eclipse volana

1. sitlo ( 21/02/2008 03:24)
Amin'izao fotoana izao Etats Unis izay tia hijery. Ilay fakan-tsarin-dozatra lany pile. :evil::twisted:
novalian'i sitlo ny 22/02/2008 14:50
2. Papoose ( 21/02/2008 04:41)
hitako teo fa nahafinaritra fa somary bizarre kely!ohatran'ny hoe takondrahona mainty fotsiny fa tsara!
3. sitlo ( 21/02/2008 04:59)
ny ahy menamena :lol:
dia namirifiry be ilay alina dia aleo mody fa ho hita amin'ny internet ihany :°)
4. sitlo ( 21/02/2008 05:20)
Ity no azoko

5. xxx ( 21/02/2008 08:03)
hay ve ra sitla etats unis e ! mampamangy ao aminy Obama ao kia :-P:-D:-D
6. xxx ( 21/02/2008 08:10)
hay ve ra sitla etats unis e ! mampamangy ao aminy Obama ao kia :-P:-D:-D
7. penina ( 21/02/2008 20:35)
misaotra fa voaray ny taratasy :wink:
8. ikaretsaka ( 21/02/2008 23:29)
tsss taty aminay avy ny orana tssss
9. Veloo ( 22/02/2008 01:43)
za to tsy naheno na nahita tao @ gazety akory8O8O
10. penina ( 22/02/2008 02:35)
Ilay izy ange tsy dia misy fafiny akory eh. Mampifankatia ny mpifantakita fotsiny ilay izy. Satria, andao ianao entiko mijery eclipse. Dia (l)

:-D
11. LazaDaddy ( 22/02/2008 04:11)
sitlo> ny an'ise kosa sao dia jiron'ny poteau no nalain'ise sary...tsy nila solomaso anie vao nahita e =))
12. cutie ( 22/02/2008 12:59)
it was beautiful hono fa za tsy nahita fa variana teto @ serasera:-D:-D:-D:-D:-D
13. sitlo ( 22/02/2008 14:50)
Tena nangatsiaka be dia somary nangovitra aho naka an'ilay sary. Sady ilay zoom tsy tonga teny amin'ny volana dia lasa poteau :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804