Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby 
Lohahevitra : Vaovao tselatra
Fitohizan'ny hafatra : Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
Valiny : 0
Fitohizan'ny hafatra : Izaho avy any Vohemar fa aleoko mifidy olo tsy manavaka, hitsinjo malagasy ary hiara ny tombontsoa antsika jiaby
Valiny : 0
aristolain - 16/12/2018 15:48
|
![]() 1. Miverina zanatany Frantsay Madagasikara (sy Vohémar koa, zey tagniko); Ny région SAVA mety ho lasa SAVAPA 2. Mia manambola ny vahiny, ny Malagasy mety mia very zoho 3. Ny rive gauche, ho an’ireo manam-bola, ny rive droite, ho an’ny reradreraka 4. Miteny Frantsay, misaina Frantsay ary ho bakon’i La Frantsa ny malagasy 5. Mizatra manao foana isika rehetra : Oui Monsieur, d’accord vazaha, oui vazaha. tendremo fa bedy a! 6. Miomana fa patron-nao tsy maintsy na Karana na Vazaha vaky braguette ny akamarony 7. Ny Malagasy ahazo Miami si Tanamasoandra (mety ho tanteraka à 30% ireo zegny io ndray no ampiasaina atao ré-élection)..SAINGY, ho lasa tompony mangatak’atiny 8. Miami, tsara tarehy, SAINGY…ny vahiny no manararaotry ao satria ny Malagasy moa, aiha hanany vôla hanaovana location ao Miami? Tsy maintsy mijano ao @ Bronx ihegny olo jiaby ..EKENA SA TSY EKENAAA !! 9. Atao vita sinoa daholo ny artisanat 10. Avadika Shanghai i Behoririka, Atao tena tsara ary Chang daholo no patron ao 11. Avadikatsika Mumbai i Tsaralalana ary i Abdul daholo no patron sy mpanapaka ao 12. Ataotsika Avenue des Champs d’Hyprocarbures iny Ankorondrano iny. Tandremo tsy mikarama salaire expat fa tsy tafa ao eee 13. Ny Iles éparses ho lasa puits vide 14. ny simentra, efa tsy malagasy ary mbola tohizana tsy ho Malagasy ny mpamokatra azy 15. ny yaourt koa, hifaninanan’ny karana sy ny reunionnais 16. Ny teny vahiny no lasa dredradrenaina sy atao ambony; fa ho atao teny de troisème zone ny teny malagasy 17. Mia hisy ireo vahiny sahy hanambany MAlagasy aotran’i Patrick Leloup, zey nomeko anaram-bositry hoe « babakoto » satria mpanambany Malagasy 18. Apetraka ao @ sain’ny malagasy hoe ny vazaha no « ambony »; ny karana aza (izay ambanian’ireo Anglo-saxons sy Singaporian any amin’nybtaniny), mety mbola ho vitan’ny eto ny ampidera azy koa!!! 19. Ny maha Malagasy ny malagasy mihitsy no mety atao tsinitsinina FIDIO N13 FA LASA MISOLELAKY SY MIDERADERA KARANA sy NY FRANTSAY GASIKARA EEEE |