Vaovao tselatra
nikopol
(
23/12/2004 16:21)
Ilazana ianareo fa kely sisa d\'efa hifarana ny taona 2004.
...
suite
répondu par ikaretsaka le 26/12/2004 01:59
kinaoly
(
09/12/2004 09:13)
DANGER !!!!!!!!!
Subject: ATTENTION AUX PORTABLES
Information du Ministère de l\'intérieur
A l\'attention de tous les détenteurs de téléphone portable :
Un correspondant laisse un message af...
suite
répondu par ramaso le 15/12/2004 01:30
fanja1
(
07/12/2004 16:22)
Téléphonie
Produit Environ 15 000 téléphones mobiles Siemens série 65 (C65, CX65, M65, S65, SL65 ainsi que leur variantes « opérateurs » CV65, CXT65) commercialisés durant l\'été ...
suite
répondu par ikaretsaka le 19/12/2004 21:47
sambatra73
(
18/11/2004 08:02)
Efa elaela ihany ity nefa tsy mbola tara raha misy liana. Asa na iza no commission nationale gasy?
Le Directeur général invite les jeunes chercheurs à postuler pour les bourses UNESCO-Keizo Obuc...
suite
répondu par fijo le 15/12/2004 20:47
fatsoraly
(
09/11/2004 02:46)
Al Baradei tany Sydney t@ omaly: \"Wettlauf mit der Zeit\"
http://onnachrichten.t-online.de/c/27/30/97/2730972.html...
suite
répondu par kitjo le 15/11/2004 07:29
fatsoraly
(
03/11/2004 09:38)
Tomba-pananana nataon\'i Arafat. MIala tsiny raha tsy voadika t@ teny Malagasy fa mbola toran\'ny hehy aho.
http://www.jewishworldreview.com/jordan/max_arafat_will.php3?printer_friendly...
suite
répondu par fijo le 16/11/2004 23:44
fatsoraly
(
26/10/2004 11:17)
Mbarakaly jiaby e!
Tafaverina eto @ serasera indray i Fatsoraly rehefa tsy hita herinadro vitsivitsy.
Ny voan-dalana tsy dia vaoniny loatra fa somary raviny malefadefaka ihany. hahaha!
1) Nanome ...
suite
répondu par johanr le 27/10/2004 21:23
zandrinifijo
(
20/10/2004 11:17)
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/cu041020.htm#cul1
mbôla misy fôna anga ny peste?...
suite
répondu par fijo le 16/11/2004 23:46
booboo
(
30/09/2004 06:56)
Fa bonne rentrée aby sa coucou aby fotsiny !
:^) hihihi...
suite
répondu par booboo le 22/12/2004 10:37
hery
(
20/07/2004 15:47)
Araka ny resaka efa nifanaovana tamin'i Naritsimba dia nanome ahy lesona iray manontolo momba ny fianarana kabary izy hapetraka eto amin'ny serasera.org. Isaorana be dia be i Naritsimba amin'izany. Am...
suite
répondu par Gill le 21/03/2005 10:05
atmos
(
16/07/2004 14:18)
Ô ry zareo a, tena lasa be dia be mihitsy ny resaka mahaliana sy mahafinaritra indrindra fa mampohomehy ato @ ty forum ity. Tena reraka mihitsy ny tanako indraindray mamaly sy manoratra ato, le mama...
suite
répondu par bibioul le 16/06/2005 07:02
fijo
(
09/07/2004 04:27)
salama aby e,
dia handao kely antsika namana eto izany i fijo,fa somary mba hamonjy ny any an tanana.mahereza aby e.
fijo...
suite
répondu par fijo le 16/11/2004 23:49
fatsoraly
(
07/07/2004 07:12)
http://in.rediff.com/money/2004/jul/07us.htm...
suite
répondu par peluche le 15/07/2004 09:49
nikopol
(
24/06/2004 12:47)
Avy any antsinanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Niaraka taminy aho dia
Tonga aty indray.....
Raha mbola misy dia....
...
suite
répondu par booboo le 29/11/2004 12:59
ravatorano
(
04/06/2004 10:41)
niverina amin Ingahy Rabetsintota indray izany ny Hotely le Rubis rehefa avy namoaka ny didy ny cour suprême .Raha mandalo amin iny faritramisy ilay hotely nefa ianao dia mahita kely maso efa nanao f...
suite
répondu par tsilan le 26/06/2004 02:41
kitjo
(
02/06/2004 11:23)
Inty misy reseau telephone vao2 sady mora be, afaka atao na aiza na aiza
http://www.1cellnet.com/
Mila connecter-na @ internet ilay appel ametrahana ilay numero hoantsoina sy ilay miantso, fa afak...
suite
répondu par kitjo le 01/07/2004 15:13
samoina
(
28/05/2004 14:32)
Ahôna indray izany resaka solombavambahoaka nataon'ny reservista otages izany ry namana any an-toerana ? Toa lasa lamaody indray ity fakàna otages ity e!...
suite
répondu par kitjo le 02/06/2004 11:12
kitjo
(
24/05/2004 08:35)
Le bilan de l'accident de Roissy est de "quatre victimes décédées et de trois blessés légers
http://info.france3.fr/france/1994290-fr.php...
suite
répondu par ramaso le 02/06/2004 12:55
