ox ny 19/09/2006 14:02
Herimiafina ( 13/03/2006 15:40)
Ahoana indray ity e? 8) [url]http://www.volkswagen.fr/evenements/actualite/actu1index.html[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2006 05:41
Herimiafina ( 10/03/2006 19:40)
Malaza io teny io ankehitriny. Inona marina moa ireo karazana fiara azo antsoina hoe SUV? 8) [url]http://fr.wikipedia.org/wiki/SUV[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 20:59
Herimiafina ( 09/03/2006 16:22)
Ilaina ny antsoina hoe reflexe eo amin'ny fitondrana fiara indraindray, avy amin'ny fahazarana no mety hahitana izany. Ny zava-mitranga mantsy dia rehefa misy obstacle tampoka eny an-dalana eny dia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 19:35
Herimiafina ( 03/03/2006 17:14)
Somary gaga sy talanjona ny tenako naheno ny nanjo izay tovolahy iray izay. Nividy fiara occasion izy, US$18,000 misy taratasy mazava, ary vita controle technique tsara satria fiara avy nanao acci... tohiny
novalian'i ambivotra ny 14/03/2006 14:21
Herimiafina ( 25/02/2006 02:52)
Raha hitarina kely ny saina de maro ny teknolojia vaovao hita amin'ny fiara ankehitriny, araka ny efa hita teo amin'ny dinika teo aloha (maotera rotatif, maotera hybride, DVD, sns). Ndeha ary ho tohiz... tohiny
cutie ( 15/02/2006 13:04)
Ahona ny fahitanareo an'reny fiara misy DVD player reny ao anatiny?? Inona ny lafiny mahatsara sy maharatsy azy??... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/02/2006 17:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2062