Mapitsako hana mihintsy isakiny mahita anakiray eny andalana fa ho any @ plazy hono... @ zay ry takaka miaraka @ solomaso mainty sy bikiny ary serveta sy kitapo kely.
Rehefa ny bandy eny andalana sakanany semafor rojo, tsy maintsy mijanona de mamela ireo mpande tongotra hanapaka ny arabe.
Vamm:- PiiiiP [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/musique4.gif[/IMG] a+ am mozika http://www.youtube.com/watch?v=eVExfTxg5is&mode=related&search=
Las chicas:- ยก Mora2 kely zandry fa maika ho aiza!
Sarotra be ny miady @ ity fankam-panahy ity^:^
;-)