Vaovao tselatra

harisoa32 ( 09/08/2019 12:25)
manahoana, Good day all!! CLIQUEZ SUR CE LIEN (ou copier puis coller le lien) POUR VOIR LES INFOS sur les choix d’études et les destinations ne nécéssitant pas de procédure de visa mais qui peu... tohiny
harisoa32 ( 03/07/2019 12:01)
Aleo misafidy toerana tsara ihany rehefa hianatra any ivelany any. LIRE LA SUITE EN CLIQUANT (ou en copiant et collant) SUR CE LIEN suivant: http://conseilsmalala.unblog.fr/2019/06/27/ry-malagasy-... tohiny
harisoa32 ( 14/06/2019 18:27)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
harisoa32 ( 06/05/2019 05:55)
Les États-Unis ont publié mercredi une liste de pays destinée à ses ressortissants, classant en quatre catégories les destinations en fonction des risques encourus. Des alliés importants comme l... tohiny
aristolain ( 16/12/2018 15:48)
FIDIO N13 AMIn’ZAY 1. Miverina zanatany Frantsay Madagasikara (sy Vohémar koa, zey tagniko); Ny région SAVA mety ho lasa SAVAPA 2. Mia manambola ny vahiny, ny Malagasy mety mia very zoho 3. Ny riv... tohiny
alexandra32 ( 23/09/2017 06:54)
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... tohiny
alexandra32 ( 22/07/2017 19:56)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
Strong3 ( 10/02/2015 08:54)
baolina izany ka baolina ... _ vintana ve ? _ fahaizana ve ? _ fahavendranana ve ? _ baolina afrikanina ve ?... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/02/2015 08:41
Strong3 ( 04/02/2015 06:52)
Tranga iray izay nampalahelo koa izy ity. Tovolahy iray avy niasa ; andeha hamonjy fodiana no tra-pahavoazana tsy fidiny. Raha teo amin'ny fiolanana efa hiditra ny arret bus iny, dia fanaon'ny mpanam... tohiny
novalian'i Strong3 ny 10/02/2015 08:51
Strong3 ( 02/02/2015 09:44)
Nisy raim-pianakaviana nanakana taxi ville , anikeo maraina; rehefa vita ny adivarotra dia niroso ny dia. kanjo noho ny teny amin'ny antsasatsasa-dalana dia nikohaka indray mandeha ilay raim-pianakavi... tohiny
hery ( 26/01/2015 15:19)
Ny Afrikana no anisan'ny be nimenomenona tamin'ny hetsika JeSuisCharlie tany Frantsa farany teo hoe olona firy fotsiny no maty dia anaovana hetsika goavana tahaka an'iny kanefa ireo matin'ny Boko Hara... tohiny
hery ( 25/01/2015 19:03)
Na dia mbola tsy ofisialy aza ny voka-pifidianana dia efa hita fa miha tanteraka ilay natahoran'ny sasany amin'ny toe-draharaha ao Grece. Hahazo ny maro an'isa ao amin'ny antenimieram-pirenena Grika n... tohiny
hery ( 17/01/2015 19:11)
Tondra-drano sy mifafy orana be ao Antananarivo amin'izao fotoana izao. Efa tafiditra an-tanety ny rivodoza ka mitombo koa ny rivotra. Faritra afovoany andrefana mianatsimo no tena voany. Fanambaràna... tohiny
novalian'i taro ny 08/03/2017 15:15
hery ( 16/01/2015 15:56)
Mampalahelo ihany fa vitan'ny mpanao gazety malagasy ny miandry adin'ny folo anaty orana sy tanin'andro eny amin'ny CCI Ivato, miandry vaovaon'izy 5 mirahalahy prezidà taloha. Fa vitsy ny tena mampit... tohiny
booboo ( 20/09/2014 18:50)
http://www.ladepeche.fr/article/2014/09/20/1955676-mere-trois-enfants-tuee-coups-couteau-compagnon-arrete.html Handry am-piadanana anie ilay renim-pianakaviana, ho " sitrana " anie izy 3 mianadahy...... tohiny
mpisotrtoaka ( 24/07/2014 12:07)
Tsy hita indray hono ny sidina Algerien iray vao androany io vaovao io hoy ny RDJ ! Ahoana mihitsy ary ity sidina manjavona ho azy sy mirefotra isak'izay mihetsika ity e ... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/07/2014 05:35
Sahia ( 05/06/2014 07:23)
Mba nikarakara Visa ho any Frantsa izany ilay namako izay, antony mazava hoe hanatrika raharahan ilay namany any, 1 mois no nangatahana , manana asa TENA tsara eto Dago izy izay tsy sanatria hoe HIALA... tohiny
novalian'i endriny ny 25/07/2014 04:48
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:59)
X8 MADAGASCAR , DANCE , ZUMBA , LOISIR , SPORT , CUISINE , BUREAUTIQUE , INFORMATIQUE , PISCINE , .... TEL 034 42 138 88 / 033 15 138 88 www.x8madagascar.com . ... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 14:53)
MITADY OLONA 10 MBA HIASA MAKASIKA INTERNET MISY FORMATION www.adclickxpress.com tel 033 61 525 47 ora fisokany birao 8ora30 katraminy 11ora30 maraina lundi au vendredi . mila mitelephone aloha vao ma... tohiny
novalian'i ora ny 06/06/2014 09:13
rabaradaka ( 19/03/2014 07:26)
vaovao tselatra : efa mandehandeha any ny anarana ministre, asehoy eto zay mahita... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0653