Vaovao tselatra

xxx ( 07/12/2005 11:42)
Il ne faut pas minimiser la situation dans le Sud-est. A Vangaindrano, des morts sont enregistrés. le phénomène «Kere» est réel. http://madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=770&ART=14063... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 21:17
pika ( 29/11/2005 06:57)
mirongatra izao ny asanjiolahy eto dango ary tsy vitan'ny mandroba fa dia mamono olona @ fomba feno habibina tanteraka( tapahina ny loha,avoaka ny tsinay,borina ny tanana, .....) ny tontakely sy ny m... tohiny
novalian'i Falzar ny 21/04/2006 13:13
joda ( 09/11/2005 09:06)
avy eo isika gaga fa mihamahazo laka ny racisme!!!!... tohiny
novalian'i mirana5 ny 15/01/2006 12:24
jentilisa ( 05/11/2005 09:00)
Ny Hopitaly Ravoahangy no lazaiko eto. Nisy nitondra olona torana nankao amin'ny urgencesn'io hopitaly io tamin'ity herinandro ity. Rehefa tonga tao ny nitondra ny marary dia novalian-dry zareo tao ts... tohiny
novalian'i jentilisa ny 09/11/2005 07:32
pika ( 03/11/2005 07:51)
mba nanaitra ny saina ihany ny naheno fa nesorina tsy ho mpiasampanjakana intsony ny filohan'ny komitin'ny mpiasampanjakana raha mba nitaky efa ho 2taona izao ny mba hanondrotana ny karama farany amba... tohiny
novalian'i Angie ny 07/11/2005 11:27
vegas ( 20/10/2005 17:59)
Sao dia tokony fafana ny lohateny efa mihoatra ny tapabolana na ray volana fa efa tsy hita tsony ze maha vaovao tselatra azy? Amizay izy tena hita oe mitselatra tokoa, zay mianahana any de ho taraiky ... tohiny
Samoana ( 14/10/2005 13:08)
Nivoaka anio ny BD vaovao an-dry Asterix sy Obélix:D Lohateny; "Le ciel lui tombe sur la tête ". Io vao avy novidiako io le izy fa ande hamaky milamina aloha fa mbola adalan'ireny tantara ireny ha... tohiny
LazaRandri ( 14/10/2005 04:55)
Io ve ilay mpampianatra teny am faculte DEGS? Lasa sekretera jeneralin'ny Energie et Mines ingahy rainy. hahahahahaha! Tsy fankahalana sanatria fa raha mbola olona toy ireny no mitantana an’ity fir... tohiny
novalian'i pitchou ny 18/10/2005 18:34
jajaf401 ( 24/09/2005 17:20)
Misy kabary nandalo ty, (tao Ambanja no niseho ny tantara), Nisy olo raiky nitompo teny fatratra mahalany OMBY IRAY + VARY 5 Kp : De nipetraka zany ny fepetra hoe raha tsy laniny de soloina omby 2! ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:57
bimanoa ( 21/09/2005 04:33)
Amin'alahelo lehibe no ilazana amintsika fa ny namantsika iray eto amin' ny serasera " Niko " na " Marco " dia namoy ny rainy omaly talata 20 septembre 2005 maraina. Arak' izany dia miombona alahelo a... tohiny
jentilisa ( 20/09/2005 11:04)
Fandaharana efa nandeha tao amin'ny TVplus, TV Ravinala, nangatahin'ny olona averina ka nandalo indray ao @ TVplus, Handeha rahariva ny lohahevitra manao hoe Fanjakana ray aman-dreny. Nahaliana ahy io... tohiny
booboo ( 14/09/2005 10:46)
Hararaoty ny tontolo andron'ny 17 septembre ( Frantsa ) izao hitsidihana ny raha misy any @ région misy anao. Anontanio eny @ office du tourisme na mairie fa tokony hisy réduction ny fitaterana ... tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/09/2005 14:40
fijo ( 07/09/2005 22:03)
maheno aho ry zareo fa misy trano vao ahorina amin'iny lalana vaovao ,miainga avy eo iavoloha mahazo an'ny lalan'ny tamatavy iny,ka izay mba manana vaovao dia mba omeo hoe. misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i mik ny 14/09/2005 10:47
Fanja1 ( 05/09/2005 06:50)
Fanja sy ny fianakaviana manontolo dia maneho ny fisaorana etoana ho anareo namana rehetra tsy nanadino t@ fampaherezana nataonareo azy ireo. fanja... tohiny
novalian'i Fanja1 ny 08/09/2005 15:33
Ralay ( 29/08/2005 10:38)
Amin'ny alahelo lehibe no ilazana amintsika namana rehetra eto amin'ny #serasera fa ny namantsika "fanja" dia namoy ny reniny omaly 28/08/05. Koa dia miombona alahelo aminy sy ny fianakaviany isika na... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2005 22:01
ds ( 10/08/2005 17:39)
Sent: Wednesday, August 10, 2005 8:02 AM Subject: Grave accident a Madagascar. Une fillette entre vie et mort, une jeune femme décédée, de nombreux blessés. [b]Appel à la solidarité[/b]. ... tohiny
novalian'i ds ny 14/09/2005 11:20
joda ( 04/08/2005 18:23)
vaovao henoko vao teo fa maty anikeheo maraina i viviane mpanolotra vaovao tao @ i ma-tv taloha iny raha eny inona no antony....misaotra... tohiny
novalian'i kally ny 10/08/2005 07:37
joda ( 26/07/2005 09:21)
tena mapalahelo mihintsy 600 fmg ny euros iray niàla tany ny tenanay izao efa avo 3 heny ...... tohiny
novalian'i joda ny 27/07/2005 08:30
nanourand ( 23/07/2005 17:45)
Mais qu'est-ce qui fait courir Chirac vers Madagascar ? Deux voyages à la sauvette en moins d'un an, alors que les deux seules visites d'un chef d'Etat français en cent dix ans dans cette ancienne c... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/07/2005 19:14
mandrindra ( 21/07/2005 14:51)
Tsy gravy sahala amin'ny tamin'ny 7 jolay fa iray aloha no maratra tao amin'ny station métro Warren street any avaratr'i londres io. nandefa antso ny lehiben'ny Scotland Yard mba tsy hihetsika any a... tohiny
novalian'i xxx ny 22/07/2005 13:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9715