Radio Don Bosco (RDB) sur Net.

1. dera82 ( 16/02/2009 22:31)
Ho antsika ivelan'ny Dago na @ faritra eto Gasikara mbola tsy mahazo direct ny RDB, efa sur net. ny RDB: music malagasy, vaovao, fandaharana maro samihafa mivantana mety hahasoa ... Ity ny adress sy ny làlana hahazoana azy (araho tsara):
1. Ouvrir "Windows Media Player"
2. Aller sur "Ficher" et sur "Ouvrir une URL"
3. Coller l'adresse de RDB : Jereo eto
4. Clik sur OK.
Milay be e, ohatra ny any an-tànana ihany @ zao. Hisaorana le bandy akama nampita ity adress ty t@ tenanay. De mihaino finaritra eeeeeeeeee.
novalian'i NirinaRJC ny 08/10/2013 10:13
2. natiora ( 16/02/2009 23:17)
tsy mazava tsara rangaha fa mba omeo fanazavana misimisy a
3. natiora ( 16/02/2009 23:18)
mba omeo ilay adiresy e
4. dera82 ( 17/02/2009 10:11)
Ty le adress fa tena ny faty alevina ndray no hadino. Lazao eto ihany rà tafa na tsy. Le làlana voalaza eo ambony eo tsy miova a, Ity ary le adress ho coller-na: (http://89.163.146.192:9000/radiodonbosco). Handramo ndray alou fa ny anay aty tena mande tsara.
novalian'i younous ny 17/03/2009 17:38
5. sitlo ( 17/02/2009 14:23)
Misaotra betsaka fa tena mandeha tsara.

Ny hakamoako dia sokafana amin'ny internet explorer fotsiny io url io dia misokatra ho azy ny media player dia mandeha ny radio. O ry bozikely izao no mandeha

^:^
6. rurik ( 17/02/2009 15:10)
misaotra eeeeeeeeeeeee tena mandeha , tena oharan'ny any antanan zany ny tena .
7. xxx ( 17/02/2009 16:32)
misy milaza fa mitondra virus ny karazan'itony adress tony, mitandrema ihany raha tsy matanjaka ny anti-virus. Aleo misoroka toy zay mitsabo hoy ny olon-kendry.
8. mimimainty ( 01/06/2011 20:57)
misaotra fa tena mandeha ilay link nomenao any annn, mba maheno RDB izahay aty zao...merci eee
9. Rhasinats ( 13/12/2011 16:08)

mimimainty:

misaotra fa tena mandeha ilay link nomenao any annn, mba maheno RDB izahay aty zao...merci eee

Misy sehatra hafa ve na forum ankoatry ity ahafahan'ny mpankasitraka RDB miserasera malalaka tsara ?
10. NirinaRJC ( 08/10/2013 10:13)
slt! za namana mba té hihaino ny R.D.B. kanefa ts mety raisin'ilay Windows Media Player ilay Url ataoko, sa inona no atao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2268