Aiza no mahatsara ny fanamoriana havia sa havanana?

1. johnnyandri ( 10/05/2007 04:33)
Mahita ihany aho amin'ireny rallye WRC ireny fa misy manamory avy eo ankavanana ry zalahy. Amiko ohatry ny tsy mahazo fafiny aho raha mitondra avy eo ankavanana. Efa zatra hatrany amboalohany ilay avy eo ankavia ve. Nandinika aho mantsy fa ohatry ny tsy dia manana feeling amin'ilay fitiavana milalao fiara ry zalahy manamory avy eo ankavanana ireo. Marina ve ny eritreritro?
NB:Mandeha ankavian-dalana rehefa manamory avy eo ankavanana.
novalian'i rakapy ny 03/12/2007 04:37
2. sympa ( 10/05/2007 10:35)
8-)8-)8-) ko raha ohatra enao avy eto dako de mazava hoazy fa tsy manavanana anao ny manamory avy ao ankavanana satria enao efa ztr manamory avy ao ankavia kle :!: satria enao zanatany farantsiay de io zany ny eo ka :!::-P sa enao avy any an-tany zanahan'ny Anglisy :?: raha izany manko de mety mety kokoa anao izany manamory avy ao ankavanana izany :-D:-D:-D:-D:-D okay less bainana ;-);-);-);-)o^oo^oo^oo^oo^oo^o
3. hery ( 10/05/2007 11:52)
Mikaviavia fotsiny amin'ny voalohany fa avy eo dia mitovy ihany ny feeling.

Izaho aloha efa nitondra havanana nandritra ny 2 taona tany Kenya fa t@ voalohany no sahirana kely. Ilay vitesse manjary akisaka amin'ny tanana havia no tena fahasahiranana. Sy ilay mivoaka na miditra avy @ rond-points.

Fa ny feeling mitovy.
4. simplex ( 10/05/2007 12:29)

milay nga le manao rallye? :P
5. Fiffi ( 13/05/2007 19:42)
wayyyyy ! tena manahirana be ny mitondra havanana io koh ! heu..zany hoe mila fahazarana le izy...
6. LazaDaddy ( 14/05/2007 04:22)
ny fahatsarana sy fahasarotan'ny familiana fiarakodia dia tsy miankina @ hoe avy eo ankavia sa ankavanana ny "volant" fa @ hatsaran'ny "infrastructure routiere" sy ny fifanajan'ny mpitondra fiara. Na havia io na havanana rehefa tsy mifanaja, betsaka fiara mpisisika sy mijanona amoron-dalana, sy feno mpiampita arabe tsy manaja jiro mena dia manahirana foana (ohatra @ izany i France sy Malaysie).

7. ikaretsaka ( 14/05/2007 12:52)
eo ampovoany no tena tsara ka.. ohatran'ireny formule 1 ireny. na ny vitesse aza havia sy havanana eo @ volant fotsiny
8. kally ( 14/05/2007 17:57)
Ny ahy rehefa mahazo devà aho dia mety amiko e!:-P
9. sympa ( 17/05/2007 14:47)
LazaDaddy zany efa ztr miday volant anilanila zany ve :?: :°) Tsy sarotra @ ingay ny mitondra iny volant aty sy ary kle :?: :-D

ikaretsaka:

eo ampovoany no tena tsara ka.. ohatran'ireny formule 1 ireny. na ny vitesse aza havia sy havanana eo @ volant fotsiny


:-D:-D:-D de lasa misy passage roa zany eo akaikinao kle :!: :-D:-D


kally:

Ny ahy rehefa mahazo devà aho dia mety amiko e!:-P


=))=))=)) mety atao copiloty zany enao kle :!: =))=))=))=))
10. kally ( 18/05/2007 07:47)
sympa:


=))=))=)) mety atao copiloty zany enao kle :!: =))=))=))=))




Draay! na kôpilôty na haingony fotsiny:oops: na hitondra mety aby kah!:)
11. sympa ( 19/05/2007 00:39)
kally -> :-D:-D Raha izany andraso fa alaiko any enao fa za mitady copiloty mintsy izao kle :!: =))=))=))
12. miou ( 05/08/2007 13:26)
refa leo afovoany iny izy no tena milay ko
13. LazaDaddy ( 07/08/2007 00:33)
ny toyota yarris tokoa naninona no tsy teo afovoany kanefa ny solaitrabe eo afovoany?
14. anjeliko ( 03/09/2007 12:33)
johnnyandri:

Mahita ihany aho amin'ireny rallye WRC ireny fa misy manamory avy eo ankavanana ry zalahy. Amiko ohatry ny tsy mahazo fafiny aho raha mitondra avy eo ankavanana. Efa zatra hatrany amboalohany ilay avy eo ankavia ve. Nandinika aho mantsy fa ohatry ny tsy dia manana feeling amin'ilay fitiavana milalao fiara ry zalahy manamory avy eo ankavanana ireo. Marina ve ny eritreritro?
NB:Mandeha ankavian-dalana rehefa manamory avy eo ankavanana.


Arak² ny fahazaran iany leis io a ! Fa mety o marina zay koz éla zay !

15. rakapy ( 03/12/2007 04:37)
Ny ahy aloha ny tena manavanana ahy dia ilay fanamoriana eo afovaony ihany. sady mahita ny avanana sy ny avia ary tena miaro @ lozam-piarakodia satria misy chance hoe tsy voakasika rehefa sendra loza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2419