Vaovao tselatra

oully ( 23/05/2004 12:54)
Dia vita omaly 22 may tao Madrid Epagne izany ny fanambadian'ny zanaka mpanjaka mandova Espanole, Felipe de Bourbon (36 taona) sy Letizia Ortiz (31 taona), efa nisaram-panambadiana, mpanao gazety. ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:03
ravatorano ( 14/05/2004 11:12)
nahazo anarana ilay rivo doza noresahako teto iny ary dia izany "Juba"izany no izy aminy. Any amin ny 1850 km atsinanan i vohémar na Iharana izy io omaly tamin ny telo tolak andro. Mizotra mianatsi... tohiny
ikotobalita ( 13/05/2004 22:15)
Vao avy nijery ny vaovao tao à tribune aho ka io no hitako tao. 1 700 000 000 fmg no tsy hita tampoka. Ahoana izany ? toa tsy mino an'izany aho. Politique maloto indray io ! destabilisation du pouv... tohiny
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:29
kitjo ( 13/05/2004 02:12)
Tapaka t@ session pleniere omaly zany fa ny isany sisa no toa ts ifanarahana AOna n yhevitrareo?? Ho an'izay liana d inty jereo Gazety Express http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21218&r... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:07
xxx ( 11/05/2004 13:26)
Tsikaritra tao ho ato fa dia nisondro-bidy izay tsy izy ny vanila. Fantatra ary fa ifandrotehana tokoa ny fividianana azy io tsy hoe noho ny sakafo ihany. Ampiasain'ireo mpanondrana zava-mahadomelina ... tohiny
novalian'i tsilan ny 14/05/2004 13:53
ravatorano ( 07/05/2004 11:17)
Misy depression tropicale niforona omaly tamin ny folo maraina leran i Madagasikara any amin ny 3200km avaratra antsinana an ' Antsiranana no misy anazy. Mbola tsy nahazo anarana izy io ary koa mbola... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 13:22
kitjo ( 07/05/2004 10:19)
Niteraka resabe teto an-drenivohitra tokoa hatry ny omaly, taorian’ny namoahana an-gazety nataon’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny « bureau Veritas » (orinasa nanara-maso ny fampidiran’... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 18:57
voninkazokely ( 04/05/2004 16:50)
Ho anareo namana rehetra! Miala tsiny aho raha tsy afaka nanoratra anareo namako tsirairay! Tena faly dia faly tokoa ny foko nadray anareo ho namana! Manao veloma sy ba betsaka anareo vetivety ny t... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:04
kitjo ( 04/05/2004 05:06)
t@ gazety androany io no nalaiko Commune urbaine d’Antsirabe Les visiteurs ont dû remarquer les changements que la ville d’Antsirabe est en train de subir en ce moment. La mairie met en plac... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/05/2004 03:00
tsilan ( 29/04/2004 12:27)
Toy tselatra ny fiakaran'ny vidim-piainana rehefa nandalo ny rivodoza Sahala amin'ny notselaran'ny varatra ny ny mfm raha nahare ny teny Amboanjobe Tahaka ny nolatsaham-baratra ny SECES raha nihaino... tohiny
novalian'i ramaso ny 26/08/2004 15:05
kitjo ( 28/04/2004 11:07)
Nanapakevitra ny OPEP fa hampiakatra ny vidina petrole ka mitombo farafahakeliny hono US$4 . Mila vola entina miady ny terrorisme hono znay zareo D mbola hiakatra indray znay ny vidim-piainana fa... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/05/2004 05:09
xxx ( 19/04/2004 18:53)
Ralaivao au prison... tohiny
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 19:26
joda ( 14/04/2004 08:51)
sao mba tsy rariny intsony e..... tohiny
jhouhlambout ( 08/04/2004 18:26)
Voici une liste des pays qui ont été bombardés par les États-Unis d'Amérique depuis la fin de la deuxième guerre mondiale, dressée par l'historien William Blum : Chine 1945-46 Corée 1950-... tohiny
xxx ( 29/03/2004 17:39)
Mikaikaika ny ameriakana fa efa mihoatra ny $2 ny iray galona amin'ny solika amin'ny faritra sasany raha toa ka $1.50 izany tamin'ny voalohan'ny taona. Na izany aza dia mbola anisan'ireo firenena mor... tohiny
novalian'i ramoul ny 01/04/2004 15:07
kitjo ( 21/03/2004 13:38)
atao fiancaille any Bulgarie hono i Josoa fa nanambady Bulgare e ... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/05/2004 16:46
nananie ( 12/03/2004 14:19)
???
11 septembre ( USA) = 11 mars (Espagne)????... tohiny
jhouhlambout ( 11/03/2004 17:52)
Mangatsiaka be ny andro aty aminay!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0535