Vitres fumées des voitures climatisées, c'est incontournable

1. xl ( 28/02/2007 12:58)
Ny tsara ho fantatry ny fanjakana dia tsy azo alana ny film @ vitre ny voiture climatisée,
sinon tsy mandaitra mihitsy le clim
tokony asiana catégories izany le interdiction fa tsy bambaray be!
ny fiara mpitatitra ohatra no tena arahimaso,
ny voiture de plaisir anie rehefa ara-dalana ve ny papier, polisy manerana ny nosy io tsy afaka hisava ny auto tsirairay raha misy mampanahy
Tsetsatsetra tsy aritra iny rey olona a!
Bien à vous rafanja!
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:42
2. LazaDaddy ( 28/02/2007 13:10)
ny ahy anefa mandeha tsara ny climatiseur sady afaka tazanin'ny polisy avy eny ivelany koa hoe sao dia mampiasa mobil na sao dia mangalatra taolam-paty sns...:wink:
3. Fiffi ( 28/02/2007 13:26)
tsy io fotsiny ny fepetra vao noraisin'ny fanjakana fa maro....ohatra ny fiantsohina phone , ny ceinture de sécurité sns.....tsy hitako zay maharatsy an'zany !
4. kally ( 28/02/2007 13:58)
Fa inona indray no afeninareo ao anaty fiara ao no mahimahina be ianareo e?Aty amin'ny tany misy anay aloha dia efa ela ireny no voarara na isy clim na tsy misy clim ary mandeha foana kosa aloha ilay clim fa asa indray izany an'i xl izany:lol:
5. DotMG ( 28/02/2007 14:26)
Izao no hevitr'i DotMG momba io vitre fumé io :

Voalohany aloha ny zava-tsoa azo avy amin'ny fampiasana azy:
1) Mangatsiatsiaka kokoa ao anaty fiara rehefa avy nitanina andro be!
2) Miafina ny autoradio sy blouson ao anaty fiara fa tsy manintona mpisam
3) Azo alain-drony ny fiara rehefa misy olona tsy tianao hoentina dia tsy hitany hoe misy olona ve ao sa tsy misy.
4) Manome asa ny tsy an'asa, dia ireo mpametaka sy mpivarotra ireny film ireny.
5) Mizara ny volan'ny mpanana ho an'ny mpitrongy vao homana.

Voalazan'ny fanjakana kosa ny voka-dratsy azo avy amin'ny fampiasana azy dia ny fiafenan'ny mpangalatra ao anaty fiara.

Koa ho ahy dia izao :
Tsy hanohitra velively izay fanapahan-kevitry ny fanjakana hanatsarana ny filaminam-bahoaka aho, koa dia tsy mampaninona ahy mihitsy ny mandefitra be amin'ireo tombontsoa azoko tamin'ny fampiasana azy, saingy misy fepetra mba takiako amin-dRafanjakana kosa:

1) Fijerena manokana ireo olona miaina @ fivarotana sy fametahana ireny vitres fumés ireny, izany hoe ilay pellicules. Tokony honeran'ny fanjakana avokoa ny vidin'ny pellicules tsy lafo eny @ mpivarotra ary hamoronany asa ireo bandy kely mpivarobarotra sy mpametaka azy ireny.
2) Memetraka fe-potoana ny fanjakana hoe ohatra ao anaty 6 volana dia hisy fiantraikany tsara amin'ny filaminam-bahoaka io fepetra noraisina io ka hihena ny halatra sy asan-jiolahy. Raha toa ka tsy misy fiovana ny filaminam-bahoaka na sanatria miharatsy aza dia tokony hametra-pialana ny tompon'andraikitra satria mandray fanapahan-kevitra taingina tsy mifanaraka amin'ny vaninandro iainana.
6. ikaretsaka ( 28/02/2007 15:19)
DotMG:

andramo aloha ilay izy tsisy an'ilay vitre fumee dia hita fa aza manao supposition ..
ny ahy ko aloha mangatsiaka tsara ny fiara rehefa mampiasa clim nefa ny ahy tsy fumee e
ny ahy nisy fotoana ko laptop aza no nipetraka tao fa tsy nisy nanamboatra!
angaha tsy esorinareo ny faceplate-ny na hidinareo ny varavaran'ilay zavatra manarona azy na asianareo code secret ilay izy e?
7. kally ( 28/02/2007 15:53)
Fa na izany aza iza aloha no mampidi-doza kokoa e? Ilay vitre fumée sa ilay tsy manara-dalàna eny an-dalana? ireny toa tsy mba voasazy mihitsy e?Toa ity faharoa aza aloha no hitako maimaika kokoa, fa rana mety miaraka moa izy roa maninona?
8. eprom ( 28/02/2007 16:04)
Ny hevitro momba ilay vitre fume :
Momba ny securite : tsy haiko na teny analakely na taiza ikaretsaka no nametraka laptop anaty fiara izany fa raha ny hitako aloha, raha tsy toerana en securite no ijanonana, fady tena fady ny manajanona zavatra ao anaty fiara izany.
Fa ny tena tsy azoko : maninona ny mpitondra fanjakana ambony no mahazo mampiasa vitre fumé? Securité ve? Samy olompirenena izao ihany ko! sa tsy tiana ho hita le sipa kely fentina mandehandeha? Sa mba tehiavaka tsotra fotsiny izao?

Fanontaniana ary:raha misy pôlisy mahita fiara vitre fumé, hanajanona ve izy? Ny probabilite betsaka manko de oe mpitondra fanjakana ambony io izany.
9. kally ( 28/02/2007 16:15)
Ny fahitako azy dia fanaporofoana fa "Ambony lalàna" ny mpitondra fanjakana raha izany!
10. deutsch007 ( 28/02/2007 21:49)
Zao e:tsara ny mametraka ceinture,tsara ny tsy mitazona phone refa mitondra fiara(ny aty andafy aza ra vao velona fotsiny ny motera de tsy maintsy mipetaka ny ceinture,ary tsy mahazo miazona phone ny mpamily,fa mbola betsaka ihany ny miphone nefa mitondra vam).Taara koa ny mmetaka casque ho an' mpitaingina moto.Fiarovana ho antsika rehetra izany.
Ny eo @ vitre fumé no tena maha be resaka.
11. deutsch007 ( 28/02/2007 21:55)
Inona moa no atao hoe vitre fumé na koa vitre teinté?Ny fiara nivoaka taty aoriandriana de tsy de transparent loatra ny vitre raha ny remarka nataoko(mety ho diso koa anefa aho),fa somary teinté kely.Zany hoe tsy fotsifotsy,fa somary teinté kely,nefa kosa de tazan'ny olona avy any ivelan'ny fiara tsara ny ao anatin'ny fiara.Ka mino aho fa tsy blèm iny,fa ny tena mety tsy eken'ny fanjakana kosa de le tena fumé mainty be ireny mihintsy zany hoe tsy tazan'ny olona avyany ivelan'ny fiara mihintsy ny ao anaty fiara.
12. deutsch007 ( 28/02/2007 21:58)
Ny ahy aloha de tsotra e:refa miala ao anaty fiara aho,de tsy misy zavatra mipetrapetraka zany ao anaty fiara,eny fa na de stylo anakiray aza.Any anaty mal daholo ny kitapo,ny taratasy.......
13. Fiffi ( 01/03/2007 15:39)
mampisy fahakam-panahy ny mpangalatra koa ange ny famelan-javatra anaty fiara ireny eh !
14. ikaretsaka ( 02/03/2007 18:24)
agaha tsy mampiasa alarm nareo na ilay mandefa courant ireny rehefa akaiky loatra ny fiaranareo ilay olona ?
15. kally ( 02/03/2007 19:35)
Aty aminay tsy azo atao izany mampiasampiasa courant izany na fiara io na varavarana na tamboho fa ny fanafodiny tsy asiana n'inon'inona ao dia samy miala e! ireny GPS ireny aty no tena ataon-dry zareo mamay mihitsy raha vao mandeha any amin'ilay faritra hafahafa ireny.
16. Stretch ( 02/03/2007 22:05)
zay alo de isan'ny avotra e !

aty amnay ndray na tavela eo aza ny lakile tsisy mipika.
ny bisikileta eny ivelany eny.
17. Fiffi ( 03/03/2007 17:19)
nga tsy misy alarme ? raha vao misy mikasika heu....somary mafy le fiara de mitatatata beee
18. Stretch ( 03/03/2007 17:31)
reny alarme reny efa hain'ny mpanao azy .
19. ikaretsaka ( 04/03/2007 02:23)
kally> hay ve e...
ka angaha ny GPS indray tsy miraikitra @ ilay console an'ilay fiara dia misy mot de passe sy/na misy lakle manidy ilay ohatran'ny varavarana iny?
20. kally ( 05/03/2007 08:26)
leIka> Ny mpangalatra angaha te-hahalala an'izany fa olona vendrana mpidoroka rongony any izany e! tsy ho ny tanàna rehetra aleha fa misy faritra tsy azo itondràna fiara tsaratsara na ohatr'izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7183