vola teo am-parafara

1. zandrinifijo ( 20/10/2004 11:17)
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/cu041020.htm#cul1

mbôla misy fôna anga ny peste?
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:46
2. six ( 20/10/2004 12:26)
ataovy serieux e!

zay ve maika d mbola hiditra lien!
3. fijo ( 20/10/2004 20:26)
tsy hitako izay hifandraisan\'ilay loahevitra sy ilay resaka
4. mamybe ( 21/10/2004 07:52)
Ilay peste tany Amparafaravola io e!
Loharanom-baovao azo antoka no nilaza fa 3 no maty talohan\'ny intervention\'ny tompon\'andraikitra any an-toerana ary 2 no narary taorian\'izay saingy efa voatsabo. Maitrisée ny situation.
5. six ( 21/10/2004 10:58)
ka le izy ve we vavao tselatra mbola asiana lien ihany!
za kou aza mba gaga anie ry fijo we aiza le vola teo am-parafara!
6. mumu ( 21/10/2004 11:50)
:roll:
7. fijo ( 21/10/2004 21:45)
six tsy azoko mihitsy e,mbola fanina ihany aho mitady izay hifandraisany.
8. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:44)
zay no ma vaovao tselatra azy. toy ny tselatra dôly nifandrombaka nijery oe fa inona ity ry lanitra? :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 24/10/2004 23:00)
inoan izoa no idiran\'ny lanira @ tselatra
10. fijo ( 26/10/2004 00:12)
izay ilay vaovao ka
11. kitjo ( 15/11/2004 07:45)
hahaha
mahafinaritra mihitsy mijery mpi-form fanina oh io :-D :^) :-D :^) :-D
12. fijo ( 16/11/2004 23:46)
tena aleo mamo toa izay fanina toa io ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.148