Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Tsara ihany no misafidy tsara toerana hianarana fa aty ivelany fa avy eo maro ny malagasy manao regrets!
1. harisoa32
( 03/07/2019 12:01)
Aleo misafidy toerana tsara ihany rehefa hianatra any ivelany any.
LIRE LA SUITE EN CLIQUANT (ou en copiant et collant) SUR CE LIEN suivant:
http://conseilsmalala.unblog.fr/2019/06/27/ry-malagasy-aleo-ihany-mifidy-tsara-toerana-hianarana-fa-maro-ny-naman-tsika-manenina-rehefa-tonga-aty/
Hamaly
novalian'i
stickcircular
ny
10 andro lasa
2. aliser
( 26 andro lasa)
Marina mihitsy ilay lahatsoratra. Zava-dehibe ny misafidy toerana tsara hianarana, fa tsy ny fankafizana ivelany ihany no jerena. Raha tsy mandinika mialoha dia mety ho tara loatra vao mahatsapa. Misaotra nizara ity torohevitra manan-danja ity e.
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0867