Vitres fumées des voitures climatisées, c'est incontournable

21. bogins ( 06/03/2007 05:34)
slt daolo,otrany tsis atao le fanjakana,iny no mba filling bandy fa tsis idiran sécurité mints n vitre fumée,tokony atao an'rehetra n lalàna fa ts ny olotsotra irery ihany.N solika mapande fiara aza ef sarotra n mtady azy d esorina koa n fumée,tsara kokoa n mjery fiara fumée.
22. DotMG ( 06/03/2007 06:59)
ikaretsaka:
andramo aloha ilay izy tsisy an'ilay vitre fumee dia hita fa aza manao supposition ..

Tsy manao tombantombana aho r'ise fa efa tsy nisy film ny fiarako taloha dia mamay be foana rehefa avy danihin'ny andro. Nony nasiana film izy dia azoazo kokoa ny miditra ao rehefa avy mivavaka iny.
ikaretsaka:
ny ahy ko aloha mangatsiaka tsara ny fiara rehefa mampiasa clim nefa ny ahy tsy fumee e

Ny climatiseur dia mandeha herin'aratra, ary hitan'ny fandaniana angovo foana ireny fandaniana ireny. Efa fotoanan'ny fitsitsiana angovo izao vanim-potoana iainantsika izao. Nefa aloha tsy hahalany firy, fa izany hoe ilay hividy clim izany no mety handany vola, nefa Rafanjakana tsy hanao opération de compensation aminao izany.
ikaretsaka:
ny ahy nisy fotoana ko laptop aza no nipetraka tao fa tsy nisy nanamboatra!

Indray andro aho nanotrona mariazy, dia nindrana fiaran'olona. Hadinoko ny nanidy ny varavarana (eo amin'ny mpandeha), ny taratasy rehetra nijanona teo amin'ny boîte à gants, fa tsy nisy nikitika. Fa tsy izay indray andro izay no ahafahako milaza fa hoe tsy misy mpangalatra izany eto Antananarivo.
deutsch007:
Any anaty mal daholo ny kitapo,ny taratasy.......

Manahirana ahy kokoa ilay hoe isaky ny hivoaka ny fiara aho izany dia voatery hafindra any anaty malle izany ny blouson, autoradio, ... Nefa moa ve rehefa hoe tsy maintsy izay ???

@ikaretsaka : Ary mba ahoana kosa no fahitan'ise izay fepetra tokony horaisin'ny fanjakana ny amin'ireo olona nivelona tamin'ity fametahana film ity, sy ny amin'ireo fitaratra tena teinté mihitsy fa tsy hoe film napetaka. Firy tapitrisa ariary no mahasolo ny fitaratra raha toa ka teinté ilay izy dia ny tompom-piara izany no mi-démerde mitady izay vidiny izay dia avy eo ilay vitre teo aloha hosimbaina ?
23. deutsch007 ( 07/03/2007 10:01)
Ho an'i DOTMG
Za aloha r'ise de tena efa atao hoe:"fahazarandratsiko" mihintsy le mamindra blouson na kitapo any @ mal(coffre arriere),nefa ny fiarako @ io misy alarme an!Aleoko manao an'izay,fa za tsy manambola hanoloana ny fitaratra ra misy mamaky eo le izy e!
Mba saika hametaka an'le film parasoleil ireny oa za,fa tena tsy azo atao ndray zany le izy e!Tsy resaka style no saika hametahako azy,fa mba hahalefaka ny herin'ny masoandro e!Tsy haiko mo na tena efficace le izy na tsy?
24. ikaretsaka ( 08/03/2007 21:36)
dotMG:
@ikaretsaka : Ary mba ahoana kosa no fahitan'ise izay fepetra tokony horaisin'ny fanjakana ny amin'ireo olona nivelona tamin'ity fametahana film ity, sy ny amin'ireo fitaratra tena teinté mihitsy fa tsy hoe film napetaka. Firy tapitrisa ariary no mahasolo ny fitaratra raha toa ka teinté ilay izy dia ny tompom-piara izany no mi-démerde mitady izay vidiny izay dia avy eo ilay vitre teo aloha hosimbaina ?


dia manao bizna hafa indray izy ko. ohatra hoe izany ceinture de securite izany dia lasa mpametaka irenny indray ry zalahy mpanao bizna fametahana film ko. tonga de kil be mihitsy @ ireo 4L sy 2Cv sns ao am tanana fotsiny.

fa ny tsy azoko sy manitikitika ny saiko hatr@ zao de ilay hoe amin'ilay taxi be @ seza le planche eo ampovoany ireny: ahoana ny fika ametahana ceinture eo nefa ange reny taxi be reny no tena mandeha mafy any amintsika e!
novalian'i DotMG ny 09/03/2007 05:54
25. xl ( 12/03/2007 11:46)
Le vitre anie d'origine téintée fa tsy napetaka e!
Concessionnaire ny Renault anie izahay, mahafantatra tsara hoe ny auto moderne taty aoriana rehetra, plutôt teintée d'origine ny vitre,
ny fanjakana anefa tsy hanolo ny vitrenao izany,
le mesure de sécurité eo ihany, fa le mesure d'accompagnement ahoana?
Za aza tsy naharaka raha tsy nareo no niteny hoe : ny hoavin'ireo miasa manao pelicule ahoana?
Ny ceinture, ny interdiction portable 20/20 milay be,
fa ity farany ity mila dinihina lalina,
"le climatiseur anie miasa tsara , hidina ny fitaratra fa ny Ultra violet dia manimba ny akora na milina misy Azote, ny pigmentation de la peau izao an'isan'ny simbainy,"
tsy ho tia tena isika fa ny olona rehetra anie tsy ary hahatakatra clim daholo e!"
tsy voatery hoe misy afenina ao anaty fiara, raha manao Madness ve na Rayban dia hoe njola na menamaso na ohatr'izany?
ny fitaratra ao aoriana ihany anie no asiana fa ny visibilité ny pilote tsy asiana e!
Asa aloa e!
Rafanja ihany koa no erany!
ok
26. bilakarenjy ( 12/03/2007 17:47)
Le resaka ceinture de securite aloha dia ekeko tsara . Fa ilay vitre teinté kosa no tena laviko tanteraka .Na ilay tazana io na ilay tena mainty be ireny :
1°- Miaro @ hainandro izy aloha
2°- Tsy manimba maso ny zavatra jerena avy ao anatiny .
3°- Tsy miparitaka ny fitaratra raha sendra ka vaky .
4°- Tsy tazana ny zavatrao tavela ao anatiny .
5°- Mahazo aina ny climatiseur .
6°- Mahazo sosy ireo mpametaka sy mpivarotra ireny film ireny
7°- Afaka manao izay tiako ao anaty fiarako za ,afa-tsy ny mi-phone eny am-pandehanana .
8°- Manome endrika ny fiara le izy
9°- Tokony hadio foana ny fiara misy film fa vao maika manjavona raha vao maloto ny fitaratra .
Mitovy @ jantes alluminium ihany anie io lalana @ vitres fumées io e!.Rarana izy androany nefa ekena rahampitso .
novalian'i DotMG ny 13/03/2007 05:41
27. bilakarenjy ( 12/03/2007 18:00)
Le resaka ceinture de securite aloha dia ekeko tsara . Fa ilay vitre teinté kosa no tena laviko tanteraka .Na ilay tazana io na ilay tena mainty be ireny :
1°- Miaro @ hainandro izy aloha
2°- Tsy manimba maso ny zavatra jerena avy ao anatiny .
3°- Tsy miparitaka ny fitaratra raha sendra ka vaky .
4°- Tsy tazana ny zavatrao tavela ao anatiny .
5°- Mahazo aina ny climatiseur .
6°- Mahazo sosy ireo mpametaka sy mpivarotra ireny film ireny
7°- Afaka manao izay tiako ao anaty fiarako za ,afa-tsy ny mi-phone eny am-pandehanana .
8°- Manome endrika ny fiara le izy
9°- Tokony hadio foana ny fiara misy film fa vao maika manjavona raha vao maloto ny fitaratra .
Mitovy @ jantes alluminium ihany anie io lalana @ vitres fumées io e!.Rarana izy androany nefa ekena rahampitso .
28. deutsch007 ( 12/03/2007 20:30)
Tena marina mintsy fa somary teinté ny vitre an'ny fiara taty aorina.Tsy mila hoe mpiasan'ny concessionnaire vao mahita anio,fa vao mahita fiara nivoaka taty aorina enao,tonga de hitanao fa somary teinté le izy.
Fa za kosa aloha mihevitra fa ra le vitre tena mainty be ireny ka tsy ahafahana mahita ny ao anaty,vao manakery le didy navoaka e!
29. ikaretsaka ( 13/03/2007 16:27)
fa ny fahitako azy ange raha ny any aoriana no atao fumee de norm e.. fa raha ny aloha dia misy mampety sy tsy mampety azy.

-za efa nodomina madama izay tao tana fa ny motif ny de hoe fumee loatra hono ny vitre-ny le eo akaikin'ny saofera dia tsy hitany t@ retro droite-ny hono aho... lelike!:evil:

nisy lalana @ Etats sasany any USA manao an'io hoe ny aloha @ tobil tsy azo fumena fa ny any aoriana tsy maninona. raha io no ampiharina dia
mety aby le numeros rehetra tanisain'i bilakarenjy.

fa ny tokony ataon-i rafanja ange sy tsara kokoa noho io dia ilay ceinture sy ny test d'emmission @ eshapman e
30. deutsch007 ( 15/03/2007 09:35)
zao e:za manana fiara,ary somary matroka ny fitaratra,fa kosa tazana tsara avy any ivelan'ny fiara ny ao anaty fiara.Mino za fa tsisy olana ny @ le izy.
Ny tanjon'ny fankajana anie,de zao e:tokony ho tazana avy aty ivelan'ny fiara ny ao anaty fiara.Zay fotsiny.Ka ra ohatra ka mainty be ny fitaratrao,ka tsy tazana avy aty ivelany ny ao anatiny,de tsy manaraka an'le lalàna vaovao.
Ra ny lalàna any @ firenenk
31. deutsch007 ( 15/03/2007 09:38)
ny tokony ho izy aloha,de mba tokony tolerendrizareo le izy ra ohatra ka ny vitre laterale ao afara ihany no maizina be e.
Ny ahy aloha tsisy olana e!
32. Rasiligaoma ( 15/03/2007 13:04)
ilay film koa no tokony asiana hoe hatranmin'izaao ny hamaintiny sy ny hamatrony e...
misy manko ilay film ataon-dry zalahy ireny tena matroka be loatra kosa
33. ikaretsaka ( 15/03/2007 16:48)
rena tsy maintsy hiafara @ fourgons ihany raha izao le.. iny manko tsy misy mahita ny ao aoriana!:lol:
34. fijo ( 15/03/2007 21:51)
ahoana izany clim mitady film izany vao mety le??????ny anay ny fiara tsy misy film nefa mandeha tsara ny clim?????
35. ikaretsaka ( 16/03/2007 01:58)
io koa no nahagaga ahy
36. mionona87 ( 22/06/2007 12:43)
le fanjakana kosa ranga mapmé an!za zao tany dago de maita vam be setroka ,tsy misy feux,sola be ny pneu,etc... tsy reny ve no priorité atao ze mba tsy isin 'reny zay vo mba miditra @resaka fumée amiko tsy izany fumée zany no priorité
37. rakapy ( 03/12/2007 04:42)
Izaho ary nosakanan'ny polisy fa nanao solomaso fumee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2557