Vaovao tselatra

kally ( 20/11/2008 10:06)
Asa izay hevitrareo fa reko io maraina io fa nampanofaina ny koreanina mandritry ny 99 taona 1.380.000 ha amin'ny velaran'i Mdagasikara. Tsy hitonona ho miaro aho na mandaka an'io fa aleo ny hevitrar... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 06:24
Herimiafina ( 14/09/2008 16:10)
Mahagaga fa toa mifanesisesy ny olana ara-teknika sy ny loza amin'ny fifamoivoizana an'habakabaka amin'ireo compagnie ao Europe sy ny manodidina. -Vao herin'andro vitsivitsy izay dia ny Spannair no n... tohiny
novalian'i dahuily ny 03/12/2008 18:55
asasoa ( 29/08/2008 11:51)
[url]http://tianamix.free.fr/reportages/reportages200/index.php#0000009b09096e447[/url]... tohiny
novalian'i asasoa ny 29/08/2008 11:55
kanto1 ( 09/08/2008 11:04)
Miarahaba ny namana rehetra ny tenako , Vaovao tselatra ho antsika rehetra fa dia lasan ekipa vehivavy malagasy ny amboara lehibe mondial pétanque la marseillaise zay notontosaina ny volana jol... tohiny
novalian'i jefra ny 09/08/2008 14:32
ravatorano ( 04/06/2008 12:31)
mandeha ao amin'ny MBS en differé ilay match izay nikatrohan'ny BAREA-BOTWANA farany teo iny anio alina amin'ny folo ora na 22h00 mazotoa ary miari tory e :D ... tohiny
novalian'i ratonga ny 04/06/2008 13:46
milaibe ( 13/05/2008 17:30)
efa en détetion provisoire ,ka mangataka ny mety mahalala ny indices fanampiny hanaporofoina fa izy tokoa ny komisera Ratandra, na tsy miseho anarana ,manantena ny fiara-miasa.misaotra mialoha tompok... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:26
fara ( 15/04/2008 07:32)
Zah r'eto mitady trano maika hofaina ,faritra analamahitsy sy ny manodidina ,na Androhibe ,trano hipetrahana.Nareo namana zay mahita eny @ faritra eny d mbô valio eto na contacter-o mivantana : niain... tohiny
kiadi ( 13/04/2008 18:23)
nihesona ko le somalianina nanao "prise d'otage" fa avotra ny otage de nendrasampotsiny teny @ lalana ry zareo! helicoptére efa ho folo angamba nanodidina ilay daba nodina niaraka t@ vola (rançon)!z... tohiny
novalian'i kiadi ny 13/04/2008 20:19
heribe ( 11/04/2008 04:05)
miarahaba antsika rehetra, tsy rariny kosa no ataon' ny mpitondra ao @ telma fa 900 be izao no horoahany @'izay karama 3 volana fotsiny no homeny dia ho aiza ireo olona rehetra ireo dia hitombo idra... tohiny
novalian'i Ilo ny 30/04/2008 12:31
ari.malala ( 10/03/2008 05:22)
Miarahaba ny mpisera rehetra, Araka ny notanterin'ny vaovaon'ny RDB io maraina io dia tratra omaly ireo nahavanon-doza namono nahafaty an'i Tpkv Tatamo na i Sera, izay tsy iza moa fa ny mpanampy ta... tohiny
sitlo ( 21/02/2008 03:24)
Amin'izao fotoana izao Etats Unis izay tia hijery. Ilay fakan-tsarin-dozatra lany pile. :evil::twisted:... tohiny
novalian'i sitlo ny 22/02/2008 14:50
ari.malala ( 15/02/2008 12:41)
Madagascar Mwanawasa préfère l'Eau vive à l'Olympiko Le 14/02/2008 - Pendant les trois jours de sa visite officielle à Madagascar, cette semaine, le président zambien Lévy Mwanawasa et les ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 19/02/2008 04:12
thiel ( 13/02/2008 13:44)
Tena nilay ny ambiance tany @ reboisement t@ 09.02.08 teo ry zareo â! Na dia teo aza ny fiakarana tendrombohitra mahatsiravina dia nahafinaritra ny fiarahana.Ny masoandro mody no nampalahelo.Misimisi... tohiny
novalian'i glou ny 13/02/2008 14:39
angele ( 21/01/2008 01:02)
nahazo tamin'ilay fanondroana bilaogy tsara indrindra ny namantsika Shoan faly be dia faly be aho biz'oroka shoan:-*... tohiny
yonikafopl ( 17/01/2008 14:33)
Hono tokotrany ho aho ee, nanao ahoana i Sharon, mbola dans le coma sa efa maty sa ahoana, mba nahalasa saina ana kely ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 17/01/2008 23:24
olomboavonjy ( 17/01/2008 13:04)
hoa antsika namana rehetra raha handefa akanjo ho any havana any dago de AZA atao ny mandefa ankajo militaire ka mampigadra marian ve izany ?... tohiny
simplex ( 27/12/2007 17:53)
Mampalahelo: en: http://edition.cnn.com/2007/WORLD/asiapcf/12/27/pakistan.bhutto/index.html?eref=edition en: http://news.bbc.co.uk/2/hi/south_asia/7161590.stm fr: http://www.rfi.fr/actufr/arti... tohiny
niryna ( 15/12/2007 18:24)
Vaovao mampalahelo tokoa no nitranga ary mbola nitranga indray omaly .Mampalahelo fa misy ka zaraiko anareo rehetra. Raiso izay azonareo ary miambena fa tafiditra ato amin'ny serasera ny mpanohitra n... tohiny
nirijimka ( 29/10/2007 11:33)
Efa imbetsaka no voaporofo fa kinga amin'ny fikirakirana haitao vaovao ny eto Madagasikara. Raha efa nivezivezy manerana ny firenena ianao dia hibaribary aminao fa tsy voatery natokana ho an'ny sarang... tohiny
novalian'i adler ny 29/10/2007 18:11
Samoana ( 23/09/2007 11:03)
Resy finale 5-13 vao eo ny mpilalao kanetibe malagasy:cry: Championnat du monde io ary tany Thailande no natao Mbola i lafrantsa ihany no nandrombaka ny amboara... tohiny
novalian'i sarobidy ny 16/11/2007 14:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4525