mandefa entana any tago

1. bibidia ( 11/02/2010 10:06)
Ity MIDEX eny Orly fret zone juliette no hitako fa moramora. Izao no lalana raha
hoany ianao. Direction aƩroport d'Orly dia sortie Fret dia misy dia misy rond-point roa mifanaraka dia jereo tsara ilay indiction en plaque blanche Fret et autre zone dia avy mahitsy foana tsy mijanona ianao raha tsy mahita indication Zone Julliette (en jaune) dia manaraka an'iny dia jareo eny an-dalana palaque MIDEX porte bleu. Dia rehefa tonga eo inao dia misy rideau fer bleu ngezabe dia eo anilany misy porte petite bleu koa dia eo no miditra.
Raha mercredi et jeudi avant 11 h ianao no mandefa dia 4,50 euros kilao ary 10 kg no minimum eny mandrampihaona e
novalian'i sipagasy ny 17/07/2010 13:49
2. xxx ( 11/02/2010 11:16)
Io no aty fa aza adino fa mbola misy taxe tsy maintsy aloha koa any dago.
3. bibidia ( 11/02/2010 17:13)
eny marina izany satia tsy maintsy mandalo doany malagasy ianao
aza adino fa tsy maintsy savaina ny etana rehetra miditra ao dago ary mandoa ny atao hoe taxe
4. sipagasy ( 27/03/2010 20:24)
dia ohatrinona koa ny aloha any dago izany????
5. soanja ( 28/03/2010 00:20)
bibidia:

Ity MIDEX eny Orly fret zone juliette no hitako fa moramora. Izao no lalana raha
hoany ianao. Direction aƩroport d'Orly dia sortie Fret dia misy dia misy rond-point roa mifanaraka dia jereo tsara ilay indiction en plaque blanche Fret et autre zone dia avy mahitsy foana tsy mijanona ianao raha tsy mahita indication Zone Julliette (en jaune) dia manaraka an'iny dia jareo eny an-dalana palaque MIDEX porte bleu. Dia rehefa tonga eo inao dia misy rideau fer bleu ngezabe dia eo anilany misy porte petite bleu koa dia eo no miditra.
Raha mercredi et jeudi avant 11 h ianao no mandefa dia 4,50 euros kilao ary 10 kg no minimum eny mandrampihaona e


Mazava tsara kosa izany. Misaotra anao.

Raha handefa fiara indray dia ahoana?


6. sipagasy ( 17/07/2010 13:49)
Soanja raha fiara dia ny walexport ho ahavoazana kokoa!

http://www.walexport.fr/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258