Fiarakodia

caprio ( 06/10/2009 19:49)
Sao dia mba misy namana mipetraka any allemagne na mafatapatatra ny momba ny fividianana fiara any ato zafady indrndra oooo... tohiny
xxx ( 06/10/2009 15:22)
Hono ho aho, mety ho ohatrinona kay no maka permis eto Frantsa . Izany hoe ny écolage @ auto-école (moyenne ) sy ny frais @ examens ? Misaotra mialoha... tohiny
Ysag ( 06/10/2009 15:04)
Salama daholo e Ny fiara zany super 5 kite ireny e de mba mitady hoe aiza no misy le milay nefa tsy de lafao @kodiarana bonne occ e . Ny reference zany dia 185/70/ 13 rah tsy /60 tsy de tsaroko ... tohiny
zandikely ( 30/06/2009 03:36)
MORONI (Reuters) - An airliner with 150 people on board belonging to Yemeni state carrier Yemenia crashed into choppy seas as it came in to land on the Indian Ocean archipelago of Comoros on Tuesday, ... tohiny
zandikely ( 12/06/2009 13:16)
Air France a connu en 2008 plusieurs incidents, qualifiés de "graves" par des pilotes, liés aux sondes de mesure de vitesse sur des A330-A340, mais les enquéteurs comme la compagnie française on... tohiny
ndrin ( 10/02/2009 18:47)
manahoana daholo, mitady ireto fiara ireto ny tenako, satria misy ilaina azy maika dia maika,renault na twingo,peugeot 106, na 206,na citroen mbola tsara e! alohany andehanako any aminy concessionn... tohiny
novalian'i ndrin ny 11/02/2009 09:19
jaya ( 30/12/2008 10:05)
salama dool o za de mitady maika DEBIMETRE ana BMW E34 525i so de miss maita na miss manana, mba tsy de lafo ny vidiny, na occasion na neuf (pièces mecanique am vam BMW io, ho an ze tsy mahalala)... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 02:33
xxx ( 13/11/2008 11:42)
manahona doly ohh! zao no mba hangatahako hevitra zay mahay! manana golf serie 2 GTD zah de mitete be ny radiateur de chauffage ka tiko soloina ! bedebe anefa ny manakivy anah fa oe enjana be ny m... tohiny
kaboushna ( 03/11/2008 18:57)
mahakamo mihintsy ny ataon'ny taxi be am lé mijanojanona matetika nefa tsy maka sisiny ... raha claxonner-na ry zareo dé valy boraingina no azo hoe :"andàna manidina raha maika e !!!" ... ny tena m... tohiny
wawa ( 17/09/2008 17:37)
Salut dol!! mba manontany aho raha misy andefa fiara lehibe any Dago ,izaho mantsy manana moto 2 ny iray cross dia ny iray roadster . Raha toa ka mahalina anao dia hifanamboarana ny fret .Marihina f... tohiny
novalian'i wawa ny 15/12/2008 13:13
alondrano ( 15/09/2008 15:00)
mitady tête de cortège genre limousine couleur blanche si possible mba ilaina maimaika raha misy sary tsy maninona alefa mail... tohiny
novalian'i Noue ny 15/09/2008 16:36
arn ( 12/09/2008 08:50)
sao mba afaka manoro mpivarotra enareo fa mitady plage arrièren-na polo 3 zà fa orera be ny anay e, de ... tohiny
novalian'i Ralay ny 12/09/2008 16:25
wawa ( 09/09/2008 19:31)
Salama daholo ve? Mbola misy pandefa fiara akotran'i Walexport ve eto an tanana? Nahare aho mantsy hoe mbola misy any Panam any sady mora no i Walex. Ka raha misy mahafantatra dia mba zarao e! Mer... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:35
ratonga ( 06/08/2008 02:23)
[url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/madagascar/video/x23ikv_madagascar-musee-roulant ] madagascar-musee-roulant[/url]... tohiny
mirarisoa ( 24/06/2008 19:01)
tena mijaly fa tsy mahay mecanique nefa panne : aiza no misy mivarotra piece azo antoka nefa tsy lafo loatra ?... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:37
dibbah ( 11/06/2008 08:30)
ra mandany 1l/j enao dia mandany 1 069 200 Ar isan-taona ra mandany 2l/j enao dia mandany 2 138 400 Ar isan-taona ra mandany 600 ar/j @ taxi-be enao dia mandany 216 000 Ar isan-taona ra mandany 1... tohiny
novalian'i dibbah ny 12/06/2008 14:56
xxx ( 07/06/2008 07:53)
Hono ho aho, ho an'ny olona eto France.Raha misy mpivady manana fiara,ny fiara n°1=misoratra @ ilay rangahy,ny assurance koa @ anarany.Ny fiara n°2=misoratra @ ramatoa dia ny assurance ve azo sorata... tohiny
novalian'i kelly13 ny 19/08/2008 21:45
niryna ( 06/06/2008 03:53)
Ny fiara rehefa tsy tiana na manomboka ho ratsy dia sarotra be no mitazona azy,tsy mba toy ny any amintsika,azo ampiasaina hatramin'ny fanaovana fatam-pera. Ny aty ny tena indray no miantso izao rehet... tohiny
novalian'i niryna ny 28/08/2008 21:33
zandrikely ( 03/06/2008 15:26)
mba saika anontany za hoe nisy olona nandefa mini bus ve tao am walex ho any mada ny juin teo de lasa ve le vam sa aona , nolazin i stephane manko hoe tsy nisy mini bus lasa mihint... tohiny
mariah ( 29/05/2008 19:34)
Rehefa maninona kay no mahazo io voalaza @ titre io avy @ tribunal? Misaotra anao manoro... tohiny
novalian'i milaibe ny 31/05/2008 07:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.8816