Vaovao tselatra

AndriambyII ( 02/05/2010 23:39)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i ngaila ny 22/09/2010 14:20
milamm ( 08/04/2010 19:31)
nahavariana tokoa tompokovavy sy tompokolahy isany ny tantaran\'ity lhl iray afrikana tatsimo 96 taona Mohr Keet nahazo ny Guinness World Record @ ty kilalao fisedrana tahotra antsoina oe >,fahita izy... tohiny
novalian'i sipagasy ny 17/07/2010 13:48
bibidia ( 11/02/2010 10:06)
Ity MIDEX eny Orly fret zone juliette no hitako fa moramora. Izao no lalana raha hoany ianao. Direction aéroport d'Orly dia sortie Fret dia misy dia misy rond-point roa mifanaraka dia jereo tsa... tohiny
novalian'i sipagasy ny 17/07/2010 13:49
xxx ( 02/02/2010 09:14)
kely sisa de tapitra ^^^^^!!!! nefa dia misy ny zanak'olombelona ts mba mino fa hisy ny farany !!!!!! izaho milaza @nareo fa tena efa tokony hitodika @Jesosy ny tsirairay fa ts variana mitsikera ny fa... tohiny
novalian'i sapele ny 29/03/2010 14:19
essera ( 04/12/2009 10:59)
Salama daholo, Raha niditra ho mpikambana tao amin'ny banky iray lehibe ny tenako 5 volana lasa izay dia vao in-2 monja no nanao virement tao dia banga 180 000 Ar (900 000 Fmg) ny vola tao. Amaf... tohiny
sipagasy ( 27/08/2009 13:25)
miala tsiny fa kamo beh zah handika azy à tenintsika ann Atrakao ny loha androany alina ô!!: Cela n'arrive qu'une fois dans sa vie DATE A RETENIR : 27 Aout 2009 DEUX LUNES DANS LE CIEL Ce 27 aout... tohiny
bazylou ( 02/05/2009 16:06)
ny session parlementaire e!! amin'nytalata io... tohiny
younous ( 17/03/2009 17:42)
raha tena mpivavaka ny radio don bosco tokony tsy nandefa ireny saika itifitra ny general teny antanimena ireny satria asan'ny devoly ireny i andry rahateo moa demony mitafy hodijanakondry... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:19
remibe ( 17/03/2009 12:21)
MANENTANA ANTSIKA JIABY RAMPITSO ENY MAHAMASINA @ 10h IZAY MANOHANA NY ARA-DALANA, MISY MIGAFY NY ONDE MADA FA RADIO FAHAZAVANA NO NANDEFA IZANY, FOSKA LE FANAMBARANA teny @ 13 mai FA NAMETRA-PIALANA ... tohiny
novalian'i mimioa ny 17/03/2009 12:44
arisoacool ( 11/03/2009 12:33)
novalian'i zouri ny 05/11/2009 13:39
dera82 ( 16/02/2009 22:31)
Ho antsika ivelan'ny Dago na @ faritra eto Gasikara mbola tsy mahazo direct ny RDB, efa sur net. ny RDB: music malagasy, vaovao, fandaharana maro samihafa mivantana mety hahasoa ... Ity ny adress sy n... tohiny
novalian'i NirinaRJC ny 08/10/2013 10:13
mahaleo ( 11/02/2009 09:14)
Un rassemblemenotret pour la paix sera organisé ce samedi 14 février 2009 a partir de 10h30 sur «Le Parvis des Droits de l’homme du Trocadéro, Paris» Sans couleurs politiques, ce rassemblem... tohiny
novalian'i daomania ny 11/02/2009 21:29
Belle ( 29/01/2009 15:50)
Miarahaba ny rehetra! Vaovao vao henoko androany dia zaraiko ary esoriko ny lainga raha misy! Ny antony tsy hampisamboran'ny filoha an'ilay nitarika korontana HONO dia satria ilay lazaina fa zan... tohiny
mtsetsetra ( 28/01/2009 01:11)
Il y a tellement de faits troublants ... Et là, je dois avertir que les assertions qui vont suivre n’engagent que ma personne en tant que citoyen lambda, qui suit les actualités et qui essaie d... tohiny
novalian'i diloo ny 02/02/2009 01:53
bigmama ( 27/01/2009 12:05)
http://fobfib.ifrance.com/ no misy ireo sary trano maty teto andrenivohitra RNM - MAGRO - ZOOM sns....... tohiny
novalian'i daomania ny 29/01/2009 17:02
Bhiou ( 24/12/2008 14:29)
Ny antoko Mpihira Hasin'ny Lanitra dia faly manasa anao hiara-hisaotra sy hanome voninahitra an'Andriamanitra noho ny nivimbinany antsika nandritra ity taona 2008 ity ka ametraka sahady ny taona vaova... tohiny
AndoRAL ( 23/12/2008 14:30)
Misy Mpisoloky tafiditra eto amin'ny serasera.org ka miangavy antsika mba hitandrina misy mombamomba azy ato nefa tsy feno tanteraka. Jereo ity adiresy ity fa efa miparitaka be ilay izy -amin'ny teny ... tohiny
Ralay ( 12/12/2008 13:38)
Nisokatra androany ny frontieres Suisse ka tafiditra ao anatin'ny espace shengen izany ny suisse manomboka izao. Marihiko anefa fa ny frontieres terrestres ihany no mbola misokatra fa ny aéroport dia... tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 18:08
tana ( 03/12/2008 15:22)
Tena mampalahelo ny Malagasy taraiky aty Asie, nikatona ny aeroport bangkok noho ny ady politika, ny vahiny rehetra dia notadiavan ny kompaniany na ny fanjakany vahaolana hampodiana ny terataniny, ny ... tohiny
masimanitra ( 20/11/2008 10:30)
Manao ahoana! Izaho dia mivarotra entana ato antranoko akanjo efa nanaovana fa mbola tsara(2€), kilalao vaovao ...latsaka ny 10€. Ny vola azoko @'zany dia hananaovako association any Mada. ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2315