Vaovao tselatra

andrywui ( 04/10/2013 12:15)
aza dia mivoaboaka alina lisany mipetraka any france ireo fa lagy amlisany malagasy ireo mihitsy ny vazah ze nahita anle vaovao vazah nodoran'ny gasy tao a Nossi be a , vao avy mikandra lisany ry zala... tohiny
FENOSOA2 ( 03/05/2013 16:39)
Zahay aty ambanivohitra miandanandriana sy ny manodidina tena ts mandry alina aminy asa dahalo any an_tsaha ve matory. ... tohiny
Rabefou ( 02/05/2013 17:18)
JEREONAREO NY SARY MANARAKA ETO, VODI-BALA HITA TAORIAN'NY NANDALOVAN'NY ANDIAN-JIOLAHY TAO ANDRIAMBAZAHA sy ANKADITAPAKA (MANTASOA) ny zoma 27 hifoha 28 avril 2013. MBOLA MAMPIHOROHORO NY FARITRA MAN... tohiny
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:56)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:32)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... tohiny
pulm ( 19/12/2012 16:15)
Mapalaelo ny olona fa tsy pont @24 sy 31 nefa ra ny lozika dia tokony ho pont ireo, sa zay tian'ny FATY atao no atao e? zavatra tsisy dikany aza ataony pontko! tena ita oe mapme be... tohiny
novalian'i nannie ny 20/12/2012 05:48
andrywui ( 17/12/2012 12:43)
Tena otran'ny ho faty daholo ihany isika ty ry Hery fa efa hita maso oe le NIBIRU a ,efa tazamaso hono ka raha manana jumelle oe defa tazana mirimorimo be manantona ny tany le planete hidona aminy ka... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2013 22:29
ledala ( 13/06/2012 19:30)
-toe-karena: voalaza fa hanomboka atsy ho atsy ny fitrandrahana ny solika malagasy ao Tsimiroro -Politika: hisy fihaonana eo amin'ingahy Prezida teo aloha Ato Marc Ravalomanana sy ny filohan'ny tetez... tohiny
rijadolly ( 13/02/2012 14:58)
[img]http://tropic.ssec.wisc.edu/real-time/indian/images/irnm5.GIF[/img] ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 15:04
rijadolly ( 05/01/2012 15:38)
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m4f05c1f95eba8]TSINDRIO ETO[/url]... tohiny
novalian'i rijadolly ny 06/01/2012 02:11
ari.malala ( 05/12/2011 08:13)
Very omaly alahady hono ny satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I; (vaovao nolazain'ny RDB vao maraina teo)... tohiny
nary923 ( 22/11/2011 09:26)
Salamana daholo isika rehetra. Resaka sokajiny roa angamba no ataoko eto androany. NY iray momban`ny fandraisana eny Ivato izay hitako fa tsy dia professionnel loatra, ny faharoa, momba an'ny fandrai... tohiny
novalian'i VVSihany ny 17/06/2012 12:36
sitlo ( 23/10/2011 01:57)
Maazo manao zandarma ny vehivavy malagasy amin'izao. Dia hisy lehilahy izany ao amin'ny FIVAZA (Fikambanan'ny Vadin'ny Zandary)... tohiny
novalian'i rijadolly ny 26/10/2011 17:16
milamm ( 15/10/2011 13:14)
tantara hafa nahasarika ny saiko niseho tany vietnam, Nguyen Thanh (31 taona) sy Tuyen mpandrafitra vadiny (33 taona) mpivady roa avy any @ io toerana io nosomparany aretina mifady trondrondranomasin... tohiny
milamm ( 10/10/2011 20:17)
vaovao tetsy sy teroa avy @ fampielezambaovao amerikana http://www.patrickpretty.com/2011/01/25/patrick-h-rakotonanahary-sentenced-to-prison-for-forex-scheme-that-defrauded-investors-in-hawaii-and-on... tohiny
novalian'i milamm ny 11/10/2011 21:30
bibidia ( 29/07/2011 14:32)
MAMPALAHELO NY ZAVTRA MITRANGA ATY DAGO Novoinoina ny ralahiko fa tao anaty lisitra noir hono satria alako bika tsy tiako tarehy io liste dia Mr ben'ny tanana ihany no manao azy ery rehefa tsy azoazo... tohiny
rijadolly ( 11/03/2011 18:41)
il y a 5 heures 3 min, Images choc du tsunami qui frappe le Japon http://fr.news.yahoo.com/54/20110311/video/vwl-images-choc-du-tsunami-qui-frappe-le-df14a31.html ... tohiny
virginia_Fy ( 03/02/2011 17:53)
hivoaka atsy ho atsy ny album ROCCO voalohany misaotra azy ary mankasitraka ireo izay efa naheno ny hirany taloha dia ity misy lien iray fanombohana hono e anaka : http://www.youtube.com/watch?v=btUp... tohiny
novalian'i Rhasinats ny 13/12/2011 16:16
YDIFAS ( 15/12/2010 11:36)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
moustaraf ( 25/09/2010 08:21)
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana. Raha tsorina io dia toy izao: [u]t... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 29/10/2010 08:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1057