Vaovao tselatra
mandrindra
(
08/06/2006 06:58)
nanao fanambarana ny tv irakiana fa maty i abu moussa al-zarkaoui izay lehiben'ny al qaida ao irak. nanamarina io fananmbarana io ny miaramila amerikana. ny mpitsikilo jordaniana dia nilaza fa fiaraha...
suite
répondu par mandrindra le 17/06/2006 11:05
Fanja1
(
02/06/2006 15:13)
WASHINGTON (Reuters) - Le FBI souhaite que les fournisseurs d'accès internet archivent pendant deux ans les adresses des sites visités par leurs clients afin de faciliter les enquêtes en matière ...
suite
répondu par cutie le 08/06/2006 11:47
sareraka
(
22/05/2006 10:08)
Herinandron'izao tontolo izao ...
-miakatra tsy misy frein ny vidin'ny ciment.
-ho avy indray ny déléstage.
-rako-pantsy @ affaire clearstream ingahy VILLEPIN ao FRANTSA.
INONA NO TSY MARINA A...
suite
répondu par sarobidy le 17/07/2006 09:31
sareraka
(
18/05/2006 16:52)
Eh !areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva
eh ! mbà velaro ny tsihy e fa hifanazàva...
1972:mandehana ianareo ry frantsay ,tsy mila anareo antsony izahay.
2006:mandehàna ianareo ry malagas...
suite
répondu par Optik le 19/05/2006 17:37
lemenakely
(
17/05/2006 09:45)
Ré fa vita ny audit momba ny mpiasam-panjakàna ary 2/3 dia tsy ara-dalàna fa fantôme ny ankabeazany,izany hoe tsy miasa akory nefa mandray karàma!
Nandray fepetra ny fanjakàna fa ho an'ireo 1...
suite
répondu par lemenakely le 17/05/2006 18:29
sareraka
(
11/05/2006 19:10)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
-Atoa MAHAFARITSY SAMUEL no filoha vaovao nisolo an'i LAHINIRIAKO ao @ A.N
-Atoa LAHINIRIAKO kosa hilatsaka ho filohan'ny MADAGASIKARA @ 2007
-Izay antoko miady...
suite
répondu par arson le 17/05/2006 11:28
sareraka
(
05/05/2006 22:09)
INONA NY VAOVAO MANERANA NY TANY?
herin'andron'izao tontolo izao
-nahemotra ny vote de confiancen'ingahy LAHINIRIAKO
-Mi-gréve ny pilote ao @ AIR MADAGASCAR mitaky avo 3 heny ny karàma raisiny...
suite
répondu par Optik le 08/05/2006 11:38
sareraka
(
04/05/2006 18:29)
Inona no vaovao manerana ny tany?
herinandron'izao tontolo izao..
tsy takatry ny kely vola izao ny atody o!...
Miady antrano ny TIM
aiiii aza hitako ka ny lehibe no miady
ka ny ankizy no voapo...
suite
répondu par vale le 20/05/2006 10:10
petsambava
(
22/04/2006 05:59)
tafakatra 780.000fmg izany hoe 35euros à 60 euros ny frais de visa espace shengen rehetra
jereo ao @ wanadoo.mg...
suite
répondu par Lalah le 01/05/2006 23:43
davis
(
11/04/2006 08:56)
Bonjour !
Je viens de découvrir un très bon site d'informations, de conseils et d'assistance pour trouver un job bien payé à l'étranger (avec ou sans qualifications), une bourse d'études, une ...
suite
répondu par milamina le 12/04/2006 23:38
4mimananelatra
(
03/04/2006 18:58)
GUTTEN TAG !!
Miomàna indray izany ny mafy daka mpatory an-dalana fa ho darohan'ny mpiasan'ny fivondronana fa mahamenatra ny vahiny .. efa lasa zary ohatran'ny goûter fa dia atao ahoana moa e ,aza ...
suite
répondu par cutie le 01/05/2006 23:02
xxx
(
26/03/2006 10:15)
miva 1h ny décalage e réglez vos montres:-D...
suite
répondu par Veloo le 28/03/2006 03:32
gasypantin
(
17/03/2006 13:23)
Mbà mampanontany tena tokoa fa aiza ve rey olona efa ho 4 taona ny président no teo @ fitondràna dia mbola manondrana foana ny protocole ,fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ,ary ny zavatra tena maha...
suite
répondu par lemenakely le 17/03/2006 19:11
Vaika
(
16/03/2006 20:05)
France Ô : la route des zébus
Zomà 17/03 ; 14h10 (france)
Ho an'izay afaka na te-hahita fandaharana momba an'i M/Kara.
Dia mba hilazao i M. l'Ambassadeur fa raikitra indray ny an-kanoratra fa ...
suite
répondu par Veloo le 19/03/2006 04:07
xxx
(
16/03/2006 16:27)
Raha amiko manokana dia tsy mety ny ataon'ny mpitondra ankehitriny nandroaka toy ny aliaka sy nikapoka ireo mahantra noho ny fandalovan'i KOFFI ANNAN ao ANTANANARIVO,afaka @ fikapohana ve ny fahantrà...
suite
répondu par lee le 25/04/2006 16:51
figim
(
16/03/2006 04:48)
Heritaona amin'ny 24/03 no nisy ilay fanenjehana an-dry Mahandry. Nisy tovolahy kely maty tamin'iny, voatifitra tao anaty fiara niaraka tamin'ny RR. Tsy mbola fantatra ny tohiny h@izao. Raha mahaliana...
suite
répondu par Fiffi le 10/05/2006 06:00
zandikely
(
12/03/2006 02:37)
L'ancien président yougoslave Slobodan Milosevic, 64 ans, est mort, a-t-on appris samedi 11 février auprès du Tribunal pénal international pour l'ex-Yougoslavie (TPIY) où il était jugé depuis p...
suite
répondu par lee le 25/04/2006 16:22
xxx
(
16/02/2006 16:19)
araka ny voavao ao @ wanadoo.mg dia feno gasy vavy mpivarotena ao la réunion ao 30 à 50 euros ny pasazy aiza moa no ho mora ny fahazoana visa e !!!...
suite
répondu par barry le 06/04/2006 10:04
naritsimba
(
15/02/2006 09:37)
Ahoana ny fijerinareo ny filazan'i Dr RAKOTOMALALA Manan'Ignace hoe RATSIRAKA Didier no nampamono an'i Kôlônely RATSIMANDRAVA Richard.
No lazainy am-pahibemaso io t@ fametrahana fehezam-boninkazo t...
suite
répondu par ambivotra le 20/03/2006 14:34
rakekely
(
19/12/2005 10:00)
Olona manam-pahalala, manam-pahaizana, tsongoin'olom-bolo nefa manao toetra tsy manjary, be loha tsy ampy saina;
3FN milaza ho tia tanindrazana nefa tsy manara-dalana, mikatsaka izay hampahoriana ny ...
suite
répondu par fijo le 27/12/2005 21:57
