vans

1. LazaDaddy ( 22/02/2007 01:22)
Mba te hanontany izay manana ireny " commercial vans" na "mini-bus" tsy misy seza afa-tsy 2 ireny e!

Omby fandrianan'i "mpanjaka vavy" (Queen size bed) ve izy ireny sa tsia? Mba manontany aloha mialohan'ny "indramana" sao manadala olona fotsiny.

Misaotra!
novalian'i cutie ny 05/03/2007 23:17
2. LazaDaddy ( 22/02/2007 23:12)
Tsy omby ilay izy ry zareo a. Ho an'izay te hanandrakandrana =))
3. ikaretsaka ( 25/02/2007 19:13)
camion ampiasaina le
4. cutie ( 25/02/2007 21:29)
posiposy ampiasaina e :-D:-D:-D:-D
5. LazaDaddy ( 28/02/2007 04:52)
cutie:
posiposy ampiasaina e :-D:-D:-D:-D
pull pull no nampiasaina fa tsy push push :)...saingy indrisy fa mikiaka ny loko @ zoron'ny bumper ireny trailer ireny rehefa mivily :(
6. cutie ( 28/02/2007 21:41)
pull pull no nampiasaina fa tsy push push ...saingy indrisy fa mikiaka ny loko @ zoron'ny bumper ireny trailer ireny rehefa mivily
mivily aiza :roll::roll::roll::roll:
tsy azoko mitsy izy zany
7. LazaDaddy ( 01/03/2007 00:04)
rehefa mivily hiditra ao an-jaridainan'i mpanjakavavy dia mikasika ny zoron'ny bumper ilay trailer eo @ ilay sangodim-panina (round about) dia mikiaka loko!!!
8. LazaDaddy ( 01/03/2007 00:06)
cutie> mba ampindramo ahy ilay loko volon-dry fotsifotsy ireny handokoako ilay bumper =)) =)) =))
9. cutie ( 01/03/2007 01:41)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-03-2007 01:04:03
Lohateny : Re : vans
rehefa mivily hiditra ao an-jaridainan'i mpanjakavavy dia mikasika ny zoron'ny bumper ilay trailer eo @ ilay sangodim-panina (round about) dia mikiaka loko!!!

fa nga lava be le trailer e :-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 01/03/2007 01:41)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 01-03-2007 01:06:14
Lohateny : Re : vans
cutie> mba ampindramo ahy ilay loko volon-dry fotsifotsy ireny handokoako ilay bumper

efa hitanao nga :-D:-D:-D:-D
11. LazaDaddy ( 01/03/2007 02:09)
tsy maninona na ilay loko "blond" aza fa mba mangirana ilay izy @ izay. hahaha
12. cutie ( 01/03/2007 16:50)
:roll::roll::roll::roll:
13. ikaretsaka ( 02/03/2007 18:25)
laza> atao ady gasy hoa.. tonga de atao ambony tafo fotsiny zao
14. Stretch ( 02/03/2007 22:07)

cutie

posiposy ampiasaina e


kloun fôna.
15. cutie ( 05/03/2007 21:15)
Mpandefa : Stretch [ Valio ] 02-03-2007 23:07:44
Lohateny : Re : vans

cutie


Voalaza teo :
posiposy ampiasaina e


kloun fôna.

saika nitovy ihany tsika roa koa:-D:-D:-D
16. Stretch ( 05/03/2007 21:47)
ka namerin-desona a manko :wink:
17. cutie ( 05/03/2007 23:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.07