1. bibidia ( 29/07/2011 14:32)
MAMPALAHELO NY ZAVTRA MITRANGA ATY DAGO
Novoinoina ny ralahiko fa tao anaty lisitra noir hono satria alako bika tsy tiako tarehy
io liste dia Mr ben'ny tanana ihany no manao azy ery rehefa tsy azoazony ianao dia ao anati liste noir Nanao opération any ambatondrazaka hono ny miaramila-panjaka dia hanenjika sy hamono ny olona ao anaty liste victime ny ralahiko ary maty t@ 10 juillet te 9h30 aty dago
Hialonan'olonba izahay fa miseho milay fa manana havana aty an-dafy dia lazaina mpanondra taola-paty aty france ny zandriko dia maty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1502