Satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I
1. ari.malala
(
05/12/2011 08:13)
Very omaly alahady hono ny satro-boninahitry ny Mpanjaka Ranavalona I; (vaovao nolazain'ny RDB vao maraina teo)
2. reggae11
(
06/12/2011 06:20)
tena simba misy ny toe tsaina malagasy e.DE SANATRIA ve ny vola foana no anton'ny izao rehetra zao e
3. mankafy
(
12/01/2012 02:29)
reggae11:
tena simba misy ny toe tsaina malagasy e.DE SANATRIA ve ny vola foana no anton'ny izao rehetra zao e
tsy voatery resa-bola izany ka!! quand on parle société "Malagasy" c'est complexe!!!!
4. amboditsiry
(
16/01/2012 16:07)
mafy ny fiainana de mangalatra ny olona ivavaka lasa fitadiavana ko le mivavaka @zao fotaoana tsy hita tsony izy ty e
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3279