Noce royale

1. oully ( 23/05/2004 12:54)
Dia vita omaly 22 may tao Madrid Epagne izany ny fanambadian'ny zanaka mpanjaka mandova Espanole, Felipe de Bourbon (36 taona) sy Letizia Ortiz (31 taona), efa nisaram-panambadiana, mpanao gazety.

Somary tsotra nohon'ny tamin'ny Charles sy Diana no fahitako azy, na izany aza anefa tena raitra.
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:03
2. oully ( 23/05/2004 12:55)
Teny diso hono tsy mba kabary eh !!!
Epagne=Espagne
Espanole=Espagnole
3. tsilan ( 23/05/2004 17:00)
Ny sakafo dia hanim-polo loha mihintsy, Ary tsy nisy fanasana fa izay te ho tonga dia nihinana avokoa, hany ka tsy naharaka ny divay sy ny tonon-kisoa.
Raha tara ianao dia mbola misy taolana tavela any ho any
4. oully ( 24/05/2004 10:00)
In re no tian'i tsilan ambara eh??? :))

Fa zà alou tsy nanampo hoe mbola mitana ny monarchie be tahaka izany ireto Espagnol ireto eh
5. samoina ( 24/05/2004 11:59)
nofonosiko selôfana de nitondrako mody mihintsy le tongon-kisoa ry tsilan a ! Nde hafangaroko voanjobory izao rahalina mba hampatory tsara.I Letizia milaza handalo hanandrana fa mbola miandry antso an-tariby avy aminy zà de lazaiko eny ihany elà e !
6. booboo ( 24/05/2004 12:09)
nenà ry samoina ilay kôkam-bilany no avelao ho anà a !
7. samoina ( 24/05/2004 14:29)
i booboo koa tsy niteny aloha fa efa nofonosin'i stephanie de monaco anaty papier aluminium dôlidôly ny tai-piraka !! Rabôfibe reine avy ao an-jorontany ( angleterre e !) aza tara anjara fa nilela-tanana sisa nataony ! Tsy adinoko enao rehefa hanambady i prince albera e !
8. booboo ( 25/05/2004 12:15)
hihihihi
9. oully ( 25/05/2004 13:16)
Rehefa atao mariazy i princesse oully dé asainy nareo. Any Kandreho no avoaka, ny sarety rehetra efa vonona ho an'ny kôrtezy. Vary amin'anana miaraka @ sambosa no plat ... ho avy @ manaraka ny daty, rehefa vonona ny mpanao gazety....
10. samoina ( 25/05/2004 15:15)
Taiza princesse no nahita mpanao gazety tsy vonona izany e! Alefaso ny daty fa alefanay ny paparazzi sy ny mamanrazzi am-pelatanana handroaka izao vary amin'anana izao e !
Ary kaly be fotsiny angà no aroso princesse fa tsy mbô asiana...jus ?
11. kitjo ( 25/05/2004 17:19)
oully> raketa ny desera zany?ihhihih

aoka re ry SAmoina fa nahitana angano iny jus iny an,
12. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:15)
ho avy izahay handany ny sakafo sy hameno kibo fts hihihi
13. booboo ( 26/05/2004 16:04)
ie dé hikôka vilany mihitsy koa !
14. fijo ( 28/05/2004 05:03)
raha any kandreo izany dia voamadilo no desera fa izay no betsaka any,dia gidro no laoka.gidro sy lambo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2598