Vaovao tselatra
bazylou
(
21/12/2006 17:51)
tany gare de lyon aho omaly hariva dia nahita gasy nangataka sy nitendry gitara!! izay aho vao nahita an'io hatramin'izay nipetrahako teto!!
Ny folak'andron'io aho teo gare du nord dia nahita gasy ...
suite
répondu par rurik le 28/01/2007 11:01
kitjo
(
08/12/2006 03:26)
Araka kabarin'i Ravalo omaly hono dia be dia be ny zavatra ho ataony ao Tana....marobe tokoa fa nisongadina t@zany ny hoe hanao hotely be izy 300chambres...5etoiles...
milay e!
hitombo ny asa, mih...
suite
répondu par jhouhlambout le 15/12/2006 17:21
jhouhlambout
(
07/12/2006 13:37)
MADRID (AFP) - La municipalité de Lepe, dans le sud de l'Espagne, a "décrété" qu'il neigerait chaque jour pendant 15 minutes sur sa place centrale pendant les fêtes de fin d'année.
C'est qu'Ã...
suite
répondu par booboo le 07/12/2006 14:01
xxx
(
02/12/2006 06:35)
nisy tselatra nirefotra tao ambohimanarina....
suite
répondu par xxx le 09/12/2006 18:56
simplex
(
15/11/2006 13:17)
namana Japon--Russie,
http://www.cnn.com/2006/WORLD/asiapcf/11/15/japan.tsunami.ap/index.html?eref=rss_world
http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/asia-pacific/6150538.stm
:-*:-*
...
suite
répondu par Angie le 17/11/2006 09:46
kitjo
(
11/11/2006 10:09)
www.alliance92.com/rubriques/vm/10%20novambra%20hariva.mp3...
suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 13:45
kitjo
(
09/11/2006 16:49)
enga anie ka ho tanteraka soa amantsara!...
suite
répondu par Zoniaina le 15/11/2006 16:27
lemenakely
(
05/11/2006 11:07)
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia voaheloka @ famonoana ho faty ingahy SADAM HUSSEIN ary pendaison na ahantona @ tady no fomba amonoana azy!
Maro moa no raharaha hanamelohana an'ity filoha irak...
suite
répondu par kitjo le 05/11/2006 19:12
degree
(
04/11/2006 13:52)
Ity misy tantara kely mahatsikaiky e!
-Neny a!.......avia ange i neny e!
-ahoana anaka ?
-avia ange i neny fa ilazako zavatra!
zavatra inona e!
-aiza aloha i dadabe ?
-ato an'efitra izy,......in...
suite
répondu par cutie le 06/11/2006 15:01
robot
(
25/10/2006 09:33)
slt !
Nisy lozam-piara manidina tany tuléar
ka maty daholo izy 6 tao anatiny
izany no vao2 henoko tamin'ny radio androany maraina
ka ny minisitra no niditra nivantana t@ alaln'i phone
nilaza io...
suite
répondu par Fiffi le 31/10/2006 08:26
lemenakely
(
24/09/2006 09:09)
Asa hitantsika ao @ page d'accueil yahoo fa dia resa-be tokoa ankehitriny ny momba an'ity mpampihorohoro malà za ity dia ingahy: BEN LADEN izany misy ny milà za fa efa maty izy ,misy ny milà za fa ts...
suite
répondu par vale le 25/09/2006 20:54
lemenakely
(
12/08/2006 09:25)
Ho tonga anio alina eny IVATO tokoa ireo andiana malagasy miisa 21 izay nonina tao LIBAN asa raha ho anisany ry AKAMATIANA sy ry YONIKAFOPLA!...
suite
répondu par lost le 14/08/2006 09:30
Fanja1
(
26/07/2006 08:28)
ho antsika eto france zay mitady asa momba ny audio visuel
http://actu.aliceadsl.fr/multimedia/default.aspx?id=138805&onglet=Multimedia&position=1...
suite
répondu par Fanja1 le 12/08/2006 15:19
jajaf401
(
25/07/2006 09:33)
Ra tsy diso zaho maro be gasy any amizao ankatoky ny hotakotaka misy any zao; toy ry Akamatiana oh,
Asa na ahoana marina ny momba io ady io toa tsy mety vita ??
Ny faharoa: toa malaladalaka ihany n...
suite
répondu par xxx le 01/08/2006 17:40
Fanja1
(
14/07/2006 12:27)
Ho anareo zay manana diploma etranger mipetraka eto frantsa :
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138145&onglet=FranceMonde_histo&position=1...
suite
répondu par Fanja1 le 16/07/2006 09:04
lemenakely
(
12/07/2006 10:48)
Asa tsy vitsy tamintsika angamba no nanontany tena t@ 26 juin farany teo nanoloana ny vavahadin'ny ambassade gasy eto PARIS .T@ io andro io tokoa dia nisy andian'olona nitondra pancarte sy nisiotsiok...
suite
répondu par Fiffi le 30/09/2006 07:43
Ralay
(
10/07/2006 02:15)
Raha nijery gazety androany aho dia saika nidirandoza ny vol AIR MAD Tanà Paris t@ asabotsy soa ihany fa tsara hofana ny pilote malagasy.
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=44558&r=4&d=2006-...
suite
répondu par fijo le 12/07/2006 17:30
sareraka
(
22/06/2006 20:49)
Inona no vaovao manerana ny tany?
-Nitombo avo 2 heny ny isan'ireo séropositifs eto MADAGASIKARA,zavatra atao ahagà ga ve moa izany raha ny zava-misy eto @ tanà na e?
-propagandy ihany vao mbà ...
suite
répondu par cutie le 23/06/2006 19:08
sareraka
(
22/06/2006 09:42)
Famangiana ô ! famangiana ô... ilazà na isika izay mponina eto MADAGASIKARA fa noho ny fotoanan'ny propagandy izao dia vola 200 ar vary 2 kapoaka ary tshirt TIM isan'olona no ho zarain'ny mpitondra ...
suite
répondu par sarobidy le 12/07/2006 08:20
sera2
(
14/06/2006 14:20)
Mba jereo anie ny Midi madagascar androany e!Malagasy voaroaka niala an'i Frantsa reny Malala.Ilay "compatriote" nitoroka tan am fanjakana frantsay koa no tena.... Rah nanao ny tsy rariny moa ze notor...
suite
répondu par vale le 26/06/2006 19:59
