Nienjeran'ny lanitra ny lohany !!!

1. Samoana ( 14/10/2005 13:08)
Nivoaka anio ny BD vaovao an-dry Asterix sy Obélix:D
Lohateny; "Le ciel lui tombe sur la tête ".
Io vao avy novidiako io le izy fa ande hamaky milamina aloha fa mbola adalan'ireny tantara ireny hatr@ izao e !
2. jentilisa ( 14/10/2005 14:17)
mampiaiky tokoa ny fitiavana BD sy DA na dia efa lehibe aza an!
3. kally ( 14/10/2005 17:21)
Toa ratsy be ny scénario, soa fa tsy nividy.
4. LazaRandri ( 14/10/2005 17:38)
dia nariana aiza ny Pakemaonina sy ra-Danz ry Samoana? :)
5. Herimiafina ( 15/10/2005 01:09)
Sao mba misy mahalala an'i Poil de carotte nareo ireo? Mab teneno ihany aho hoe misy BD ve reny, hay de le Léonard le génie koa fa iny tena tiako be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3108