Fiarakodia

sahonfra ( 18/02/2007 15:32)
Mitady 4x4 (3 portes )na fiara (voiture de plaisir en bon état) hofaina une semaine ka hatramin'ny 1 volana amin'ny volana may. Koa raha manana ianao dia manorata ao @ diary_ko@hotmail.fr... tohiny
novalian'i sahonfra ny 22/02/2007 21:27
avolenta ( 17/02/2007 12:22)
mba mitady olona mahay tsy de lafolafo fa , misy tsy mety ny ambraiazy ny fiara. renault scenic le izy. lafo be ny an' ny vaza. azafady fa maika... tohiny
novalian'i tynah ny 26/04/2007 19:22
LazaDaddy ( 02/02/2007 02:04)
fiaran'iza tokoa no efa "nikodia" ?... tohiny
hantakely ( 24/01/2007 18:23)
Manahona daholo ianareo izay ato am sera2 Izaho mba te handefa auto annee 96 ilay izy,maheno izaho mantsy fa tsy azo alefa intsony ny fiara mihoatra ny 10 ans ka tsy haiko na marina ilay izy na ts... tohiny
novalian'i mionona87 ny 22/06/2007 12:49
bakobakoro ( 24/01/2007 06:38)
bonjour;mba hanontany ireto zay mahalala;te hamoka auto avy aty europe aho nefa tsy mahay ny fandehany.Ka mba manontany anareo izay mahay anio affaire io mba ampio havitr'aho surtout zay mahalala olon... tohiny
fasaly ( 12/01/2007 21:41)
tsy mitsaha-mivoatra e! inona izao no tena ilaina an'lay fiara ekolijika, dia izao indray ny fiara mandeha amin'ny bio-carburant, efa mihinana bio koa izao ny fiara atsy ho atsy:P hihihih......loza m... tohiny
novalian'i mpitsabo ny 21/02/2007 10:12
bilakarenjy ( 20/12/2006 20:33)
[img]http://img114.imageshack.us/img114/7919/annoncewebmycarak1.jpg[/img] Izany no 4L t@ 1965 ,mbola vao 41.000 km fotsiny ,ary tsy latsaka ny 2000 euros . Mbola manitra be . Ento ary ny resaka ...... tohiny
bilakarenjy ( 11/12/2006 16:19)
[img]http://img139.imageshack.us/img139/9909/2cv4384x288fe3.jpg[/img] Zany izy tamin'ny vao noforonin'ny Tompony voalohany indrindra .Dia ahoana koa ny manaraka ......... tohiny
ikaretsaka ( 10/12/2006 00:47)
Ny amerikanina moa na mijafajafa @ vidina lasantsy aza de mbola malaza @ fiarakodia matanjaka sy ny motera be.. ireto misy santionany vitsivitsy .. mba ho nofinofisina sy..asa? indray andro any mety ... tohiny
bilakarenjy ( 30/11/2006 17:50)
[img]http://img350.imageshack.us/img350/5066/20505xx5.jpg[/img] zany izy raha somary tsotsotra .Dia anareo indray ary ny manaraka miaraka @ sary ... tohiny
novalian'i hps ny 06/06/2007 08:29
bilakarenjy ( 28/11/2006 14:46)
http://news.caradisiac.com/La-video-du-jour-drift-a-la-sauce-moyen-orientale-121 izany gorisagorisa hafahafa izany ... tohiny
kitjo ( 26/11/2006 16:21)
[img]http://img395.imageshack.us/img395/6751/2005lamborghinigallardohi0.jpg[/img] ... tohiny
totofy ( 22/11/2006 22:12)
nieritreritra ny hividy daba any belgique ny namana alefa eto la frantsa , misy afaka manome sy manoro ve ny atao tsy misy olana ve ny fampidirana , ny CT douane sns...véhicule utilitaire fa tsy plai... tohiny
novalian'i totofy ny 28/11/2006 09:02
fasaly ( 17/11/2006 17:43)
Tsy azoko mihintsy e! grrrrrrrrrrr.......!:twisted: ny tanora refa maka permis de conduire! ampifilafilaina efa mi passer impiry vao atao afaka exam, amzay vola be foana ny aloha mandrampahazoana azy... tohiny
novalian'i xxx ny 08/12/2006 21:16
bmw307 ( 14/11/2006 22:27)
ato @serasera efa misy saingy mbola marobe angamba ny mbola tsy mahalala... tohiny
oufouf ( 19/10/2006 11:04)
Mba misy afaka manome ny adressy garage gasy manao [b]peinture[/b] eto amin'ny région IDF ve nareo , toa nahita aho indray mandé ? Toa nisy "garage mobile" tao Fresnes tao fa ny adresse iny koa fa ... tohiny
novalian'i oufouf ny 24/10/2006 20:03
totolaksa ( 13/10/2006 11:55)
Izaho mbola tsy manana fiara, ary resy lahatra tanteraka ny hividy 4L, na ratsy ary tsy maninona fa retapeko. Ts'hitako hoe inona no fiara mahasolo an'ireny (lafiny consommation sy réparation), sa... tohiny
Fiffi ( 12/10/2006 17:28)
Hummm ! andao indray isika hitsidika kely ny salon de l'automobile 2006 an! iza no tianareo ? :)http://fr.cars.yahoo.com/mondial-auto-2006/photos/... tohiny
rix ( 12/09/2006 09:06)
Mitady pneu bonne occasion mbola mizotra tsara ho vidiana. [u]Dimension[/u]: 900par20; 12par20; 1000; 11/22.5; 185par14; 13/22.5. Misaotra mialoha amin'ny fiaraha miasa.Antsoy ny Tél:032 02 185 47 ... tohiny
dokotany ( 02/09/2006 14:08)
Manao adaptation kely dia lasa mihena ny consommation ny motera (30 à 60 %). Technique vitan'ny garagiste kely any Dago. Mba zarazarao raha azo atao :[url]http://www.jp-petit.com/ENERGIES_DOUCES/no... tohiny
novalian'i dokotany ny 06/09/2006 17:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0464